Diaspora
ramistiana
(
29/05/2008 14:18)
Hafatra alefa ho an'izay mba mahafantatra e!
Manan-kevitra ny hianatra any frantsa ny tenako.
Raha mba misy mahafantatra ny adiresin'ireny "centre d'accueil" na "centre d'hebergement" ireny ianareo ...
tohiny
novalian'i ramistiana ny 02/06/2008 13:55
xxx
(
28/05/2008 17:08)
Manahoana,
Ho an'ireo tany Mcar vao tsy ela. Manahoana ny fisavana entana eny Ivato ho an'ireo olona avy aty ivelany?...
tohiny
novalian'i jhr ny 03/06/2008 16:13
ronaldo09
(
21/05/2008 10:34)
Dia tsy haiko hoe inona no mbola izesitiavana amina teny vazaha nefa ity serasera.org ity dia natao amin'ny teny gasy iray manotolo ary isaorana manokana ny webmaster amin'ny ezaka nataony satria man...
tohiny
novalian'i vahindanitra ny 27/05/2008 18:40
badboy
(
09/05/2008 11:13)
Dans le concert mondial, Madagascar, et par la force des choses les Malgaches, occupe-t-il quel place? Occupes-t-on d'ailleurs vraiment une place??...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/05/2008 19:29
endrika01
(
07/05/2008 16:29)
Maninona ny Gasy no tsy mahay mifaninana e,mba te ho rapanana,hanana vola be,fiara ,trano,nefa tsy mahay mifaninana.:-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 17/05/2008 07:24
nirinata
(
07/05/2008 05:25)
possible v visa touriste afak ahazaona titre de séjour salarié ra manana contrat de travail refa tonga any paris?
misaotra e...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/05/2008 20:17
badboy
(
06/05/2008 15:53)
[b]Ankorondrano
Jiolahy tratra niaraka tamin'ny basy vita gasy
Voadaka teo amin'ny ankasarotany ka noraisim-potsiny ity jiolahy nikasa hanafika teratany vahiny teo Ankorondrano, ny alahady teo. Basy...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/05/2008 23:28
ni81
(
04/05/2008 16:19)
Any dago rehefa mifanena ny fiara anankiroa , ka te hanontany ny saofera hoe misy polisy na zandary any @ lalana any sa tsia; dia tonga dia mandrehitra "phare" ilay iray, ary valian' ilay iray @ fihet...
tohiny
novalian'i rapala ny 09/05/2008 09:54
badboy
(
02/05/2008 10:19)
Mety ho marina tanteraka ve ireto voalaza ato ireto?? Vakio tsara dia omeo ny hevitrao aveo fa ohatry ny tena mitombona rehefa mahita ny mitranga @ samy malagasy ao paris ohatra!!!
[b]Les Noirs ne ...
tohiny
novalian'i sandman ny 12/06/2008 15:52
Ralay
(
02/05/2008 07:23)
Efa tsy ho ela intsony dia ho tonga ny vakasy lehibe (vacances d'été) volana jolay sy aogositra ka ho an'ny namana izay maniry ny hanao izany aty @ faritry NICE côte d'azur dia misy trano (studio) ...
tohiny
novalian'i Ralay ny 01/08/2008 14:49
xxx
(
01/05/2008 13:48)
Sao misy afaka manome eto ny anarana/adresse-na centre commercial akaikin'i Roissy (aeroport)?
Misaotra mialoha....
tohiny
ramahafinaritra
(
01/05/2008 06:52)
Mme Stangeline RALAMBOMANANA RANDRIANARISANDY, Docteur en Etudes Ibériques de l'Université de Paris Sorbonne no lasa minisitre de l'éducation nationale ary Mr Ying Vah ZAFILAHY, ingénieur des mine...
tohiny
novalian'i Papoose ny 01/05/2008 19:00
booboo
(
27/04/2008 17:30)
Sao mba misy mahafantatra kay, azafady, ny tokony hatao tsy hahazoana hafatra intsony @ tél. portable avy @ ity numéro ity : 20270 ?
Asainy miantso numero 0899machintruc izay fa tsy niantso zà ...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 01/05/2008 10:57
niryna
(
25/04/2008 20:04)
Nisy olona nilaza fa manomboka ny volana Mai izao hono dia valizy iray sisa no zo azo hoentina rehefa mivoaka?Izany hoe lasa izy nitondra valizy roa fa miverina izy iray sisa, ilay iray kely hono dia...
tohiny
novalian'i niryna ny 09/05/2008 18:44
Samoana
(
25/04/2008 13:25)
Nanomboka omaly dia afaka manao recharge telephone prépayé "orange" ho an'ny fianakaviana na ny namana any Dago ny olona mipetraka lafrantsa.
Ao @ www.ticket-transfert.com ny andinindininy ho an'iz...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/05/2008 06:21
mabloo
(
24/04/2008 12:11)
am'zao fotoana zao ao am arte misy fandaharana malagasy e! ho an'izay liana e!
" Vato manga, les saphir de l'espoir " no lohateniny
...
tohiny
novalian'i badboy ny 24/04/2008 15:19
xxx
(
23/04/2008 16:32)
Manahoana daholo,
Ho an'ireo gasy aty ivelany mpakany Mcar: inona ny fanafody tokony ampiasaina anaovana prevention amin'ny palu (prophylaxie)? inona ny anarany? tokony vidiana aty ivelany ve sa misy...
tohiny
novalian'i niryna ny 25/04/2008 19:52
niryna
(
21/04/2008 17:25)
Manao ahoana daholo e .Ho an'ireo malagasy mipetraka any ivelany ,iza ry ireto no anarana malaza hiantsona ny olona any aminareo?
ohatra hoe :
ny koreana izao dia toa Parker daholo no betsaka,ny l...
tohiny
novalian'i niryna ny 03/05/2008 02:50
badboy
(
20/04/2008 10:35)
Afaka ihomehezana avokoa ve ny zavadrehetra??
Malaza aty ivelany fa ny gasy dia mihomehy na mitsiky lalandava!!
Na ambaniana, na aratsiana, na analana azy, na ompaina aza indraindray dia mitsiky...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/05/2008 09:10
xxx
(
16/04/2008 03:59)
Raha misy malagasy, tsy fantatra fa nahita ny anarana t@ internet, manoratra aminareo hoe mangataka fanampiana fa te-hitsidika ny tanana misy anareo, inona no ataonareo? ...
tohiny
novalian'i Rafahafahana ny 23/04/2008 09:45