Ny fahadisoan' ny Televiziona sasany

1. Bocassa ( 26/08/2005 09:30)
Salama tompoko!
Mba diniho anie ity ê: Rehefa handefa émission tsara ny TV iray dia toa lasa manararaotra be fotsiny. Alohan' ny handefasany an' ilay émission mantsy dia mandefa PUBLICITE aloha izy. Sady tena lava be mintsy ilay PUB â! Marina fa hoe fitadiavam-bola lé izy fa tena trop loatra ê!!! Jereo ange ny PAZZAPA ao amin' ny RTA ê! Ny feuilleton ao amin'nyTVM. Ny tena mampivonto fo mantsy dia toa lasa lava noho ilay émission ilay PUB alefany. Rahoviana vao hiova ny toe-tsaina ?? ................
novalian'i palince ny 21/09/2005 14:16
2. pika ( 26/08/2005 10:18)
ataoko fa efa bediabe ny TV rehefa tsy tianao dia aza jerena e avadiho ny canal
ireny no mba fivelomany ary tsy manery izy hoe jereo
3. lanto ( 26/08/2005 10:21)
Toa misy lalanany ny mikasika an'ireny pub ireny hoe firy minitra sy impiry isan'andro fa tsy haiko tsara ! Asa ny any dago.
4. babalahy ( 26/08/2005 12:36)
pika:

ataoko fa efa bediabe ny TV rehefa tsy tianao dia aza jerena e avadiho ny canal
ireny no mba fivelomany ary tsy manery izy hoe jereo



MMMMDDDRRRR:lol::lol::lol::lol::lol:
5. Bocassa ( 26/08/2005 15:37)
babalahy > Izy ange tsy manery e ! Fa enao no liana amin'ilay émission alefany. Alohan'izay anefa dia mandefa PUB 20 minutes izy. Izay vao alefany. Dia hiandry ny sitrapony eo zany ? Rehefa tsy handefa izy dia asaivo ajanony !!!! Aleo marina mijery canal hafa araky ny teninao.
6. Bocassa ( 26/08/2005 15:42)
Miala tsiny ra-babalahy â! I pika no tiko valiana fa tsy enao. Manao azafady indrindra. Io ambony io ny valiny ry pika â! Misaotra antsika rehetra
7. palince ( 21/09/2005 14:16)
izay ilay hoe aleo mihinan-kely toy izay mandrifotsy. Tena mandreraka tokoa io système io ary aretin'ny TV rehetra eto dago io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3621