Fety sy fihaonana

mcz ( 17/08/2004 13:53)
Faly mampandre antsika namana rehetra fa tapaka t@ fivoriana t@15 Aogositra fra hatao any Varahana Ambohimanambola ny fitsangatsanganana , ka 10.000Fmg ny fandraisana anjara ny tsirairay , mahazo mito... suite
répondu par nielle le 28/08/2004 09:14
fyjl ( 16/08/2004 11:56)
Misaotra antska rehetra namonjy io fihaonana io. Misaotra ani Lucien sy Voahirana ary mcz sltenan'ny Birao nanatrika izany. Misaotra ihany koa nanam-pikasana ny ho avy nefa tsy tonga noho ny antony sa... suite
répondu par fyjl le 27/08/2004 06:03
mcz ( 09/08/2004 15:04)
Toy izay ny hevitra tapaka ny birao sy ireo namana sasan-tsasany fa horaiketina @ 15 Aogositra izao ny fiaonana ny namana mba hanomanana ny fivoahana , ka hatao ao @ EPP Ampefiloa @ 3 ora tolakandro ... suite
répondu par fyjl le 15/08/2004 05:58
fyjl ( 07/08/2004 05:13)
Nahafaly ny fihaonako t@ solotenan'ny birao satria nilaza izy fa : - Antsika rehetra izay zavatra atao eto - Miaraka amintsika mandrakariva izy ireo - Tohanany izay fanapahan-kevitra lanintsika sat... suite
répondu par fijo le 17/08/2004 20:16
fatsoraly ( 05/08/2004 23:19)
hitako ny 1 taminareo omaly. Efa mba niova va re ny famindra? Assssa! anontanio i :-P ... suite
répondu par fijo le 11/08/2004 22:25
ravatorano ( 03/08/2004 06:12)
:D :D :D Voalohany indrindra aloha dia misaotra an ilay Mpahary isika afaka nanatontosa iny fihaonanay iny. Misaotra an 'i fyjl sy rivo ihany koa nanome ny trano ary nahafoy ny asany tamin iny s... suite
répondu par fijo le 11/08/2004 22:34
hery ( 01/08/2004 06:55)
Misy namana tany @ 67 vitsivitsy nitantara fa nahafinaritra ny tany. Nisy ankizy teo amin'ny 50 teo ho eo. Mbola ho avy ny sary sy ny lisitra... misaotra antiska rehetra tonga tany e. Mba tantarao ... suite
répondu par mayah le 12/08/2004 00:53
lanto ( 30/07/2004 20:34)
Asa raha mba afaka mihaona koa ny namana ao tamatave ? volana sept ohatra :) ... suite
répondu par fijo le 11/08/2004 22:44
hery ( 17/07/2004 07:54)
Tiako hampatsahivina sy amporisihana fotsiny fa misy programa raikitra hihaonan'ireo namana ao Antananarivo http://forum.serasera.org/index.php?rub=viewthread&msgid=m40f3ac9a2e652 >FyjL Ny momba ... suite
répondu par fraulo le 31/07/2004 14:05
ravatorano ( 13/07/2004 09:34)
Misy namana maromaro ihany izahay no efa nifampidinika momba ny fihaonana manaraka indray.Tohizako eto izany ilay lohahevitra nalefan i soratra izay isaorako betsaka antsika tamin ny fandraisana anjar... suite
répondu par rfm le 30/07/2004 12:52
kally ( 23/06/2004 20:52)
Ahoana avy indray ny hetsika amin'ity 26/06/2004 ity?Mankaiza sy hanao inona avy ianareo ?... suite
répondu par mimich le 29/06/2004 11:00
kitjo ( 22/06/2004 15:19)
Andao atao fiarahabana ze manana aniversera e, indrindra reo namana mpianakavim-porum..... satria ny namana tsy mankato tsy mahita... Arahabaina dol ze tratry ny annif anjoany d arahabaina manokana... suite
répondu par booboo le 14/03/2005 22:47
ravatorano ( 18/06/2004 13:06)
Ataoko fa na lasa aloha aza ity firariantsoa ho antsika ray sy ray atsy ho atsy ity dia faly ny tenako miarahaba antsika ray sy futur ray rhtr ato amin ity namana serasera ity.Ho trandroka aron ny voz... suite
répondu par mimich le 23/06/2004 10:59
soratra ( 16/06/2004 09:17)
mba maniry aho raha asiana fivoriana ny samy mpinamana ato @ serasera ... suite
répondu par hery le 13/07/2004 00:45
hery ( 05/06/2004 19:58)
Ny Radio VazoGasy dia manana hira vitsivitsy ho an'i Neny. http://serasera.myftp.org/playlist.cgi?psearch=neny ny lisitra Dia miarahaba ny reny rehetra e.... suite
répondu par rurik le 29/05/2005 11:46
ravatorano ( 05/06/2004 11:51)
Faly miarahaba anareo rehetra namana reny tsy ankanavaka ato amin ity namana.serasera ity tratry izao fetin ny reny izao. Ho lava andro iainana anie ianareo , hijoro hatrany ho reny mahatoky , mahav... suite
répondu par fijo le 14/06/2004 23:12
kitjo ( 29/05/2004 12:59)
Miala tsiny ho an' izay manoratra fa tsy afaka miditra matetika intsony aho fa tsy miavona araky ny lazain'ny sasany akory. Manao veloma vety2 fts fa refa sendra misy fotoana kely miditra ihany maman... suite
répondu par xxx le 14/08/2004 05:42
harikanto ( 26/05/2004 14:23)
Tarika avy any Mcar, ao amin'ny Ligue pour La Lecture de la Bible, mitory ny filazantsara amin'ny alalal'nToa izao manaraka izao ny programme " NY AKO " manomboka ny 04 Juin 2004 ho avy izao: - 04... suite
répondu par bichette le 28/05/2004 15:53
tsilan ( 20/05/2004 01:48)
heno fa handalo any USA i Jaojoby amin'ny volana Jolay. Misy namana te-hijery mafy mihintsy koa miangavy ireo mba mahafoy fotoana mba hanoratra eto hoe aiza no mividy ny takila fidirana amin'ireo famp... suite
répondu par cutie le 07/06/2004 20:11
xxx ( 16/05/2004 12:08)
ohatran'ny isa-taona dia ho avy ndray ny fihaonana any gruissan @ week-end ny pentecote dia mba tongava maro sady mba occasion hihaona-tsika rehetra aty lavitra aty e , zay matsiaro an'i gasikara... suite
répondu par oully le 16/05/2004 16:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1074