Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i nananie, milahatra araka ny daty
nananie
(
26/03/2004 11:45)
menôpôzy
Efa naheno ve nareo we misy sipa mbola 19 ans de efa menôpôzy sahady? In no mety mahatonga an'io ?Aretina ve zany sa we prekôsy fotsiny i kala?...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 15/04/2004 23:16
nananie
(
25/03/2004 13:37)
Miverina @ sipa taloha.
Raha nisaraka tamin'ny sipanareo nareo, nefa tonga saina aty aoriana fa tsy misy sipa ôtr'azy mihintsy, sahy miverina aminy ve nareo?...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/06/2004 23:57
nananie
(
25/03/2004 13:29)
Ny sipa trondro hono...
...malama ôtran'ny trondro, ny sipa vierge hono kizitina, ny sipa taureau hono saro-piaro, ny sipa scorpion hono sexuelle....ny bandy bélier hono mpanao collection, ny cancer hono mpanonofy.... Mba ...
tohiny
novalian'i booboo ny 04/06/2004 12:26
nananie
(
23/03/2004 11:01)
Sipa mitady sipa ho an'ny dadany.
Omaly aho nijery fandaharana tamin'ny tv dia nisy témoignage zay hoe le sipa 23 ans tsy mety manambady fa te anao collection an'lehilaly fotsiny hono.Ary ny zavatra tena mi-occuper azy dia ny mitady ...
tohiny
novalian'i nananie ny 21/06/2004 15:50
nananie
(
17/03/2004 15:40)
Misy problème kely ô!
Salut
Tsy fantatro, fa efa in 3 aho zao no nandefa sujet ato @ forum, dia lasa soamatsara le izy, fa rehefa mba te hijery ny valiny ah, dia tsy misy hita na ny sujet napetraka aza.Tao @ resa-dehil...
tohiny
novalian'i nananie ny 26/03/2004 11:48
nananie
(
12/03/2004 15:03)
Fihaonana.
Ary hono woa, mba nihaona ihany ve isika taty am-pita e?Dia taiza?Mbola misy miheritreritra ny hihaona ?...
tohiny
novalian'i ralay ny 02/04/2004 04:23
nananie
(
12/03/2004 14:26)
Fitia sur le net!
Iza no efa nahita ny atao hoe fitiavana tamin'ny net nareo?
Dia ahoana sy ahoana ny fandehany?...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 12/05/2004 22:32
nananie
(
12/03/2004 14:19)
???
11 septembre ( USA) = 11 mars (Espagne)????...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 30/04/2004 15:08
nananie
(
11/03/2004 18:40)
"Gafilo"
Nareo ve mihevitra hoe tsy hisy mpanodina ndray ve ny fanampiana azo avy any ivelany? ...
tohiny
novalian'i kitjo ny 26/03/2004 10:21
nananie
(
11/03/2004 14:38)
Tifatif
Ahoana no fahitan'areo an'izy ireo?Feo, Look sns?...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/06/2004 23:26
nananie
(
11/03/2004 12:18)
Complexe
Nareo lehilahy ve "compléxé" raha ny sipanareo manana noho nareo?...
tohiny
novalian'i nananie ny 29/04/2004 10:43
nananie
(
10/03/2004 16:56)
Bandy expérimenté.
Inona no mba tianareo vehivavy, lehilahy tsy mbola nanao sipa, sa lehilahy efa manana expérience?
Misy sipa zay hono woa tsy nety niharaka tamin'nle bandy izy satria mbola tsy nanao hono lery. ???...
tohiny
novalian'i ramaso ny 04/04/2004 03:55
nananie
(
05/03/2004 18:47)
Bandy malemilemy...
Ahoana no fahitan'areo an'ireny bandy malemilemy ireny e?Tsy mba mavitribitrika rehefa miharaka amin'ny sipany, fa malazolazo hafahafa ( na @ fomba firesaka, na @ pôzy).Ianao vehivavy indray no tsy...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/03/2004 21:30
nananie
(
06/02/2004 14:41)
Mitady mpihanatra tao @ Providence Amparibe...
Salut daholo!
Sao dia mba nisy mpihantr'i Providence Amparibe ianareo?(Classe de 7° tamin'ny 1992 na 1993)....
tohiny
novalian'i sipagasy ny 20/04/2004 17:28
nananie
(
06/02/2004 14:20)
Ny fanajana ny olona taloha.
Anisan'ny fahendren'ny malagasy ny fanajana ny olon-dehibe, indrindra fa ny beantitra.Ny mampalahelo anefa dia efa vitsy ny olona mitazona an'io.Raha mijery ny ankizy sasany (gasy) aty an-dafy ianao, ...
tohiny
novalian'i booboo ny 23/05/2004 18:16
nananie
(
05/02/2004 14:06)
Amitié entre un mec et une fille!
Dites les mecs est ce que vous pensez qu'une amitié avec un grand A entre un gar et une fille peut exister? Ou pensez vous qu'avec le temps, ça risque de devenir une relation plus intime?...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 05/04/2004 05:59
nananie
(
05/02/2004 13:34)
Système de points!
Manahoana Hery!
Ary angaha moa ity resaka "isa" isam-bolana ity tsy mety raha kaotina koa rehefa mijanona connecté miôtran'ny adin'iray ny olona?Raha ho ahy manokana mantsy , tsy hafaka mije...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 17/03/2004 11:02
nananie
(
05/02/2004 12:46)
Amour, distance...
Est-ce -que la distance tue l'amour? ...
tohiny
novalian'i booboo ny 17/05/2004 12:20
nananie
(
05/02/2004 12:21)
Crampe.
Salut!
Nareo ve reto rehefa période d'examen na période de révision de voan'ny crampe lava?Normal ve zany?Dia misy fanafody hiarovana amin'io ve?...
tohiny
novalian'i dasy ny 19/02/2004 09:01
nananie
(
05/02/2004 11:26)
Bandy saropiharo...
Salut daholo!
Noheveriko hatrami'zay fa ny sipa ihany no mba saropiharo, hay kay ny bandy ihany koa.Sady amizay danz be rehefa ry zareo no mba jaloux! Misy ol fantatro zay zao hoe nisaraka tam...
tohiny
novalian'i ramaso ny 04/04/2004 04:03
