Fahasalamana

mpisotrtoaka ( 16/01/2015 06:38)
Inona kay izany zaza voaloboka izany ?... suite
répondu par mpisotrtoaka le 26/01/2015 09:30
NiainaRalay ( 03/01/2015 11:44)
Izao dia vehivavy 20 taona, noho ny antony tsy azo nanoharana dia tsy maintsy nanala zaza aho, efa mivoaka tsikelikely ny ra sy ireo zavatra tao, ary efa nanao Fizahana in-telo teny @tobim-pahasalaman... suite
répondu par iriantso15 le 08/01/2015 11:02
miarana ( 26/11/2014 08:27)
Mitondra aretina ny mikiky ny karatra fikiky amin'ny hoho toy ny fahana na ny karatra misy loka miafina... Misy afaka manamarina izany ve isika ?... suite
répondu par bichette le 08/12/2014 16:21
endriny ( 10/11/2014 14:37)
Tena tsy azoko mihintsy ny antony, fa dia samy miaratra daholo ny olona ety amin'ny tanan-dehibe.... suite
répondu par endriny le 26/11/2014 08:50
endriny ( 31/10/2014 06:19)
Mandeha dia mandeha ny resaka ankehitriny, fa maro ireo vahiny avy amin'ny nosy manodidina hitantsika mitsidika sy mitsabo tena amin'ny hopitalim-bahoaka sasany eto Madagasikara... Sanatria ve ratsy ... suite
répondu par endriny le 28/11/2014 09:22
vonynive ( 30/09/2014 05:31)
KONGRESY IRAISAM-PIRENENA VOALOHANY MOMBA NY FITSABOANA SY NY FIKAROHANA SIANTIFIKA ETO MADAGASIKARA Hatao eny amin'ny trano fivoriana iraisam-pirenena CCI Ivato mandritra ny hateloana manomboka ny 30... suite
mpisotrtoaka ( 25/09/2014 12:36)
Tena manala fofona ny alamo ! Fa inona tokoa ny fanamboarana azy ireny e !?... suite
répondu par mpisotrtoaka le 26/09/2014 12:04
vonynive ( 20/08/2014 08:17)
miarahaba ny mpisera aiza ho aiza isika eto Madagasikara amin'ny fandraisana fepetra amin 'ny aretina EBOLA ,... suite
répondu par mpisotrtoaka le 20/11/2014 11:09
ra-phael ( 13/08/2014 12:00)
salama daholo ê ! misy mpitsabo sinusite tena mahay eny mahitsy, 20mn dia afaka ary tsy miverina intsony, b ny olona tsy ampoizina mankeny. Ad : maître Johnny tel 033 28 222 70/ 03258 112 66. Azo an... suite
répondu par rabaradaka le 11/09/2014 06:08
mpisotrtoaka ( 06/08/2014 12:18)
Salama daholo ny namana rehetra ! Mis olona akaiky ahy voan'izany plasmophilie izany ! Inona kay izany d inona no mahatonga azy ar aretina ohatran'ny ahoana !? Mety mis fiantraikany bdb am atidoha sy ... suite
répondu par mpisotrtoaka le 26/09/2014 12:08
ANDRIAMENA45 ( 02/08/2014 20:32)
TSY AMPY EFITRANO . MILA AMBORINA LAVABO AO CHAMBRE MALADE PRISE TSY AMPY BETSAKA TSY AMPY ; KIDORO MILA SOLOINA ECT... suite
répondu par sahia le 14/08/2014 09:39
mimi ( 19/07/2014 08:29)
Izaho izany ry zareo mba te hianatra manotra somary be tanana aho dia tiako koa raha mahay manotra dia misaotra aminy valiteny e!... suite
répondu par mimi le 24/07/2014 06:33
mpisotrtoaka ( 14/07/2014 10:31)
Sao d mba mis namana afaka manoro hevitra mahomby amin'ny zaza mipipy am-pandriana ! Na antony mahatonga izany !?... suite
répondu par mpisotrtoaka le 11/08/2014 07:16
ANDRIAMENA45 ( 10/06/2014 20:30)
BONSOIR , MAHARARY ENY HOPITALY HJRA I ANDRIAMENA ANDRIAMAHANINA MARIE HELENE VICTOIRE FANJANIAINA , ARETINA ANEMIE , MILA AMPIDIRANA RA ANTSOY TEL 033 19 829 63 , 034 72 395 00 .... suite
ANDRIAMENA45 ( 25/05/2014 19:56)
Izahay Somary Sempotra Ny Renibenay Mamanay Dadanay Efa Sempotra, Dadanay Sy Mamanay Efa Somary Sempotra, Izaho Efa Niditra Hopitaly Fa Sempotra Be Asma Misoika Be, Ny Zandriko Koa Somary Sempotra . A... suite
sahia ( 23/05/2014 06:58)
Mba inona ry zareo no tokony atao amin'ireny volo mihintsana ireny fa ny an'ilay vadiko woa isa-maraina avy mibango volo dia indroa n'ny tanana no raraka sy raofina aveo amin'ny tany an? volon-doha no... suite
répondu par tiris8786 le 07/04/2015 18:58
endriny ( 13/04/2014 06:36)
Betsaka ny olona no mampiasa ilay atao hoe argile vert. Tsara ho fantatsika anefa fa ny alumine ao amin'ny argile dia mety hifanolo amin'ny sokay eo amin'ny hozatra sy ny atidoha, ka mety hiteraka fik... suite
Annih ( 08/03/2014 07:18)
Salama daholo, Inona avy kay ny sakafo tsara hoanina mba hazaona lanja malaky?... suite
répondu par juco2 le 27/02/2018 05:07
annick ( 07/03/2014 01:41)
Salama daolo e..inona rireto fanafody vita any amitsika istopena volo mihintsana fa efa misy trace sola mihintsy aho.misaotra... suite
répondu par ombelline le 21/07/2014 14:09
vonynive ( 06/03/2014 09:21)
miarahaba ny mpamangy efa azo atao tsara eto Madagasikara izao ny fécondation invitro, manampahaizana Malagasy sy vahiny no misahana azy io, tsy mila mankany ivelany intsony izany isika izay maniry n... suite
répondu par borishaja le 28/05/2014 11:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.095