Eritreritra mandalo

dailynews ( 12/10/2006 17:37)
inona koa ry reto no dinika azo ampiana eto? izaho izao mahita ohatra. satria fianakaviana tsy ho voatery any amin ny fanabeazana na fitiavana dia inona koa? -fianakaviana -boky(tsy ho voatery a... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/10/2006 08:29
Aino ( 11/10/2006 17:55)
manotany tena hoe fa inn ity mahazo any salmo, tao ziay resaka resahiny de sipa sipa io faona. sady resaka sipa miverina in-jato. elahy ve letie te ho be hisa tahaka ny olona be hisa efa panoratra h... tohiny
novalian'i Aino ny 12/10/2006 11:42
xxx ( 11/10/2006 08:51)
Mba eritreritra mandalo ihany ny ahy ry reto, misy ps maromaro wa manao foroma eto isan'andro, tafiditra ao ny alahady sy asabotsy an sady efa inscrites efa elabe, ny sasany aman-taonany maro, kanef... tohiny
novalian'i cutie ny 11/11/2006 20:37
andrea ( 11/10/2006 07:13)
Ndao indray tohizana.. Niko> ianao no mamorona haingampanahy mahalasa eritreritra androany - volana karekare sa pompier manao zipo? sa hoe niverina ilay volana dia lasa voaborosy tsara ny lela teo a... tohiny
novalian'i simplex ny 14/10/2006 21:49
salmo ( 09/10/2006 17:15)
Ny fahatsarany zanak'olom-belona ve mitondrany tsy fahasalamana:?: mino aho fa ''tsia'', nefa misy ny ''eny'' . fa eritreritro dia soa ho an-tsika aty an-tany :-D:-D:-D ... tohiny
novalian'i ninih ny 11/10/2006 16:04
salmo ( 09/10/2006 14:27)
Nahoana no vhv anakiray ihany no tokony hatao sambatra, fa tsy efatra? :-P sa ilay efatra aleo ho hijaly any? ... tohiny
fasaly ( 08/10/2006 14:05)
Mba manontany tena ihany hoe ahoana no hahazakàn'ny oul mpisotro zava-pisotro misy alikaola satria raha ny tenako manokana dia tena tsy mahatanty, ny zavatra niseho raha mba nanandrana aho dia io coc... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/10/2006 20:58
lost ( 08/10/2006 11:28)
Eny ekeko fa fitadiavina ary eo ko ny fiakaran'ny solika kanefa naizany aza toa nidangana be ilay mpandefa entana any dago iny zao!10euros zao ny 1kg ka amiko tsy misy tokony andefasako any tsony f... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/10/2006 16:41
raygasy ( 05/10/2006 16:39)
Efa tonga aty New York ny tarika MAHALEO koa mba andao ry reto zay mba afaka hiaraka hanala azy any e!dia mba mikikika mihira eo e!....... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/10/2006 05:49
Aino ( 05/10/2006 15:27)
izaho aloha dia anisany olona lasa saina sy be eritreritra momba itony zavatra miseho itony eh!! fa dia inn laotra no mahatonga ny akabehazany lhl hanolana zaza tsy ampy taona na zaza kely, nefa vhv ... tohiny
novalian'i ninih ny 09/10/2006 13:38
volamena ( 05/10/2006 06:53)
Mbola misy ve ny fihaonana amin'Andriamanitra tahaka ny t@ fotoanan'dry Moizy ( na Mosesy). Ny Andriamanitr'i Abrahama, Isaka sy Jakôba io teneniko io. Misy tokoa ve io fifandraisana io @'ireny fiang... tohiny
novalian'i volamena ny 27/10/2006 10:08
rabaradaka ( 04/10/2006 14:02)
Lasa ny eritreritro, ity lay eritreritra mandalo zareo a, rehefa tsy hanao intsony ve Ravalo dia i Patrick no hisolo azy ? Aza hitako marina, mba e !!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/10/2006 16:42
chipie1 ( 04/10/2006 11:02)
mba nakaiza daolo lé namana mpi forum be teto taloha toa tsy hisy tazana e , ry pitchou , dizneff34 , mumu , mihanta , kinaoly , riffeur , poupounesana ; zakilinina :-D , nananie , voninkazokely sns ... tohiny
novalian'i chipie1 ny 19/10/2006 11:49
lemenakely ( 04/10/2006 05:19)
Raha maharemarque isika rehetra ny ankabeazan'ny aéroport dia mitondra ny anaran'nireo filoha nitondra ny tany azy avy. Ohatra ny eto FRANTSA dia misy ny CDG na CHARLES DE GAULLE . Ny ao NEW YOR... tohiny
novalian'i tandry ny 09/11/2006 06:19
caprio ( 03/10/2006 23:21)
Maninona wa isika eto @serasera raha mba mifanasa misakafo,indrindra fa isika izay aty an-tany lavitra aty de ireo izay mba mifanakaiky dia mba mifanasa e... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/10/2006 08:32
dailynews ( 01/10/2006 20:42)
Izaho isanandro tsy maintsy mandalo eto farafaharatsiny telopolo minitra. fahendrena ve izany? sao dia tahaka ny rongony izy ity ny farany?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/10/2006 21:50
diamondra27 ( 28/09/2006 08:14)
tsy hoe akory mirary zava-dratsy olona, fa noho ny zava-bitany sy ny soa azo taminy sy ny fahaizany dia lasa ny eritreritro hoe:iza no olona afaka handimby an'i Pr RATSIMAMANGA raha tonga ny fotoana ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/09/2006 08:58
lemenakely ( 26/09/2006 19:18)
Tandremo aza ianarana sao maratra! ny entana efa hita mbola mianjera koa en plus:°):°) http://www.dancehallreggae.com/imageview.aspx?ImageID=16148... tohiny
novalian'i ninih ny 06/10/2006 13:20
xxx ( 26/09/2006 13:08)
Bonjour, je suis ici en france, je suis enceinte et je me suis separé de mon mari.helas, je suis tte seule ici en france. J'ai besoin de ma mere pour m'aider et m'assister pendant mon accouchement ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/10/2006 05:43
mirambola ( 23/09/2006 20:02)
slt!! daoly nareo, nareo ve mino hoe iny norinareo iny efa niseho na koa hoe mbola hiseho any aoriana any !!!! mba omeo site oe ry reto ra mahafatatra nareo ( interpretation de reve) misaotra e!! hoat... tohiny
novalian'i xxx ny 06/11/2006 16:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.4401