Hatsikana sy lalao
ari.malala
(
22/11/2007 11:12)
1/ mahay...
Niresaka hono zany Bema sy Lita
Bema: neninay lety refa may ny sakafonay de darohan'i dadanay fona a:-(
Lita, neninay ndray ts mba darohan'i dadanay zany mintsy
Bema, mahay mahandr...
suite
répondu par kiadi le 22/11/2007 16:09
kiadi
(
21/11/2007 12:11)
manao hantso avo anareo zah fa hilatsaka maire any @ tanana!!
zany oe tsy bola fantatro ilay tanana hilatsahako ho ben'ny tanana fa zay fotsiny aloha!
mila fanohanana avy amin'ny namana fa mety enja...
suite
répondu par ari.malala le 23/11/2007 13:11
sitlo
(
20/11/2007 18:52)
[u]Mpampianatra[/u]: Androany dia ampianarina momba ny lazaina takona ianareo. An'i Bema, mitenena fehezateny misy ny lazaina hoe taitsofina
[u]Bema[/u]: Tsofitsofina tsara aloha fa mahamay be.
:...
suite
répondu par sitlo le 03/12/2007 06:53
darafify
(
19/11/2007 21:44)
http://www.radiovazogasy.com/?rub=forum/message&msgid=m473a235397a00 =))=))...
suite
répondu par darafify le 06/12/2007 16:10
DotMG
(
15/11/2007 13:49)
Manana ny fomba firesahanay manokana izahay mianakavy. Indreto ny ampahany vitsy amin'izany, sao mba misy hafa
te hizara ny fomba firesahany ihany koa. Misy manana fanazavana azy, misy ny tsy hay hoh...
suite
répondu par ari.malala le 05/12/2007 14:29
RyAnona
(
12/11/2007 13:50)
Nisy zazavavy kely 5 taona niditra tao anaty douche niaraka t@n-dreniny ary nahita an-dreniny niboridana dia gaga izy fa misy zavatra mainty mainty be ny eo @ anelakelam-pen-dreniny ary mba nojereny n...
suite
répondu par mbaliana le 15/11/2007 20:20
kiadi
(
11/11/2007 17:08)
http://www.dailymotion.com/miamchocobn/video/x22yni_nombril-qui-sourit_family
efa nalefako teto io fa ba haveriko ho an'i melody fa iz tia mapitahotra ol lotra :-D:-D:-D...
suite
répondu par melody le 27/11/2007 19:09
melody
(
11/11/2007 13:11)
http://www.youtube.com/watch?v=sX8YnIsDAhU...
suite
répondu par kiadi le 13/11/2007 13:59
zamanoro
(
10/11/2007 21:33)
répondu par melody le 14/11/2007 22:02
melody
(
10/11/2007 18:52)
http://www.youtube.com/watch?v=BYWatUyQNZ0...
suite
répondu par qdneuf le 21/01/2008 10:54
xxx
(
08/11/2007 02:46)
Nisy komorianina sy sinoa ary gasy niaraka.
Nomena fefy mitovy halava avy izy ireo dia nasaina namefy izay velaratany lehibe indrindra.
Nieritreritra aloha ilay komorianina dia avy namefy carree.
D...
suite
répondu par koffman le 10/11/2007 13:39
melody
(
05/11/2007 19:40)
http://www.dailymotion.com/bookmarks/radavimelo/video/xz45b_water-funny-accidents_fun...
suite
répondu par RyAnona le 08/11/2007 07:38
boozkel
(
03/11/2007 17:12)
saiky tsy nihomehy zà namaky an'ty mety ho marina ka
Au commencement Dieu créa la Terre Il vit que c'est bon
.... Puis Il créa les animaux de tous les espèces.... Il vit que c'est bon
... Il cr...
suite
répondu par pissoa le 06/11/2007 18:48
xxx
(
30/10/2007 14:17)
http://www.youtube.com/watch?v=Enau4SKqeZY 3 ps3s
[img]http://img263.imageshack.us/img263/5025/3ps3co9.gif[/img]
=))=))=))=))
Valiny : http://youtube.com/watch?v=OiYq0v9IeVM 4 ps3s
...
suite
répondu par koffman le 05/11/2007 08:49
darafify
(
30/10/2007 00:36)
[img]http://www.funnyhub.com/pictures/img/global-warming-swimwear.jpg[/img]...
suite
répondu par xxx le 29/11/2007 14:47
Bita
(
28/10/2007 01:38)
Nisy 2 lahy niara nianatra hono. Ny iray tso-bolo be ary ny iray tena ngita bron (afro)...... Rehefa miady izy 2 lahy dia ny volon-dry zareo no fatao resaka hifanaratsiana. Indray andro ary dia avy be...
suite
répondu par RyAnona le 08/11/2007 07:34
xxx
(
26/10/2007 21:00)
Absolutely amazing!
Beauty of Math!
1 x 8 + 1 = 9
12 x 8 + 2 = 98
123 x 8 + 3 = 987
1234 x 8 + 4 = 9876
12345 x 8 + 5 = 98765
123456 x 8 + 6 = 987654
1234567 x 8 + 7 = ...
suite
répondu par tafita le 19/01/2008 21:22
tsaramaso
(
23/10/2007 09:58)
http://www.dailymotion.com/video/x329kr_immer-die-madchen
hahahahahhahahahaha !!!!!!!...
suite
répondu par Bita le 27/10/2007 17:12
xxx
(
21/10/2007 12:27)
Nisy Bandy 'zay zany t@ 5ème nikôzy t@ namany iray hoe jereon'la moa ramose fa ôtran'ny Hyipopotame, dé avy eo notorin'io namany io tany amin'ilay mpampianatra hoe enao ramose lazindRa Sebastie...
suite
répondu par RyAnona le 23/10/2007 08:13
RyAnona
(
20/10/2007 11:16)
Nanao konferansy tany tany @ faritra antemoro tany ireto Anglisy vitsivitsy.Nanahirana azy ireo ny anarana gasy ka hoy izy ireo hoe andao omentsika nomerao ny olona tonga eto @ izay mora amintsika sy...
suite
répondu par sitlo le 04/11/2007 16:01
