Eritreritra mandalo
Fiffi
(
02/11/2006 07:42)
Lasa hoe ny heritreritro ry zareo hoe : ny lehilahy eto @ sera2 de tsy mba misy (na misy aza , 1 na 2 angamba) mamaly dinika ao @ sakafo ka mba ny zavatra tiako hanontaniana de zao :
-Ianareo ve ...
suite
répondu par Fiffi le 17/11/2006 15:57
fijo
(
01/11/2006 21:16)
lasa wa ny saiko we,isika eto miresaka tsara tsy misy tomika,ary tena mifanakalo hevitra sy traikefa sy ny rehetra.ka izao le fanontaniana;
isika namana eto ve.
mpifankahalala? sa
mpifankahay? sa
...
suite
répondu par fijo le 09/11/2006 22:22
diamondra27
(
28/10/2006 18:10)
lasa ndray ny eritreritro oe: inona daholo no azo ampiasana an'io?
de ahoana ny tokony atao raha te-hanao izany?...
suite
répondu par kitjo le 04/11/2006 06:34
kitjo
(
28/10/2006 10:46)
Ho an izay tia mandefa eritreritra ohatra anah, zao ny fialamboliko..haha..ohatra tsisy atao e?
Vinavinao zay sary hitanao @ilay rahona
http://cloudappreciationsociety.org/gallery/index.php?x=br...
suite
répondu par kitjo le 10/11/2006 12:53
vale
(
26/10/2006 14:31)
Miarahaba e,
Hono hoà mba lasa ny saiko e, raha gasy izany no metisy dia gasy ve izy sa vazaha, ny fandraisan'ny olona azy? (raha ho antsika gasy ohatra dia inona no tonga dia fandraisana io olona i...
suite
répondu par Fiffi le 06/11/2006 18:41
rabaradaka
(
26/10/2006 13:09)
Noel Raharijaona dit Harijao est nommé 1er conseiller de l'ambassade de Madagascar en Afrique du Sud, sis au 90B, Tait Street, Colbyn, dans la banlieue de Pretoria. Que va dire Tabom Beki ? hahahaha ...
suite
répondu par kitjo le 04/11/2006 16:09
dolby
(
26/10/2006 12:25)
Tena tsy azoko mihitsy aloha fa hoe naninona ary no natao hoe helika , maninona koa no nasiana volo maniry ? lasa mahabe fahasahiranana ilay izy :-)
Maninona tsy natao toy ny ao ambadiky ny lohalik...
suite
répondu par papounette le 03/11/2006 09:30
Kamoufle
(
26/10/2006 10:07)
Hitsingerina ny taona
Ka asa izay mba ho entiny
Ny kitoza indray tsy ho foana
Fa atao grillade be ny lapan'ny tanana
Eny tokoa fa mahantra ny tanoran'ny ambanivohitra
Mahita ny fomba f...
suite
répondu par kelly13 le 28/10/2006 12:14
sonwin
(
26/10/2006 09:45)
Ary ny resaka ato tena mandeha be mihitsy an! dia mandeha daholo koa ny honohono isan-karazany! owe izao sy izao hono e! mahatsikaiky ry 'zareo...
Ny hafatro?..mpandalo aho no eto!
Dia aza lasa...
suite
répondu par ninih le 31/10/2006 16:47
kitjo
(
25/10/2006 12:37)
Niady hevitra izany izahay ato efa hatry ny ela tsy mbola voavaly foana
Inona kay ny anaran'ilay ratsan-tanana anelanela'ny fanondro adala sy ny akihikely @teny gasy?...
suite
répondu par kitjo le 04/11/2006 06:40
tslem
(
25/10/2006 12:08)
sao mba tokony asiana dinika vaovao indray ry hery etsy @ dinika rehetra etsy fa mba jereo anie ny dinika ao @ fanabeazana ao e,ao @ lé oe surdoué...
suite
répondu par ninih le 31/10/2006 17:13
belaza
(
25/10/2006 10:02)
mba ohatriny ahoana ry zareo zany romantique? fa tena tsy haiko mihitsy na fiteny na fihetsika...
suite
répondu par belaza le 04/11/2006 07:58
tslem
(
21/10/2006 08:47)
hono ho aho ry zareo ,mba lasa ihany ny saiko ho antsika aty antaninolona aty,mba mahay marseillèse daholo ve isika ireto?,zah alou tsy mahay fa raha mba misy mahay de alefaso eto ny tonony,sao sanat...
suite
répondu par mirana5 le 02/11/2006 17:45
salmo
(
19/10/2006 19:24)
Nareo ve manaiky fa mitovy ny filalaovana baolina eo anatrehany vhv sy lhl:roll: ?? zah miteny ''NO''. satry be dia be ny vhv matahotra kofona :-D:-D:-D. tsy vitany izany ihany anefa, fa ny vhv rehefa...
suite
répondu par Aino le 02/11/2006 15:00
dolby
(
18/10/2006 09:29)
Inona ary no tsara hividy zavatra lafo dia mety hoe mateza (aman-taonany) kanefa mora lany daty sa hividy zavatra mora dia solosoloina matetitetika ?...
suite
répondu par Fiffi le 23/10/2006 20:31
mimich
(
18/10/2006 09:22)
ahoana ny fomba nahitanareo ity tranonkala n'ny serasera ity kay???
ny ahy an!! tam 2003, leo ny mamaky forum wanadoo , de nikitikitika teo, tao am site wanadoo io an!!de misy we annuaire /correspon...
suite
répondu par zazoo le 18/11/2006 13:54
Aino
(
16/10/2006 20:20)
asa aloha raha izaho koa no manao eritreritr-adala fa nieritreritra aho hoe, moa ve mba misy ihany ny lhl mivarotena eh? ilay sarimbavy mande hireny tsy kotina tsony ah!! fa hoatra fotsony hoe lhl tso...
suite
répondu par Aino le 25/10/2006 21:25
Aino
(
15/10/2006 12:02)
ary tao tsy tazana hintsony hoa i bedada eh!!!
any ka matetika tsy misy dadabe antsoina hintsony :lol:...
suite
répondu par diamondra27 le 05/11/2006 10:45
Tokinao
(
14/10/2006 23:14)
- Ho teneniko eto ny fandinihiko ny [b]teny malagasy diso fanoratra[/b] (izany hoe "tsy ofisialy") eto @ "internet".
- Aorian'izany dia misy [b]lalao[/b] tiako ifanaovantsika koa.
[b][color=blu...
suite
répondu par cutie le 12/11/2006 21:20
Fiffi
(
13/10/2006 07:02)
Lasa indray ny heritreritro @ ity Vendredi 13 ity !
Mino an'zany ve ianareo fa andro ratsy io ? Ny heritreritro aloha de hoe raha toa ka mino hoe tena andro hisehoan'ny ratsy , na loza na zavatr...
suite
répondu par Fiffi le 20/10/2006 15:01
