Fahasalamana

popolos ( 10/03/2013 11:24)
Aiza kay no misy orthodontiste eto tàna fa somary sosona ny nify dia mba tiana ahitsy!?... tohiny
novalian'i popolos ny 11/03/2013 10:41
guant ( 13/02/2013 08:19)
bjr, Hono oa azafady,midina ao am tendako ao ny rehoka.Aona ny fanalana azy fa miraikitra ao ts mety miala ho azy, indrindra rehefa mandry enao!torohevitra ankoatran'ny fanafody amin'ny pharmacie no ... tohiny
novalian'i Maranatha ny 22/04/2013 05:18
AndriambyII ( 12/02/2013 23:47)
Araka ny fahafantarako ny aretina atao hoe surcharge cellulaire sanguine , vokatry ny sakafo hanina mandavan-taona dia misy depôt microbiobacterologique tsy maintsy evacuer-na @ tenan' olombelona ! A... tohiny
danzillon ( 11/02/2013 17:34)
fanafody tena mampidina ny siramamy mihaotra noho ireo efa mahazatra.Averina ny volanao raha tsy midina ny glycémie-nao.>bioformada.blog4ever.com... tohiny
lazaroa ( 08/02/2013 07:03)
Azo fantarina eto ve hoe inona daholo ireo fanafody tokony ho hita ao amin'ny tokatrano iray misy zaza. iany ireo fanafody tsy maintsy ilaina. misaotra e!... tohiny
novalian'i sipagasy ny 09/02/2013 20:09
guant ( 10/01/2013 10:50)
Mba misy afaka manazava ny antony( ara-tsiantifika) mahatonga ireo tsy azo ampiarahana hanina ? fa mahafaty hono!... tohiny
novalian'i pulm ny 15/03/2013 13:51
fifalinax ( 18/12/2012 12:54)
mba mangataka torohevitra ry reto a! misy tasy ny tareako!taiparasy ny tena marina d in kay n atao analana azy?tena manaratsy endrika be mitsy! msotra... tohiny
novalian'i ikalamiry ny 26/09/2013 12:58
tinah54 ( 18/12/2012 12:11)
slt dôl mb mil conseil kel ry reto a ny hernie v ts maints didiana vao afaka f ny zanako mants ref mitoman na mikohak d mis mivonto eo akaikin sexe-ny?... tohiny
novalian'i athenah21 ny 08/01/2013 13:08
AMIG0 ( 13/12/2012 18:44)
Marary ny vavoniko 7 andro be izao, efa nade dokotera ihany fa mbola marary. Mba hampio kely inona no azoko hatao?... tohiny
novalian'i AMIG0 ny 02/01/2013 19:20
fiphie ( 07/12/2012 14:21)
Slt ! Ny zanako vavy kely ry treto 19 mois tsy mety milalao kilalaom- behivavy reny miintsy fa dé kilalaona bandy kely reny ihany no tiany. Ataoko fanahy iniana mihintsy ividianako saribakoly sy dine... tohiny
novalian'i Ratoa ny 14/12/2012 22:24
tinah54 ( 23/11/2012 07:50)
salam daolo za ry reto tsy te hanao fanabeazn aizan f misy tension d le manisa andro n tiko atao de ze mb mahalala le tena efficace de mb teneno... tohiny
voly ( 15/11/2012 09:39)
slt , inona met manafaka ny zazakely 5 mois tsetsina fona n orony d avy lasa mikoaka mis reoaka f makamo b ilay fanafody lava merci... tohiny
novalian'i athenah21 ny 07/01/2013 13:46
tiavanafi ( 08/11/2012 13:35)
miarahaba ny namana rehetra saika mba itady hevitra kely re raha misy manana anampina anay fa mba te ananjanaka mafy mihintsy fa dia mbola tsy mety mahazo é ! za zao 25 taona telo taona niraisako tr... tohiny
novalian'i fiphie ny 07/12/2012 14:04
hery ( 06/10/2012 13:03)
Efa henonareo ihany angamba fa misy ankizy kely herintaona sy tapany marary nanaovana antso avo hifanampiana. Amin'izao fotoana izao dia mila rà maika indray ilay zaza koa manentana antsika izay afak... tohiny
novalian'i hery ny 10/10/2012 12:10
Kakely ( 27/09/2012 04:37)
Salama dahl, te hositran amn' aretim-bavony zaho de nataoko ilay saribao kininia, natahotra indray nefa za sao de hisy fiatraikany amin zaza ato ankiboko, zaho mako bevohoka. Mety hisy ifandraisany ve... tohiny
novalian'i arialy ny 13/11/2012 10:42
Maranatha ( 11/09/2012 07:45)
Misy karazany maro no mety hahatonaga ny aretim-bavony fa ireto misy karazany roa miaraka amin'ny tokony hatao. Raha misy rivotra ny vavony: Mety mitongilana ilay vavony dia izay no mahatonaga ny riv... tohiny
tsysalama ( 22/08/2012 14:04)
Azao dia tovolahy 20 taona, mpanao masturbation fona nef mbola ts nanao firaisana ara nofo mints, efa ela iany no nanaovako an'io zvt noteneniko teo aloha io, zao anef d ts aiko fa mangidihidy b fona ... tohiny
novalian'i arialy ny 13/11/2012 10:47
VVSihany ( 17/06/2012 12:44)
NY tiako ambara androany dia momba ireo dokotera specialistes eto amintsika, indrindraindrindra eto Antananarivo. NY tenako moa nipetraka teto foana ary efa nipetraka taona vitsy tany Eoropa koa no ef... tohiny
novalian'i kiriah ny 09/07/2012 11:55
Ninih80 ( 07/06/2012 06:47)
miarahaba antsik rht ! saik mba anontany hoe inona ny sakafo mampiakatra tension aingana ! misaotr mialoha !! ... tohiny
novalian'i Jessimi ny 01/10/2013 12:29
fiphie ( 24/04/2012 22:03)
Sao mba misy mahalala allergologue sy dermatologue kay isika namana eto azfd !?... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0971