ilay fiaonana tsy hadiniko mandrakizay tany Ambohipo eee

1. mcz ( 05/09/2004 08:22)
eeeeeeeeee de nody isika marina sady faly be ery no nalahelo éééééééé , sa aona ry FyJL , ravatorany sns ...... , fa milay koa alony ilay tsaky ééééé de hisaorana i Voahirana sy Blackman t@ iny , de raovina indray ny manaraka ry zareo aaaaaaaa , tsy andriko ery zany ny manaraka marina , ary ela kay tena tt terrain mihintsy ry ravatorano aaaaa
novalian'i hesham ny 19/06/2005 19:30
2. naritsimba ( 06/09/2004 05:37)
Salama eh!
Fa angaha nisy fihaonana teny Ambohipo?
Mba ilazao ny namana fa tena tsy nahalala eh!
Izaho mantsy lehibe teny Ambohipo ihany efa 35 taona izay no nipetrahako teny.
dia rahoviana indray no manaraka ary eh!
dia miandry eh!
Aza atao Alahady fa tsy afaka ny tenanay.
misaotra mialoha eh!
3. blackman ( 06/09/2004 06:15)

Misaotra anareo rahetra ny tenako namaly ny Antsoko t@ iny fihaonana iny fa tena nahafaly aho tokoa nahita antsika nitotorebika mandra maraina tsy dia mana kolazaina firy ny tenako fa @ manaraka indray hataotsika mbola tsara no iny veloma daholo e!!!!!!!!!!!
4. fijo ( 06/09/2004 19:50)
eeeee,lasa ny akama vao be ny fihaonanaa ny le.
5. naritsimba ( 07/09/2004 06:04)
Salama eh!
Rahoviana indray ary eh!
Sao dia ela loatra ko!
sa ahoana ry Blackman?
6. rambofrau ( 07/09/2004 08:31)
Blackman,fa nisy inona tany Ambohipo????? izaho koa mantsy mipetraka any Ambohipo,tsy ao amin'ny cite fa eny akaikin'ny Ceg.
Fa nisy inona aloh tany mba tantarao eh,tonga dia nidoboka be ny foko naheno anilay anarana Ambohipo,dia nitamberina ny fahiny. (l)
7. ravatorano ( 07/09/2004 09:10)
naritsimba>rambofrau>efa nisy resaka ihany momba an io fihaoanana io tao amin ny karajia ary teto amin ny forum.Nisy namana vitsivitsy maromaro tonga nifamotoana tao amin i blackman izany nanao fety kely nifampitafa ary nifampidinidinika tany .Izany no tena zoma manifik ry fijo ah.
Tsy hoe akory hoe lasa nareo d nanao fety zahay fa ny fotoana no tsy nisy sady izao vao manomboka mifankafantatra ny ankizy , ny namana ary dia tena nahafinaritra tokoa.
Rehefa reraka ny nandihy d niresaka indray natao faribolana d raikitra ny kozy fa nahafinaritra no averimberina eto.
Ialana tsiny ho an izay tsy tratra antso sy izay niezaka niantso ka tratran ny messagerie vokal fa tsy avy amiko mihitsy izany fa ny phoneko nisokatra tsara handray antso na message fa tena tsy nahazo mihitsy za.
Amin ny manaraka indray manao misimisy ary dia ho avela ela izy io .
:-D :-D :-D
8. blackman ( 07/09/2004 10:09)
Sali Rambofrau, nanao Fiesta tany Amiko oa Ambohipo izahay ny Zamo Alina , nikorana , nisotro, ary nadihy ......)fa eny manko aho no mipetraka izany hoe mifanakaiky trano izany isika ko dia @ manaraka indray
9. fijo ( 07/09/2004 22:05)
kay,milay izany le.
10. hesham ( 19/06/2005 19:30)
Za koa nidobodoboka be ny foko (l) nahita ilay hoe ambohipo . Za koa ange lehibe tao ambohipo eee mety fankafantatra ihany zany tsika reto an .Nadao indray hamorona fety any ambohipo @ fin aout eee , amizay manko za mba any .
:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1333