Tsetsatsetsa tsy aritra

ariel ( 03/02/2006 18:43)
nahita vaovao t@ gazety za dia hoe mbola misy h@ zao eto @tsika ny atao hoe matoatoa tena marina ve zany, miandry ny hevitrareo... tohiny
novalian'i vahatra22 ny 08/05/2006 14:43
Tinahr ( 25/01/2006 12:09)
Vaovao nivoaka ny gazety ny 24/01/06;Nisy matoatoa vavy nanakana taxi teny Ambohitrarahaba,tsy fantatr'ilay chauffeur mihitsy hoe matoto de nentiny;kanjo nanjavona nony tonga akaikin'ny toerana nialan... tohiny
novalian'i pissoa ny 08/02/2006 18:21
kally ( 14/01/2006 07:15)
Naheno aho fa nisy an'io vaovao nampalahelo io nitranga tany Frantsa (tany Avignon), fianakaviana gasy (9 mianaka) no voalaza fa maty sempotry ny gazy karbônika.Mampalahelo sady any an-tany lavitra a... tohiny
novalian'i fasaly ny 05/03/2006 09:38
lemenakely ( 10/01/2006 07:40)
ny olona any dago dia mieritreritra fa izany olona avy any an-dafy izany dia olona tsy misy toa azy manam-bola e etc...MANAHIRANA NY MIAINA E... tohiny
novalian'i bozimanga ny 15/02/2006 05:20
zoara ( 31/12/2005 13:08)
salama daholo! zah ry reto nahazo ireny hafatra mpisoloky ireny zay milaza fa lery hono zanaka mpanakarena any afrika ka mitady ny fanampiako ahazoany ny lovany fa homeny 15 isanjatony aho(afoheziko ... tohiny
novalian'i sheran555 ny 20/03/2006 13:58
lemenakely ( 29/12/2005 17:22)
ireo pilote afrikanina dia lafo karama kokoa noho ny teratany ...nefa ny pilote gasy dia mahay ga dia manomana menace de gréve ry zareo...... tohiny
novalian'i toovs ny 16/05/2006 13:23
jentilisa ( 17/12/2005 13:18)
Dia ity koa misy zavatra iray! anisan'ny atahoran'ny mpitondra fiara mpanitsa-dalàna indrindra indrindra moa fa ny minibus ireny scooter kely mavo manga mandehanfeha eto an-tanàna ireny...secant ... tohiny
jentilisa ( 17/12/2005 13:09)
Tato ho ato izay teto Antananarivo. Asa raha nahatsikaritra isika fa misy soratra maitso ngezangeza iny amin'ny sasany amin'izy ireo. Izao ny soratra ao hoe : ariary zato na aiza na aiza no antsoinao.... tohiny
novalian'i fijo ny 05/01/2006 22:04
jentilisa ( 03/12/2005 15:05)
Mba fantatsika ve fa Nizeriana izany hoe afrikana no namorona ny herinaratra avy amin'ny masoandro soalohany saingy rehefa tsy noraharahian'ny olona avy aminy izy dia namidiny tamin'ny hafa ny voka-pi... tohiny
novalian'i fijo ny 28/12/2005 18:43
jentilisa ( 26/11/2005 10:55)
Teny fandretsika angamba izany hoe ampongamaroanaka (batterie) na vatamaroafitsoka (synthete) izany. Ity teny ity indray dia noforiniko teo ampahenoana sy ampijerena ity zavatra hitako tetsy Antaninar... tohiny
novalian'i jentilisa ny 03/12/2005 15:08
xxx ( 26/11/2005 07:12)
Depuis plusieurs semaines, des éléments des forces de l’ordre affectés à la protection de nos hautes personnalités se sont donnés la mort. Et chose curieuse, le mobile était toujours le même... tohiny
novalian'i soanava ny 27/11/2005 16:46
Fanja1 ( 02/11/2005 15:48)
La photo numérisée et bientôt les empreintes digitales, voilà ce que contiendra la puce électronique insérée dans le futur passeport biométrique. Indispensable pour se rendre aux Etats-Unis, c... tohiny
nirvana ( 12/10/2005 13:09)
Slt o! so dia mba misy mahita trano ahofa kay azfdy ? Ao @ ireto quartier reto: Ankadifotsy, faravohitra, Antaninandro, Ampandrana, Ambondrona. Misy jiro misy rano. Loyer max: 450000 Fmg na 90000 Ari... tohiny
novalian'i tranotovo ny 24/04/2017 09:47
LazaRandri ( 04/10/2005 06:30)
[u]Nadika avy tao amin'ny La Gazette:[/u] [i]le syndicat revendique au gouvernement Jacques Sylla et à la société QMM trois points fondamentaux: - Ce sont d’abord, la définition et l’insta... tohiny
novalian'i pitchou ny 04/10/2005 08:43
jajaf401 ( 08/09/2005 19:14)
Faly miarahaba antsika rehetra alou!! Rotsaka = resaka! Inty aloha misa blagy tena marina io ah: ilay izy fialana pas fa tsy tena afa-niala ilay rangahy! Raha nitondra kisoa teny an-dalana izy de ... tohiny
novalian'i jajaf401 ny 11/09/2005 04:01
rbnsl ( 31/08/2005 17:38)
Betsaka no efa nahazo fa anjaranao ndray zao : misy fomba tsotra, haingana, mahavariana mety hahazoanao volabe tsy toko tsy forohana; aza heverina hoe mampiesona ity fa hoe ato anaty internet: TENA MA... tohiny
novalian'i Kotity ny 04/09/2005 16:42
Bocassa ( 26/08/2005 09:30)
Salama tompoko! Mba diniho anie ity ê: Rehefa handefa émission tsara ny TV iray dia toa lasa manararaotra be fotsiny. Alohan' ny handefasany an' ilay émission mantsy dia mandefa PUBLICITE aloha iz... tohiny
novalian'i palince ny 21/09/2005 14:16
dakoma ( 25/08/2005 13:25)
FAntatrao ve ny zafim-bazaha ao Antsirabe?Ry Hanitra sy ry NAina ry Landy eny @ Volavita E! Fantatrareo ve ny groupe viking fahiny ilay mpi-organiser boum tao @ Thermes?Ilay bandy mpiady lava miray t... tohiny
novalian'i betty ny 25/10/2005 11:29
kally ( 19/08/2005 08:43)
Mba mampanontany tena ihany indraindray fa tsy tahotra tsy henatra ny sasany.Ny vahoaka milentika anaty fahasahiranana, ny tranony rava tsy voaorina, ny lehibe tsy te-hahalala izany.Tsaroantsika ny vo... tohiny
novalian'i TMalefaka ny 01/09/2005 05:28
diamondra27 ( 08/08/2005 22:27)
iza no mahita le dinika momba io fa tsy haiko hoe inona moa le sokajy misy azy fa te hahita ny tohiny za satria nampitandrina ny namana za ka mba mila fanampiana raha misy mahita de teneno.fijo angamb... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2527