Diaspora

ni81 ( 28/02/2008 21:31)
Mba saika hanontany anareo azafady. 1° Moa ve afaka manokatra kaonty ao dago ny olona tsy mipetraka any fa aty ivelany (manana CIN gasy sy pasipaoro gasy)? 2° Ary mety koa ve ny vazà tsy mipetra... tohiny
novalian'i ni81 ny 07/03/2008 17:18
LazaDaddy ( 26/02/2008 23:01)
Tsy ampy indray andro ny an'ny olona any Florida, USA, dia miverina amin'ny laoniny ny jiro tapaka. Tsy misy wawawa be hoe tafaverina ny jiro fa fialan-tsiny sy fanonerana ny simba aza no atao.... ... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/02/2008 18:05
badboy ( 26/02/2008 20:02)
Misy ve? Tena ilaina ve?... tohiny
novalian'i badboy ny 29/02/2008 12:27
ni81 ( 26/02/2008 09:49)
Manana fianakaviana aho mitsabo tena eto frantsa; miasa ara-dalàna izy fa kosa nolavin'ny préfecture ny fangatahany hanafatra ny zanany ho tonga aty satria fitsaboana hoy izy ireo no antony hijanona... tohiny
novalian'i Ratoa ny 03/04/2008 15:31
LazaDaddy ( 25/02/2008 21:14)
Io ankavanana io ingahy [b]Obama[/b] aminy [img]http://img211.imageshack.us/img211/5676/obmkp6.png[/img]... tohiny
LazaDaddy ( 25/02/2008 07:39)
Niara-niasa tamin'ny terrorista i Obama @ alalan'ny vola http://www.worldnetdaily.com/index.php?fa=PAGE.printable&pageId=57231... tohiny
ni81 ( 25/02/2008 07:37)
Nisy mpivady vita mariazy taty France (vazà ny lahy), nandeha tany dago nanao volan-tantely. Nandeha taxi brousse izy ireo nankany Mahajanga, ary rehefa niala sasatra kely dia nisy oul niresadresaka ... tohiny
rakapy ( 21/02/2008 03:28)
Inona no mba fandinihinareo sy heritreritrareo momba ny fitsidihana nataon'i Bush tany Afrika iny? Moa ve mety hitondra soa ho an'ny continent? sa mety mahazo kely isika fa hangalana betsaka? Sa dia... tohiny
novalian'i cutie ny 25/02/2008 16:34
LazaDaddy ( 15/02/2008 20:18)
Alzeria, Nogadraina ilay dokotera satria nampiasa fanafody, fanomezana avy amin'ny katolika. Nogadraina ilay pretra satria nivavaka tao an-trano. http://www.freerepublic.com/focus/f-news/197082... tohiny
novalian'i cutie ny 27/02/2008 21:28
tsiambaratelo ( 15/02/2008 12:02)
Alefako eto ity fomba fijerin\'ny étranger(-re)iray ny olona aty aminay(Liban)hoanareo namana zay liana ,hoanareo malagasy manambady libanais,indrindra indrindra hoan\'i tonton-nay zay manam-bahiny L... tohiny
LazaDaddy ( 15/02/2008 11:34)
Obama dia teraka tao anatin'ny fianakaviana silamo: 1) Silamo avy any Indonezia ny rainy, "kristianina" ny reniny. 2) Amin'ny lalana silamo dia "tsimaintsy" silamo ny zanaka silamo fa tsy manan-ts... tohiny
novalian'i cutie ny 26/02/2008 01:01
cutie ( 15/02/2008 03:30)
sao de mba misy mahalala gasy mipetraka any New Zealand???... tohiny
novalian'i cutie ny 21/02/2008 20:49
ronaldo09 ( 14/02/2008 12:18)
Ferme les yeux et imagines-toi ....... Imagine Madagascar et ses montagnes d’ordures Imagine tes 8 ans et tes pieds sans chaussures Imagine tes mains dans les détritus Ahoana moa no fomba aha... tohiny
rongisa ( 12/02/2008 12:38)
Azo adika teny gasy koa ny pourrie Tsy mbola manana izany esprit na diaspora zany ny gasy e! ho an'ni fianakaviany (iendrinay, dadanay, bavinay, dahinay, renelahinay, zaman'akahy...), na ny tribu n... tohiny
novalian'i kallie ny 13/02/2008 13:28
LazaDaddy ( 12/02/2008 01:58)
Mba mailomailo ry namana isany any Etazonia fa misy aretina habokana any ankehitriny. http://www.inthedays.com/pestilence/leprosy-outbreak-causes-concerns-in-northwest-arkansas/... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 14/02/2008 07:52
fijo ( 08/02/2008 22:15)
http://www.dailymotion.com/fr/cluster/travel/featured/video/x2s6ox_un-regard-sur-madagascar_travel... tohiny
novalian'i niryna ny 11/02/2008 17:53
niryna ( 08/02/2008 06:56)
Mankalaza ny taom-baovao ny Sinoa rehetra eran-tany ny andro 07 /02/08. Andron'ny voalavo amin'ity taona ity Na " Year of rat" http://www.umaine.edu/hudsonmuseum/images/yearoftherat.jpg Maharitr... tohiny
novalian'i niryna ny 10/02/2008 06:42
xxx ( 07/02/2008 13:07)
Manaôna daholo! Mba saika hanontany kely aho azafady izay mba afaka manazava. Izay hoe "personne à charge" izany ve ao anatiny ny vady sa ny isan-janaka fotsiny ihany. Misaotra.... tohiny
novalian'i tess ny 07/02/2008 21:10
mabloo ( 06/02/2008 13:22)
misy fandaharana momba an'i madagasikara mande am'arte zao e! raha mahaliana anareo e!... tohiny
novalian'i ratonga ny 13/02/2008 15:01
soanja ( 06/02/2008 05:41)
Manainga anao aho hifidy an'i Obama raha Demokraty ianao. Mamonjea caucus ary alatsaho ny vatonao fa tsy hamitaka anao izy amin'ny lafiny rehetra tianao hanatsarana ny fiainana eto Amerika! Indrindra ... tohiny
novalian'i Veloo ny 22/02/2008 16:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0551