Diaspora

zambolida ( 27/09/2007 20:06)
LES MARIÉES DE L'ISLE BOURBON - Films - Sentimental © Origine : Fra. (2007) Stéréo. Scénario : Jacqueline Cauet et Euzhan Palcy. Musique : Jean-Marie Sénia. Réalisat... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/09/2007 16:40
boubounezy ( 27/09/2007 14:16)
za malala oull mitady vady tsisy paps gasy no tena tiny na lah na vhv, fa somary efa lbb zareo vhv 45ans,lhl 45ans, vady fitiavana no ilainy fa tsy vady fotsy akory kristiana de préfférence ny any l... tohiny
novalian'i lalagasy ny 11/12/2007 21:40
Fiffi ( 23/09/2007 17:55)
nahita an'ity zah ry zareo de mba zaraiko anareo eto an ! isak'alahady am 10h45 de misy emission mikasika an 'Madagasikara.....de raha ohatra ka mandeha mivavaka de enrezistréna....:) http://www.pro... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/09/2007 19:16
xxx ( 21/09/2007 13:09)
akory aby, misy restaurant malagasy vao nisokatra eto Lille (rue des Arts). Vazaha no tompony fa malagasy no mpahandro. Faly moa ny tena ka mba nitsidika tao. Mahay mandray olona aloha ny tompony, ... tohiny
novalian'i fijo ny 25/09/2007 20:50
boubounezy ( 21/09/2007 10:59)
mila test adn zao ny manao anizy io. enjana b nefa zany tsy midika fa aza mandé andafy tongava refa t ho avy fa ataovy tsara fotsiny ny paps @ norma d tsisy ny olana.:-*... tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2007 19:33
xxx ( 20/09/2007 10:32)
raha misy olona 1 bevohoka avy any Maroc nefa en mission no ataony any ka te-hiteraka aty France @ Décembre, dia inona daholo ny tokony atao? Normalement ny départ dia tokony atao fin octobre2007 ... tohiny
novalian'i xxx ny 23/09/2007 22:10
irery ( 14/09/2007 09:24)
Olon-tsotra mikasa ny hanondrana vanilles de mada any Europa (surtout en France, Allemagne, Belgique). Mitady olona afaka hiara-miasa hanao représentant na hanoro clients mety ho intéressés. Condit... tohiny
novalian'i irery ny 20/09/2007 09:54
fijo ( 12/09/2007 19:26)
amin'izao fotoana izao,dia teren'ny filoha sarkozy ny prefe mba ahatratra ny isa izay efa voafetrany amin'ny fandroahana ireo vahiny tsy manana taratasy.koa dia misy voahantso amin'izao"androany"ireo ... tohiny
novalian'i UB40 ny 01/10/2007 00:56
xxx ( 12/09/2007 01:58)
hahazo asa any allemagne ny vadiko. mety ho mora amiko ihany koa ve ny fahazoandalana hiasa any sa ny vadiko ihany aloha no mahazo miasa? ... tohiny
novalian'i mbaliana ny 14/09/2007 20:43
xxx ( 11/09/2007 16:18)
hoatrinona kay ny visa d'entré aloha ho an'ny tsy manana pasiaporo gasy rehefa tonga ao ivato azafady????... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/09/2007 20:46
nnni ( 09/09/2007 08:03)
Mba te ahafantatra toerana tsara azo anaovana mariage za fa mba ampio ry reto a!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/09/2007 07:44
Bita ( 09/09/2007 07:20)
Mba misy manana adiresin'olona Gasy any Perpignan Frantsa ve aminareo. Tena maika be mihitsy tompoko. Mba alefaso SMS raha azo atao fa tena maika be tokoa (aina) 004916097075676. Misaotra mialoha ind... tohiny
novalian'i booboo ny 09/09/2007 08:06
xxx ( 06/09/2007 11:20)
Pavillon 132 m2, tokotany mifefy , quartier résidentiel , pavillonnaire , 120 kms miala ny Paris , direct par autoroute ; akaikiny Gien , Chalette , Montargis etc...quartier résidentiel , pavillonna... tohiny
novalian'i Ralay ny 06/01/2008 06:46
sallai ( 31/08/2007 08:57)
Sao mba mahalala mpanotra mahay eto Paris ianareo? misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i Ralay ny 25/09/2007 08:51
kally ( 27/08/2007 08:14)
20cts isaky ny mihinana ny zaza iray, 40 euros ny sakafony herintaona.Tsy izaho akory no mpikarakara fa fampahafantarana fotsiny ny ahy. http://www.ong-madagascar.org/salon800/page2d.asp?CAT=-1&STAND... tohiny
novalian'i SHOAN ny 29/08/2007 18:54
sipagasy ( 23/08/2007 19:05)
Miarahaba Saika mba hanontany e! hoe inona moa ry ireto sa iza avy ny karazana site mety ahafahana manao, sy ahazahoana mandefa kadô any madagasikara, efa hitako teto ihany izy izay fa tsy tsaroak... tohiny
novalian'i lilinivo ny 16/01/2008 09:36
mariah ( 22/08/2007 07:33)
Bonjour, Tena tokony tsy ato ity no atao fa mba ato no be olona dia nataoko tato fa miala tsiny mialoha. Inona kay no tokony hatao raha misy virus ny ordi? izany hoe raha vao manokatra internet ... tohiny
novalian'i SHOAN ny 29/08/2007 18:57
mabloo ( 14/08/2007 07:28)
Mande amin'ny France ô ny jeux des îles any amin'ny tanana ny sabotsy sy ny alahady amin'ny 8 ora alina raha liana e!... tohiny
novalian'i mabloo ny 18/08/2007 08:44
minouminou ( 13/08/2007 09:00)
Mba mitady dj gasy hanao animation soirée mariage any Nice. Misaotra mialoha ny mpamaly.... tohiny
novalian'i ratonga ny 22/08/2007 23:12
Fiffi ( 04/08/2007 14:45)
hummm.....nahita an'ity zah ry zareo de mba zaraiko antsika eto an ! Fianarantsoa ? Antananarivo ? Antsirabe ? Tuléar et Ilafy ? Andasibe ? Mazotoa daholo mijery.... http://madaga... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/08/2007 20:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0568