Tetikasa sy vinavina

antsa31 ( 17/09/2023 21:09)
Manao ahoana daholo, je cherche une nounou pour les sorties de crèche pour un bébé de 15 mois, 18H15 19H45 mardi mercredi et jeudi à Paris métro Nation. Idéalement nous cherchons une nounou qu... tohiny
tiavanafi ( 14/07/2023 14:21)
Bonjour daholy,  Saika mba agnontany za manana vola 200 millions fmg afaka atomboka vé n'y fanaovana trano sa mbola  tsy ampy ? Marihiko fa trano tiko atao trano vato étage satria kely n'y tokota... tohiny
tiavanafi ( 14/07/2023 14:21)
Bonjour daholy,  Saika mba agnontany za mana vola 200 millions fmg afaka atomboka vé n'y fanaovana trano sa mbola  tsy ampy ? Marihiko fa trano tiko atao trano vato étage satria kely n'y tokotani... tohiny
azrael666 ( 14/04/2023 18:16)
Mbola possible ve ny hiverenan'ny ambiance niainanareo taloha teto amin'ity vohikala kantontsika ity? Mbola possible ve ny fiainana feno tsikitsiky, vazivazy, nofinofy amin'izao 2023? Mety mbola possi... tohiny
novalian'i hery ny 25/04/2023 09:30
ketaka_hanitra ( 10/08/2022 12:59)
Miarahaba tompoko, Mikasa hanagana trano ka mila hevitra aminareo ,mirefy 6m*4m lay tany de atao misy rihana efitra2 ny ambony ,ny ambany efitra 1 malalaka ,miampy ambony lakozia ,ambany douche , ny... tohiny
RUZ9 ( 25/02/2021 07:48)
Ho anao orinasa misehatra amin'ny serasera ; ny fikambanana miankina na tsy miankina indrindra ity sarimiaina malagasy long métrage ity : [url=http://]cyrius.unblog.fr/?p=2583[/url]... tohiny
Beni21 ( 25/04/2020 13:15)
Ho anao mitady fidiram-bola hafa ankoatry ny karamanao isam-bolana dia ity misy tolotra ho anao. Asa tsy mila antoka na vola aloha fa mila manana "CONNEXION'' fotsiny ianao amin'ny finday na solosaina... tohiny
jojomi ( 10/02/2020 08:18)
efa misy calcul de base oe otrinona ny m2 ra ohatra ka hanao dalle d fer 10 sy 12 no ampiasaina?... tohiny
novalian'i Setam ny 14/09/2021 21:54
harisoa32 ( 02/07/2019 13:18)
Ho antsika Malagasy mipetraka any ivelany, indrindra2 ho antsika mipetraka aty @ toerana hoe betsaka problème sociaux, betsaka olona mpanavaka, betsaka bavure policieres (nefa @ io izy firenena miseo... tohiny
novalian'i Talii ny 19/08/2019 18:52
harisoa32 ( 29/06/2019 07:06)
Tsy mahagaga ireo taxi-be sy taxi-brousse rehetra raha marque rainiboto sy japy. satria sady mafy no mahataty gidragidra, no tsy mandany vola @ entretien “….Inquiétant. L'image de fiabilité de... tohiny
hasina34 ( 06/05/2019 10:51)
Ry namana Malagasy rehetra, Ny tenako moa Malagasy tia tanindrazana ary efa ela no nipetrahako tany Dago ary teo no nahitako fa mbola maro ihany ny zavatra mbola azo atao any. Ireto misy proposition ... tohiny
novalian'i Gameur ny 06/05/2019 11:34
RUZ9 ( 02/05/2019 09:43)
Afaka miara-miasa isika. "Ordinateur" iray "connecté" sy fakantsary na finday azo akana sary sy "clé" iray dia azo anombohana ny tetikasa. Jereo ny ampahany amin'ny asa vitako. ato [url=http://cyriu... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 02/01/2020 10:47
hasina34 ( 26/04/2019 19:41)
Bjr, Tsiory, citoyen Malgache, patriote, vivant au Canada. C'est la 3ème ou 4ème fois que j'écris sur ce forum depuis. J’ai quitté Madagascar peu après 2010 (vous devinerez pourquoi) et me sui... tohiny
AndKam ( 07/01/2019 15:06)
Manolotra ny arahaba amin'ny mpikambana rehetra ary dia tsy hadino ny mirary soa sy fahombiazana ary fahasalamana amin'ity taona vaovao ity. Saika mba hanontany anareo mpikambana aho fa mila fanampin... tohiny
Freddyco ( 07/09/2018 11:15)
Misy tolotrasa travail en ligne mety hahazoana 300$ isambolana, tsy sarotra ny atao fa juste mpartage fotsiny...raha liana dia mandefasa hafatra miafina na mcomente eto na tonga dia misoratra anarana ... tohiny
tovorandria ( 05/08/2018 15:18)
Miarahaba anareo araka io lohahevitra io dia mitady olona afaka miasa sy mifanampy aminay ao amina orinasakely fakan-tsary, photocopie, impression sy scan, izany hoe mba olona manam-pahalalana mikas... tohiny
gasygasy5 ( 05/10/2017 09:18)
Salama tompoko o, Mitady mpanao trano (macon ) na autoentrepreneur eto Frantsa aho , izay liana de afaka miaramiasa isika . Antsoy aho aotra enina raika amby efapolo telo amby roapolo douze zero 5. M... tohiny
RUZ9 ( 05/10/2017 08:33)
[i][b]Hampiasa vola ianao[/b] ?[/i] [i]I[b]tony ny sarimiaina vita malagasy[/b] [/i][url=http://]http://cyrius.unblog.fr/?p=1562[/url] [i]Vita haingana, 4ora no ilaina hahavitana sarimiaina 2 mn[/i]. ... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 02/05/2019 09:41
alexandra32 ( 11/08/2017 06:49)
Manahoana daholo, Mitady correspondant sy namana Malagasy, manana zanaka lahy ary manana intention TSY hampanao famorana an'io zazalahy io. Ny tenako moa Malagasy ihany, fa mihevitra ahy hoe? meme si... tohiny
alexandra32 ( 20/07/2017 19:49)
Ny tenako moa Malagasy tia tanindrazana ary efa ela no nipetrahako tany Dago ary teo no nahitako fa mbola maro ihany ny zavatra mbola azo atao any. Ireto misy proposition vitsi2 na bizna mety mandeha ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.4459