mpitsabo sinusite

1. ra-phael ( 13/08/2014 12:00)
salama daholo ê !
misy mpitsabo sinusite tena mahay eny mahitsy, 20mn dia afaka ary tsy miverina intsony, b ny olona tsy ampoizina mankeny. Ad : maître Johnny tel 033 28 222 70/ 03258 112 66. Azo antoka tanteraka.
2. endriny ( 25/08/2014 05:23)
Misaotra nizara e

Ary ohatrinona ny sarany raha tsy mahadiso aza fady?
3. rabaradaka ( 11/09/2014 06:08)
hitako io ary misy affiche partout amin'ilay sarin'olona mivoaka lelo be ! tsara raha azo antoka tanteraka fa ny atahorako dia hoe afaka eo fa miverina rahampitso
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4362