MBOLA POSSIBLE VE

1. azrael666 ( 14/04/2023 18:16)
Mbola possible ve ny hiverenan'ny ambiance niainanareo taloha teto amin'ity vohikala kantontsika ity? Mbola possible ve ny fiainana feno tsikitsiky, vazivazy, nofinofy amin'izao 2023? Mety mbola possible hifankahita amin'i Hery, Choukely, Ikalamako, Fijo, sns ve aho fa tena maniry izany fatratra?!
novalian'i hery ny 25/04/2023 09:30
2. hery ( 18/04/2023 17:46)
Eo andalam-pikirakirana sy fanavaozana an'ity fitaovana ity mihitsy aho izao... mety ho vita amin'ity herinandro ity. Dia eto indray isika e :-)
3. hery ( 18/04/2023 17:48)
Eo andalam-pikirakirana sy fanavaozana an'ity fitaovana ity mihitsy aho izao... mety ho vita amin'ity herinandro ity. Dia eto indray isika e :-)
4. hery ( 18/04/2023 17:49)
Eo andalam-pikirakirana sy fanavaozana an'ity fitaovana ity mihitsy aho izao... mety ho vita amin'ity herinandro ity. Dia eto indray isika e :-)
5. gasyjean ( 21/04/2023 15:43)
Mety,fa samy efa antitra  daholo isika sasany!!! :-)
6. gasyjean ( 21/04/2023 15:47)
Inona izao no mety fety manaraka zoky Hery? Izaho tsy mpandeha fa raha misy, mety ho eritreretiko ny hoavy.
7. hery ( 21/04/2023 19:19)
gasyjean:
Inona izao no mety fety manaraka zoky Hery? Izaho tsy mpandeha fa raha misy, mety ho eritreretiko ny hoavy.

Ilay mikarakara no tsy misy loll. Izaho koa vonona hanatrika raha misy.

Azo atao koa anie ny mijapy fety e. Rehefa misy soirée iray ohatra  dia tenenina daholo dia mifanao fotoana any
8. Azrael666 ( 23/04/2023 09:57)
mahafinaritra daholo rangah nareo a! Mba mitenena rehefa misy mankaty Madagascar fa mba te hahita mivantana anay
9. hery ( 25/04/2023 09:30)
Betsaka ny namana any Madagasikara ato an :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1581