Mila hevitra @ fanangananna trano

1. tiavanafi ( 14/07/2023 14:21)
Bonjour daholy, 
Saika mba agnontany za manana vola 200 millions fmg afaka atomboka vé n'y fanaovana trano sa mbola  tsy ampy ? Marihiko fa trano tiko atao trano vato étage satria kely n'y tokotaniko izay mirefy 300 m carré eo eo,  donc  1 chambre salon de cuisine toilette salle de bain ambany de chambre telo  ambony.
Misaotra @ valinteny tompoko
novalian'i Shawowning ny 23 andro lasa
2. Shawowning ( 23 andro lasa)
Mitady hevitra tsara ianao! Amin'ny vola 200 tapitrisa FMG, mety ho ampy ho an'ny fanombohana ny trano vato étage, saingy mila fanadihadiana tsara ny tetibola. Miresaha amin'ny mpandrafitra na injeniera mba hahazo antoka tsara. Mirary soa!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3914