Mitady olona iasa @ fakan-tsary, sy manana fahaizana mikasika ny Ordinateur

1. tovorandria ( 05/08/2018 15:18)
Miarahaba anareo

araka io lohahevitra io dia mitady olona afaka miasa sy mifanampy aminay ao amina orinasakely fakan-tsary, photocopie, impression sy scan, izany hoe mba olona manam-pahalalana mikasika io sehatra io, tsy voatery ho olona be diplome be fa rehefa mahay an´ilay asa dia mety, ary mety ihany koa na lahy io na vavy.

Ao Tana no misy ilay asa

Misaotra antsika mialoha
2. Freddyco ( 07/09/2018 11:20)
Aiza hoaiza eto Tana azafady dia ahoana ny karama sy ny momba azy??
3. tovorandria ( 07/09/2018 15:45)
Sao afaky mamela email ianao dia any isika no miresaka ny tohiny?
Misaotra mialoha
4. Freddyco ( 10/09/2018 05:10)

tovorandria :

Sao afaky mamela email ianao dia any isika no miresaka ny tohiny?
Misaotra mialoha


Ok..frederyc9@gmail.com
5. tovorandria ( 10/09/2018 10:09)
Miaraba anao,
Misaotra tamin´ny email
efa nandefasako email ianao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3076