Lisitry ny sokajy
Fandraisana
Tonga soa eto amin'ny forum.serasera.org izay toerana hiadian-kevitra sy hametrahana fanontaniana. Raha hijery ny mombamomba anao dia tsindrio eto. Raha hanoratra kosa dia mandehana eto.
Lohahevitra niova
xtancerblue
43mn lasa
[left][/left]
[left][color=#000000][size=2][font=??????] [/font][/size][/color][/left]
[left][color=#000000][size=2][font=??????]If your inbox feels like a battlefield these days, you're not alone....
tohiny
RBNIR
1 andro lasa
Maro no mbola tsy mahafantatra misy koa no mbola manafangaro.
Inona ny helo, ary inona ny paradisa? inona ny afobe , helo ihany v? Ary inona ilay tany vaovao sy lanitra vaovao, paradisa ihany v?
Bet...
tohiny
bolihfriendssa
7 andro lasa
(Toko 1)
Ny bitsiky ny foko, ianao no andrianiny
Ny lalana rehetra, ianao no fahazavany
Tsy misy hafa intsony, fa ianao irery ihany
Ilay tokana ato am-poko, mandrakizay eto an-tany.
(Refrain)
...
tohiny
RBNIR
8 andro lasa
Faly mifanerasera amin-tsika hatrany ry namana isany.
Samia mandinika ny zava-misy ankehitriny dia MBA diniho tsara ary fakafakao lalina ity tenin'i Jesosy Kristy ity...
Fa Andriamanitra kosa nana...
tohiny
RBNIR
8 andro lasa
Faly mifanerasera aminareo indray ry namana isany,
Efa elaela ihany izay no tsy mifaneraserana teto, toa nangina ny saha?
MBA aiza daholo ireo namana rehetra Mbola any ihany v? Rhajo, bor2lais, ma...
tohiny
hery
19 andro lasa
Eo an-dalam-panavaozana tanteraka ny Radiovazogasy aho amin'izao fotoana izao. Ny site sy ny studio no hohavaozina amin'izany.
Ny site aloha dia atao mitovy amin'ny fitaovana izay ampiasain'ny To...
tohiny
Rakoto Mpikabary
28 andro lasa
Salama tompoko,soso-kavitra mba hatsipy ny ahy ity e!tsy mety ve raha toa ka mba asina fizarana Hainteny fanao anaty Kabary ato?...
tohiny
katar12
31/01/2026 15:26
Rubel__ on_y_va__RL__music
Ny fianara no lova tsara indrindra
Ny fianara ro maha tafita
Mianara tsara rankizy eh
Fa fianara io no tena izy euh,, mianara tsara raha vao ampianarin'olo fa...
tohiny
katar12
31/01/2026 14:54
[img]https://forum.serasera.org/media/images/2026/01/31/m/1762890865802.jpg[/img][youtube]RUBELMada-b[/youtube]...
tohiny
Samson17
14/01/2026 13:27
Salama daholo, misy mahafantatra ny Labdoo ao Zurich vé ato, lay manao don ordinateur
Misaotra indrindra ...
tohiny
Lahatsoratra vao tonga
xtancerblue
43mn lasa
RBNIR
1 andro lasa
hery
6 andro lasa
bolihfriendssa
7 andro lasa
RBNIR
8 andro lasa
RBNIR
8 andro lasa
RBNIR
8 andro lasa
hery
8 andro lasa
hery
8 andro lasa
hery
8 andro lasa
