Fety sy fihaonana

booboo ( 23/12/2004 07:30)
Mirary krismasy feno fanantenana vaovao,fifaliana sy fahasambarana ho an\'ny namana ary koa mirary taona vaovao feno fahombiazana, fahasalamana, fiadanana ary indrindra feno fitiavana koa. Alefak... suite
répondu par fijo le 27/12/2004 22:10
tsiperifery ( 22/12/2004 08:39)
Lafo mampihemotra sa mampilendalenda ? Mora tsy mahasarika sa mendri-piderana ? Ahoana no fahitanareo namana azy ?... suite
répondu par fijo le 30/12/2004 20:48
mcfy ( 20/12/2004 10:13)
Soso-kevitra ho an\'ireo izay mba te hifankahita amintsika mpinamana. Na dia ny hifampitazana sy hifanontany tena fotsiny za hoe iny v ao @ namana dia tongava manao courses any @ Centre Commercial Bel... suite
répondu par mcfy le 07/01/2005 12:15
fyjl ( 19/12/2004 05:08)
Ny fifanampiana sy ny fifanomezan-tanana, ny fitiavana ary ny fianiavana no antoka lehibe nahafahana nanatotosa iny lanonana fankalazana ny faha-5 taona ny Namana serasera iny. Tsy hay noho izany ny ... suite
répondu par fijo le 28/12/2004 22:36
fyjl ( 19/12/2004 04:36)
Miarahaba antsika Namana rehetra tsy ankanavaka tratry ny faha 5 Taona. Arahaba sarasara ry Namana Serasera, tsy dia hanao sirasira aho akory fa efa soarasoara ihany vao nisaraka ny Asabotsy. Afaka n... suite
répondu par faravavy le 10/01/2005 02:05
iadaolfa ( 14/12/2004 23:47)
Faly manasa antsika rehetra hiaraka hamarana ny taona 2004 ao Tübingen (RFA). Jereo www.madaclub.de... suite
répondu par fijo le 27/12/2004 23:10
zaal ( 13/12/2004 05:09)
ndao mba hiasa amin\'izay fa aza variana mifety foana... suite
répondu par fijo le 23/12/2004 21:53
hery ( 10/12/2004 20:38)
Ho an\'izay mipetraka aty ivelany indrindra ny hafatra. Resaka efa nandeha any amin\'ny forum manokana vitsivitsy ka atrangako eto hifampidinihana. Manomana fety faha 5 taona ny Namana any Dago. Mil... suite
répondu par hery le 17/12/2004 12:32
landihazo ( 10/12/2004 07:30)
ANTSA PRAISE CONCERT A N T S A A N \' I K R I S T Y ( Groupe de Madagascar ) dimanche 12 décembre 2004 à 16 h 68 rue Vendôme Lyon 6e ( métro Foch - lig... suite
répondu par iriana le 23/02/2005 14:53
landihazo ( 08/12/2004 15:52)
Faly mampandre anareo fa hanao concert izy ireo ao LYON amin\'ny alahady 12 desambra 2004 izao amin\'ny 18 ora. Izany moa dia ho atao ao amin\'ny 66-68 rue Vendôme Métro A, arrêt Foch. Tsy misy ... suite
répondu par fyjl le 10/12/2004 09:09
fyjl ( 29/11/2004 06:17)
Faly miarahaba antsika namana rehetra Araka ny tapaka t@ fivoriana natao ny 27/11/2004 tany @ Glou, dia atao ny 18/12/2004 ny fankalazana ny faha 5 taonan\'ny Namana serasera. Izany dia atao ao @ ... suite
répondu par ralay le 17/12/2004 16:58
fyjl ( 09/11/2004 10:34)
Fotoana tsy tokony ho azo avela handalo fotsiny ny faha-5 taona io. Efa niresaka ihany izahay tany Antsirabe momba ny hanatanterahana azy. Efa niresaka ihany koa izahay sy Hery. Mila ny fahavononan... suite
répondu par tsara le 26/11/2004 05:43
naritsimba ( 08/11/2004 08:26)
Dia faly miarahaba antsika namana rehetra Vita sy tontosa soa aman- tsara ny fandehanana tany Antsirabe izay nokarakaraintsika \"Fikambanana namana serasera\", izany moa dia natao t@ 5-6-7 Novambra ... suite
répondu par fijo le 02/12/2004 20:59
naritsimba ( 26/10/2004 13:10)
Toy izao ary ny zavatra tapaka momba ny fandehanana any Antsirabe: Rehefa nodinihana ny vola lany rehetra @ Frais sy sakafo ary ny trano dia: 100 000 fmg/pers no aloan\'ny tsirairay. Mahandro sakafo... suite
répondu par kitjo le 07/11/2004 06:08
six ( 17/10/2004 05:57)
Rehefa vita ni fihaonana tany 67 ny sabotsy 16/10/04 d tapaka fa ho any Antsirabe miainga Zoma 5 nov 04 hariva mody ny Alahady 7 nov 04 tolakandro ny fampahalalana ny tohiny dia omen\\\'ny nama... suite
répondu par admin le 27/10/2004 09:17
naritsimba ( 30/09/2004 06:26)
Miarahaba antsika eh! Andao mba hasiana fitsangatsanganana @ 1 Novambra 2004 fa @ io mba malalaka no sady andro tsy fiasana rahateo eh! Raha mazoto isika dia izaho efa mahita toerana azo aleha tsar... suite
répondu par fijo le 19/10/2004 20:41
mcz ( 05/09/2004 08:22)
eeeeeeeeee de nody isika marina sady faly be ery no nalahelo éééééééé , sa aona ry FyJL , ravatorany sns ...... , fa milay koa alony ilay tsaky ééééé de hisaorana i Voahirana sy Black... suite
répondu par hesham le 19/06/2005 19:30
ftma ( 30/08/2004 22:13)
Maro ihany ireo namana izay efa nihaona ka asa ny hevitrareo raha mba afaka mihaona izay mifanakaiky toerana ipetrahana. Asa raha mba afaka mihaona isika rehetra aty antsimon'ny France sy ny ao Ital... suite
répondu par ftma le 19/11/2004 16:25
mcz ( 30/08/2004 15:33)
Tontonsa soa aman-tsara ihany ny fitsangatsanganana natao t@ faha 29 Aogisitra teo . Nahafinaritra tokoa ny fiarahana satria dia tonga niaraka t@ ireo tapaka sy namana hafa ary fianakaviana ny namana ... suite
répondu par rafilozofy le 08/09/2004 05:30
fyjl ( 30/08/2004 11:44)
Amiko manokana dia nahafinaritra tokoa aloha iny fitsangatsanganana indray mitoraka iny e! Satria na ilay toerana aza dia amoron-drano ary tsara rivotra tokoa sady madio. Nahafinaritra ny fiarahana s... suite
répondu par fijo le 04/10/2004 19:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0752