You are here: home > Forum

Ny Ako aty Europe

Lohahevitra : Fety sy fihaonana
Fitohizan'ny hafatra : Ny Ako aty Europe
Valiny : 7
harikanto - 26/05/2004 14:23
Tarika avy any Mcar, ao amin'ny Ligue pour La Lecture de la Bible, mitory ny filazantsara amin'ny alalal'nToa izao manaraka izao ny programme " NY AKO " manomboka ny 04 Juin 2004 ho avy izao:

- 04 Juin 2004 à 20 H au 28 avenue Bourgain - 92 160 Issy les Moulineaux

- 05 Juin 2004 à 20 H au 05 avenue Jean Pierre - 94 160 Fresnes

- 06 Juin 2004 à 10 H Espace Chevreuil - 92 000 Nanterre

- 09 Juin 2004 à 19 H 30 EVRY 91 000 ( lieu à confirmer.)

- 10 Juin 2004 à 19 H 30 Centre Evidance 93 avenue de la republique - 92 120 Montrouge

- 11 Juin 2004 à 19 H 30 au 50 rue Albert Camus - 76 000 Sotteville les Rouens à ROUEN

- 12 Juin 2004 à 15 H au 6 Chemin de ronde - 27 000 VERNON

- 12 Juin 2004 à 20 H au 15 rue du Docteur Roux - 78 200 mantes la Jolie.

- 13 Juin 2004 à 18 H - Kirchplatz 12 / 35510 Butzbach ( Allemagne )

Mirary soa ho antsika rehetra no misaotra mialoha ny mialoha amin'ny fitondrana am-bavaka ireo fotoana ireo.
y zava-kanto ny tarika Ako

Mirary soa tompoko,
Valio | Miverina eny ambony
hery - 26/05/2004 15:21
Azonao jerena http://namana.serasera.org/?rub=pub/nyako2004 ny olona azo contacter-na amin'ireo fotoana ireo raha mila fanazavana fanampiny.
Valio | Miverina eny ambony
chipie1 - 26/05/2004 18:10
misaotra tompoko ô!
ilay lieu à confirmer io zao no mba tiko ho fantatra satria aty akaikiko io toerana io ...
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 26/05/2004 19:56
aiza izany ry chipie1,sao mba mety hoavy any koa izahay?
Valio | Miverina eny ambony
chipie1 - 27/05/2004 07:46
fijo
vakio tsara ny soratany i harikanto ny 09 juin ...
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 27/05/2004 22:06
ai va ry e.le izay lavitsa anay ko.
Valio | Miverina eny ambony
chipie1 - 28/05/2004 08:47
eeee
Valio | Miverina eny ambony
bichette - 28/05/2004 15:53
tena milay be ry reto fa jereo a !
Valio | Miverina eny ambony