Diaspora

Ratoa ( 01/08/2007 17:10)
Iza ianareo no mahita billet tsy dia lafo na mora Paris-Antananarivo - Paris na Marseille - Antananarivo-Marseille. Mba ilazao aho ary dia mba atory ahy iza na aiza no antonina... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/08/2007 12:53
rasil ( 01/08/2007 14:55)
Miarahaba anareo, Inona kay no fomba ampiasainareo avy aty ivelany rehefa tia hikaroka vaovao momba an'i Madagasikara? Izaho mantsy mba manaraka forum, mamaky gazety, mijery dailymotion sy youtube fa... tohiny
novalian'i rasil ny 02/08/2007 18:37
niryna ( 01/08/2007 05:03)
Manaja sy mankalaza ny fetim-pirenena vahiny ve ny any aminareo? Ahoana no fankalazana izany ? Manaiky ve ny fanjakana sa tsy mahazo atao? Misy aty aminay toerana iray izay misy building avo ... tohiny
novalian'i niryna ny 04/08/2007 02:14
niryna ( 27/07/2007 15:05)
Manao ahoana daholo,ho antsika aty ivelany no tena hiantefan'ity,ho an'ny rehetra manao soa olona ka miandry valiny ihany koa no resahiko,ho an'izay olona nataon'ny olona soa ka tsy afaka na tsy namal... tohiny
novalian'i Bola ny 28/06/2008 05:11
xxx ( 26/07/2007 16:58)
Rakotomalala : nom de famille Rakotomalala. Nombre et localisation [b]699 personnes[/b] portent le nom Rakotomalala aujourd'hui en France selon les ... Le nom Rakotomalala figure au [b]12 748e rang de... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/08/2007 20:53
minouminou ( 26/07/2007 16:06)
Miarahaba anareo mpamaky. Mikarakara mariazy aty Marseille ny tenako ka mba mila torohevitra aminareo namana izay mba mahalala olona afaka mba hanampy. Izaho moa mbola mpianatra ka kely ihany ny budg... tohiny
xxx ( 21/07/2007 07:01)
Miarahaba ny ankizy any Belgique tratry ny fety androany. Hiraraka ny labiera sy ny frites ary ny chocolats.:-*... tohiny
niryna ( 15/07/2007 04:41)
Miarahaba an'ireo gasy ao France izahay amin'izao fetin'ny fahaleovantena izao. Ny aty aminay koa dia mankalaza ny fetin'ny frantsay isan-taona ka feno sakafo sy filalaovana ary feno frantsay ny toer... tohiny
novalian'i niryna ny 20/07/2007 03:01
ds ( 04/07/2007 17:30)
Araka ny tombatombana, dia efa nihoatra ny tanjona (16000 euros) ny vola voaangona (tetsy sy teroa) entina hampodiana ny razana efatra. Noho izany, dia miangavy izay mbola mikasa handefa vola, [b]tsy ... tohiny
novalian'i fasaly ny 21/07/2007 10:09
soanja ( 04/07/2007 12:39)
Dia faly miarahaba ny Malagasy - Amerikanina rehetra aho amin'ny andro androany tratry ny asaramanitra. Enga anie ka hitondra mamy sy fahasoavana ho antsika ity tany diavintsika ity ary hanenika antsi... tohiny
novalian'i cutie ny 07/07/2007 01:53
mabloo ( 03/07/2007 21:34)
samia mba mitrotro am-bavaka azy e! http://pourquetusaches.over-blog.com/... tohiny
novalian'i mabloo ny 09/07/2007 19:55
ds ( 02/07/2007 15:28)
Amin'ny anaran'ny fianakavian'i Martinicette izay hisoloiko tena eto, sy amin'ny anaran'ny fianakaviana rehetra mana-manjo, dia maneho etoana ny fisaorana sy fankatelemana tamin'ireo teny mamy sy fank... tohiny
novalian'i Samoana ny 03/08/2007 11:48
ds ( 27/06/2007 19:22)
[IMG]http://img172.imageshack.us/img172/9364/photo1go2.th.jpg[/IMG]... tohiny
novalian'i rvoulah ny 01/07/2007 07:42
lamie ( 26/06/2007 05:42)
Miarahaba antsika Malagasy eran-tany tratry ny asaramanitra!:-*:-*:-*:-*:-*... tohiny
tisera ( 25/06/2007 15:45)
nosoratako tary @ fety sy fihaonana izy ity nefa toa ho an'ny diaspora no tena mety koa izay franc-comtois te-hitsangatsangana @ week end izao dia ito misy soso-kevitra hialana voly é! nahita an'ity... tohiny
novalian'i tisera ny 26/06/2007 22:20
ds ( 25/06/2007 12:07)
Hioty voankazo no anton-dia kinanjo tojo fahafatesana. kolokolo dimbin'ny vary, vololona solofon'ny ravina 4 mianadahy no namoy aina tamina lozam-piarakodia ny alin'ny sabotsy mifoha alahady teo tan... tohiny
novalian'i pimaso ny 28/06/2007 07:50
tisera ( 24/06/2007 15:04)
sendra nahita ity vaovao mampalahelo ity tao @ avis de recherche wanadoo aho koa sao dia mba mampita azy eto é! vaovao mampalahelo koa dia mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana é! "Selon fra... tohiny
novalian'i rinakely1 ny 05/08/2008 18:33
xxx ( 21/06/2007 16:51)
mba saika hanontany kely , misy fiangonana protestanta (toy ny FPMA any frantsa) ve aty NY , na washington, isaky ny inona ary iza ny pasitera? ary aiza ? misaotra ô... tohiny
novalian'i cutie ny 26/06/2007 21:28
kelly13 ( 19/06/2007 19:30)
[color=#CC99CC][b]fa maninn tokou no odivan'ny frantsay fanina ny "genocide" nitranga tany mada t@ 1947 ireny?[/b][/color]... tohiny
besa1 ( 19/06/2007 06:12)
Miarahaba antsika zanak'Isotry Fitiavana rehetra Mahafaly ny mampita vaovao amintsika fa ao anatin'ny fankalazana ny faha 140 taonan'ny fiangonana tanteraka isika izao ary ny tsangambato moa dia ny f... tohiny
novalian'i besa1 ny 21/06/2007 05:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0599