Diaspora
rariri
(
15/04/2008 13:30)
Manaôna daholo nareo , sao mba misy malagasy any new york ianareo eto @ ity serasera ity , mba hanome conseil zany e! fa andeha anao vacs 15 andro any .
inona ny tokony atao ahitana hotel tsy de laf...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/04/2008 16:37
badboy
(
14/04/2008 14:53)
[u]Tsaralalà na
Un étranger indélicat
lundi 14 avril 2008, par Randria N.[/u]
Un ressortissant étranger, un européen, dont visiblement la politesse n’est pas une des qualités premières ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/04/2008 00:45
rajoelina
(
11/04/2008 11:19)
Ahoana ny hevitrareo amin'ity entana halefa makany Mada tsy tonga ity e?
:)...
tohiny
novalian'i Bola ny 28/06/2008 06:25
Jeankely
(
07/04/2008 06:33)
Raha resaka antendrony no halalinina dia mitombona koa ve ny hoe Patron nafarana avy tany Madagasikara daholo ny Malagasy ao Frantsa ary mibaiko ny Frantsay ? Sahala izay mantsy ilay mandefa vazaha an...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/04/2008 09:57
badboy
(
04/04/2008 06:23)
[b]Menatra ny hody ve ny Malagasy any an-dafy ?
Lasa resaka indray tato ho ato ny hoe tsy mety mitodi-doha an-tanindrazana ny Malagasy any an-dafy fa menatra noho ny fiainany any :
tsy manana antonâ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/04/2008 07:29
rajoelina
(
03/04/2008 12:54)
[b]France[/b].
Izaho dia mitady akama gasy na frantsay na hafa fiaviana mipetraka amin'ireto tanà na ireto: Angers, Saumur, Le puy Notre Dame, Doue-la-foutaine, Cholet, Vihiers, Thouars. Lahy na Vavy...
tohiny
novalian'i Papoose ny 06/04/2008 01:58
koolo
(
02/04/2008 20:54)
Faly miarahaba antsika mpianatra sy mpandala ny teny malagasy,
Afaka hateloana dia higadona indray ny sora-tononina koa ireto misy toromarika vitsivitsy ho fiomanan'ny rehetra.
Ny fotoana dia ny...
tohiny
novalian'i rush ny 05/04/2008 15:44
Jeankely
(
31/03/2008 10:44)
Mba hindramoko kely ilay ataon'i Ra-badboy hoe HOY NY MPANDINIKA :-D :-D :-D . Voasoratra fa nitondra ary anisany nitana toerana lehibe tamin'ny fandrosoana izay azon'i Chine ny Diaspora avy any. Ma...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/04/2008 00:43
badboy
(
31/03/2008 09:03)
Zay ve sisa no fomba afaka ijeren'ny avy any ivelany an'i dago : zoridira mameno tanana???? (imagine Madagascar et ses tonnes d'ordures)
[url]http://www.dailymotion.com/relevance/search/soprano/video...
tohiny
novalian'i rush ny 05/04/2008 15:50
dailynews
(
29/03/2008 22:09)
mba inona ry reto ny carte telefonina azo hiantsoana nomerao manomboka 34..ao mkara avy eto usa?
misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i dailynews ny 30/03/2008 21:49
xxx
(
24/03/2008 10:27)
Manahoana daholo e!
Sao misy malagasy mipetraka any Tours eto, na mpandeha any? Mba te hahafantatra aho hoe manao ahoana ny fiaimpiainana any? Betsaka mpiray tanindrazana ve? Misy fiangonana malaga...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/04/2008 20:44
soanja
(
22/03/2008 15:10)
Raha mba toy izao avokoa ny tanora dia mivoatra ny firenena : afaka mamoaka ny heviny tokoa ary afaka mamoaka ny antony anohanany izay tohanany!
http://www.youtube.com/watch?v=kica8hmSdAM&feature...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 02/04/2008 08:53
Rafahafahana
(
21/03/2008 15:11)
Fa maninona kay ny malagasy rehefa aty am-pitan-dranomasina aty no lasa miavonavona sy hafahafa fisainana? Tena gaga aho :oops: indray maka.Ka nanontany tena hoe fa nahoana?:!:
Dia misaotra anao mama...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 22/03/2008 15:20
tslem
(
20/03/2008 12:06)
Saika mba hanontany aho ho an izay mahafantatra.
Raha ohatra ve ka olona manana visa any Allemagne dia afaka mandeha aty France ilay olona, dia raha afaka dia afaka mijanona aty pendant 3mois?
I...
tohiny
novalian'i nani ny 25/03/2008 17:16
niryna
(
19/03/2008 17:54)
Miarahaba antsika rehetra indray ny tenako.Asa hianareo raha mba mitovy ny ankizy maromaro aty fa ny andro Paska dia andro iray ahalahelovana ny fianakavina sy ny namana aman-tsakaiza any amin'ny tana...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 03/04/2008 14:29
sipagasy
(
19/03/2008 09:27)
Indro zaraiko aminareo mailaka azoko ny 18/03/2008, koa raha misy mahalala ireo olona ireo reh, na ny havany dia aza misalasala miantso io N° tel io e!
Misaotra ny rehetra,
Mandria am-piadanana i...
tohiny
novalian'i ni81 ny 07/06/2008 21:26
ni81
(
18/03/2008 21:50)
Nareo ve mba efa nisy niantso t@ zany carte vaovao atao hoe passeport izany? Tsara hono hiantsoana any dago fa 5,50€ monja ary toa 100mn mahery izy zay raha tsy diso ny fitadidiako!
Toa hoe @ mpiva...
tohiny
novalian'i rurik ny 19/03/2008 07:48
ratonga
(
14/03/2008 09:02)
[b][center]Information du Ministère de l'intérieur
A l'attention de tous les détenteurs de téléphone portable[/center][/b]
Un correspondant laisse un message afin que v...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 16/03/2008 11:29
niryna
(
06/03/2008 18:30)
Tsy mahazo vola intsony ireo polisy mijery ny mpitondra fiara tsy manara-dalana.Tsy maintsy mahatratra efa-polo isan'andro ny olona enjehiny amin'ny tsy fanarahana ny lalana vao miakatra ny giradiny....
tohiny
novalian'i niryna ny 11/03/2008 02:17
zamanoro
(
29/02/2008 01:53)
Miala tsiny raha izao vao manoratra eto
Fa ho antsika izay afaka
Dia manasa antsika rehetra ny "NAMANA-MAD", mba ho tonga amin'ny fifanomezan-tanana ho an'ireo Traboina noho ny rivo-doza Ivan, izay ...
tohiny
novalian'i soanja ny 01/03/2008 16:05