Système de points!

1. nananie ( 05/02/2004 13:34)
Manahoana Hery!

Ary angaha moa ity resaka "isa" isam-bolana ity tsy mety raha kaotina koa rehefa mijanona connecté miôtran'ny adin'iray ny olona?Raha ho ahy manokana mantsy , tsy hafaka mijery an'ity matetika aho, fa rehefa hafaka aho, dia mijanona ela ela ihany !
2. hery ( 05/02/2004 16:54)
manahoana,

Rehefa mijanona elaela enao dia mety hoe manao zavatra. Ohatra hoe mandefa hafatra sns.
Ireny actions rehetra ireny dia ahazoana isa daholo... eny hatramin'ny fandraisana anjara eto amin'ny forum aza.
3. fijo ( 06/02/2004 16:34)
dia misaotra izany rahery,ary ataovy be ny points fa avy aho an.ih,ih,ih
4. ikaretsaka ( 07/02/2004 17:24)
mba tokony havadika bizoroka 1 isaky ny 10 points sady be ny mila @ izao ST Valentin zao sa?
5. donemaskit ( 08/02/2004 20:10)
mba isaky ny 50 kosa e, sa...
6. hery ( 08/02/2004 20:30)
Hihihi,

Hevitra efa tonga tato antsaiko mihitsy io.... fa hozy aho hoe mihena izany ny points raha vao analana bizoroka?

Hevitra mety.
7. donemaskit ( 08/02/2004 16:34)
tsy mampaninona mihitsy, hatao inona hivangongo marina ilay isa e ? manome biz'oroka mbola mahafinaritra !! lol
8. donemaskit ( 08/02/2004 16:37)
raha mety dia, ataovy fonctionnel alohan'ny faran'ny volana eeeee !!!
9. ikaretsaka ( 08/02/2004 19:04)
ka asiana toerana fanakalozana points ho bizoroka mihitsy ko... dia izy mitady dia mivarotra ny points any
10. ikaretsaka ( 12/02/2004 14:29)
sa?
11. fijo ( 13/02/2004 10:33)
tena hevitra tsara iny ry karetsaka,sady efa fampianarana mitantana zavatra koa.no mampianatra ny olona hitia varotra.
12. donemaskit ( 14/02/2004 10:18)
in koa no azo atakalo points re e ?
13. ikaretsaka ( 14/02/2004 18:35)
sary ohatra! sady manao karazana jeux ato hoe .. ohatra hoe 20 points = bizoroka 1 dia manome biz oroka 5 olona 1 ohatra dia mahazo mijery ny sariny anakiray natokana ho an'ny namany manokana... dia izay manana Biz oroka betsaka indrindra no maharesy lany top best @ Namana dia mahazo Etoile Isambolana dia izay be etoiles indindra no tena favy ato!
14. donemaskit ( 14/02/2004 13:47)
ny dikan'zany dia hoe azon'izay be isa jerena ny sarin'ny kil rehetra tiany, tsy mety kosa zay raha toa ka tsy miombon-kevitra ilay olona e.
15. donemaskit ( 14/02/2004 13:55)
hevitro 1 hafa :
atao système-na jeu de cartes, ny be isa indrindra asiana icône-na "as", "roi", "dame"(vehivavy), "vallet" ...
16. ikaretsaka ( 14/02/2004 17:26)
ka hifanarahana hoe valeur na fiyry bizoroka no mijery ny sarinao ko
17. ikaretsaka ( 15/02/2004 18:14)
matoa anie ialahy Ramazkita mahazo Biz oroka d emisy admirer izay e.. dia mba tsy omena sary ve ny admirer?
18. ikaretsaka ( 17/03/2004 11:02)
ary tsy novalian'i lery ny koziko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.213