Hatsikana sy lalao
tsoupou
(
19/12/2007 17:07)
[b]Ialà na tsiny ho an'ny mora tohina rehetra aloha fa tsy faniratsirana ity fa hatsikana[/b]
Iza ary no prénom an'Andriamanitra ???...
suite
répondu par fahamarinana le 14/01/2008 08:58
Kwasi
(
19/12/2007 02:01)
-Tsy andriko mihitsy dokotera izay ahatongavana taty aminao hilazako fa tena tsy maintsy mila manao solomaso mihitsy aho ka.
-ie, tena marina mihitsy izany, banky manko ity fa tsy hopitaly....
suite
répondu par tsoupou le 19/12/2007 17:09
ari.malala
(
18/12/2007 08:30)
Niresaka i pasitera sy i Ndriana:
Pasitera: Sarotra anaka ny manara-dia ny Tompo, be ny fandrika eny an-dalana sy ny fakam-panahy tsy maintsy resena
Namaly i Ndriana: Ka efa 200 taona lasa izay pa...
suite
répondu par tsoupou le 02/01/2008 12:25
sakaizakely
(
17/12/2007 09:26)
[img]http://img119.imageshack.us/img119/690/rennero5.jpg[/img]...
suite
répondu par tsoupou le 19/12/2007 17:11
lazounet
(
13/12/2007 09:06)
Nanao fihaonam-be hono ny mpitondra fanjakana 3 lahy dia tsy iza fa Marc-Antoine Ravaloumananà , Georges Johny Walker Bush à ry i Nicolas-Jacques de Sarkozy.
Rehefa vita ny fihaonana dia nifanÃ...
suite
répondu par tsoupou le 02/01/2008 13:21
lazounet
(
12/12/2007 07:20)
Nisy mpivady hono rehefa te hanao firaisana dia miteny fotsiny ny iray hoe :"TOUT A", dia raha ok ni feeling dia mamaly ny iray hoe :"Bonne", rehefa tsy mitovy ny tadin-dokanga dia hoe :"CONTRé".
...
suite
répondu par kiadi le 17/07/2006 20:31
salmo1
(
11/12/2007 22:23)
Nisy rangahy sy ramatoa vao vita mariazy.
Lay rangahy tsy manao na inona na inona rehefa miara matory amin'ny ilay ramatoa.
Dia rehefa tonga avy niasa lay rangahy de nahitany vadiny nitsilailay ...
suite
répondu par namana2008 le 12/12/2007 13:15
lazounet
(
11/12/2007 22:01)
Niaraka mba nandehandeha teny ho eny ireto tovolahy roa. Dia lasa ny resaka sy ny embona ka hoy ilay voalohany hoe:
- Da manigna an'i Paris aho zany. Da ao gne Toréfely da avo any zany! Da ao gne...
suite
répondu par Vitsikakely le 12/12/2007 04:38
tsiambaratelo
(
11/12/2007 22:01)
Vao misy kofa mikopaka de hoy ny,manodidina:tandremo efa niaraka t@le sipa ary avaratra ary iny.Toa hoe misy fozakely,tandremo fa mifindra ireny.Inona ry reto zany fozakely zany?...
suite
répondu par Vitsikakely le 20/01/2008 14:39
tsiambaratelo
(
11/12/2007 21:29)
Tantarana boka izy ity!Voan\'ny tuberculose le ra-namana, dia nasian\'ny dokotera nampiasa kapoka handrehofana.Efa misy manolo foana le kapoka refa feno satria ilain\'ny dokotera ,hijerena raha misy f...
suite
répondu par Vitsikakely le 20/01/2008 14:42
tsiambaratelo
(
10/12/2007 21:33)
Nisy nandoro ny tanety zay feno hatsoro maina,nohon\'ny afo be niredareda sy nihitatra hatrany,dia nandositra nitsoaka daholo ny biby rehetra.Nohon\'ny hatsara-panahin\'ity elephant dia nohentiny tao ...
suite
répondu par Vitsikakely le 12/12/2007 04:47
xxx
(
10/12/2007 17:36)
Inona no lamaody nisy tena mba mampihomehy anao indrindra?
Atomboko: ny ahy dia ity pataloha borotsaka ankehitriny ity no tena mba manapaka ny tsinaiko. Mampatsiahy ahy le ankizy be lelo kely t...
suite
répondu par naughtyboy le 11/12/2007 14:07
tsiambaratelo
(
08/12/2007 21:46)
Tantarana bandy mpisotro toaka izy ity.Nampireven\'ny namany hay tratra alina ra-namana, @zay tena efa midola saika tsy tonga tany an-trano.Nandona de novohaindra-matoa,nanala akanjo de hande hatory.Ã...
suite
répondu par Vitsikakely le 08/02/2008 04:50
darafify
(
08/12/2007 10:11)
Bema- God, do you exist?
God- NO...
suite
xxx
(
06/12/2007 13:42)
Tsy tena haiko moa izay hatao lohateniny, fa izy ity dia tantara tena marina.
Nisy tovolahy izay mpiara-mianatra tamin'ilay tovolahy akamako. Ririna ny andro ka tsy nanapa-bolo mihitsy izy. Ny volo...
suite
répondu par tsiambaratelo le 11/12/2007 21:36
ratonga
(
04/12/2007 17:41)
Nitokana tetezana Ra8 ka nanao discours somary improvisé teo imason'ny mpamatsy vola ary tsy maintsy niteny frantsay : "....la pont..., la pont" fôna no tenenindrazoky.
Nandona kiho azy ilay mpano...
suite
répondu par mbaliana le 07/12/2007 19:10
bazylou
(
03/12/2007 00:06)
valiny i KAKA, bref i T...:-D:-D...
suite
répondu par lemenakely le 03/12/2007 09:32
xxx
(
29/11/2007 12:46)
Nisy fotoana mba nandeha tany am-pitan-dranomasina tany ny tena ka nahita zavatra tsara maro be. Ary indray andro dia mba nentin'ny olona nitsangatsangana nijery tanana, ka akory ny hagagana nahita an...
suite
répondu par RyAnona le 17/12/2007 12:40
DotMG
(
28/11/2007 10:15)
Mandeha be mihitsy ny resaka hoe tsy ho resy hono ny Côte d'Ivoire @ lalao fifanintsanana Mondial 2010 sy can 2010. Ity nefa fika tsotra, disposition an'ny joueurs, izay assuréko fa hahitana fandres...
suite
répondu par DotMG le 29/11/2007 05:40
xxx
(
27/11/2007 13:40)
Fantatrareo ve ilay lalao atao hoe : "paper, scissor or rock" ? http://en.wikipedia.org/wiki/Rock,_Paper,_Scissors
Churchill vs Hitler : http://www.funimg.info/2007/11/25/scissors-beat-paper/
:-...
suite
répondu par RyAnona le 17/12/2007 12:37
