Ahoana no heritreritry isika Afrikan @ visitin'i Bush tany A

1. rakapy ( 21/02/2008 03:28)
Inona no mba fandinihinareo sy heritreritrareo momba ny fitsidihana nataon'i Bush tany Afrika iny?
Moa ve mety hitondra soa ho an'ny continent? sa mety mahazo kely isika fa hangalana betsaka? Sa dia fanaovana vakansy fotsiny? Mifono hevitra politika ve sa dia tena hevitra mahitsy?
Efa eo @ faran'ny mandat mantsy izy no mody manao fihetsika toy ireny.
novalian'i cutie ny 25/02/2008 16:34
2. ainaheri ( 21/02/2008 05:55)
propagandy ho an'ny antokony ny fahafantarako azy satri ngahy Obama dorizina Kenya,ka mba manindry lery we ny antokonay ko anie mba mivaky loha aminareo afrikanina iany ee,lol(hevitro za samirery)
3. xxx ( 21/02/2008 06:45)
zesta fotsiny ny an'i bush be diplomacy be eo fa teo manko variana tary Iran tary de mody mampandry adrisa ary Kenya ndray alou fa efa mandat farany sisa.
4. Kwasi ( 21/02/2008 10:11)
Maninona izy no tsy t@ vao voafidy t@ 2e mandat no nitsidika taty fa izao efa hivoaka ny lapa izao? Ny fahitako azy dia mba te hanavotra ny image-ny faraparany izy eo anoloan'ny @ afrikanina. Sady mba mibalady koa e.

Etsy andaniny koa anefa mety mba mijery ny vokatry ny millenium challenge account koa izy.
5. rakapy ( 22/02/2008 02:36)
Sady koa manadio tena @ ra tao @ middle East :-D:-D:-D
6. cutie ( 22/02/2008 02:41)
tsy mety voadio tsony iny :-D:-D:-D:-D
7. ikaretsaka ( 22/02/2008 03:00)
aleo hanao aleo hanao e
nenay "qui vivra verra" ihany ny polifikanay
8. penina ( 22/02/2008 03:09)
Raha vao filoham-pirenena aloha no mitsidika firenena iray izay dia aza mieritreritra vakansy sns izany mihitsy.
Poitika foana io.
Ny ahy ny fahitako azy dia resaka pression ho an'i Sina hanala ny "veto"-ny momba an'i Soudan io.

Ny ahy aloha tiako ilay izy.

Ny politika sinoa, ny ahy, tsy tiako mainty mihitsy. Mody manamboatra "palais" izao foana. Jereo ny "palais des sports" Mahamasina, dia jereo ny vokany amin'ny entana sinoa.
Izao koa izao dia hoe hanao "palais presidentiel" maimaimpoana ho an'i Soudan, nefa petrole lasany daholo. :twisted:
9. rakapy ( 22/02/2008 03:14)
Ka tsy ny sinoa ihany fa na ny US aza dia mitovy @ izany koa.
10. ikaretsaka ( 22/02/2008 03:37)
tonga aty hatr@ ny palan'dralaza sy cutie ary izany le
11. penina ( 22/02/2008 03:42)
Tsy manda aho hoe politika iraisam-pirenena, efa voazara ny firenena mahantra.
Fa saingy, ny sinoa ange ka firenena communiste, tsy miraharaha zon'ny tsirairay izany fa communaute ihany. Ohatra fotsiny, iza no firenena nanagadra mpanao gazety be indrindra nandritra ny 2008 -> Sina. Na ny vahoakany aza tsy raharahiany. Rakapy izao rah miditra blaogy.com dia tafiditra. Fa raha ny sinoa no manao izany any Sina dia migadra.
Mazava ho azy, tsy asiany sira izany ny any Afrika fa izay maty any maty.
Izaho tsy manda koa aho hoe misetrasetra ny bekitana. Fa izao, iza ary no eritreretinareo hahazaka ny atao hoe premiere puissance izany?
12. rakapy ( 22/02/2008 03:50)
Ka ilay izy anie ka tsy fififdianana e! Fa izay mahery ara ekonomika no premier puissance. Raha ny trosan'i US @ sinoa dia efa tsy ho vitan'ny bekitana ao anatin'ny mandat 4 na 5.Ka na ratsy aza ny sinoa fa rehefa izy no mahery dia izay. Ny tany madinika moa dia efa voazara araka ny voalazanao ka tsy afaka ny ho aiza na hisafidy hoe avelao nama ny bekitana no premier puissance a!.
13. penina ( 22/02/2008 04:25)
Izay mahery ara-toe-karena sy ara-tafika no premiere puissance ka. Raha ny toe-karena fotsiny tsy mamboatra tanky sns, tsy maka toby etsy amin'ny firenena etsy sy eroa.
Fa izay eh, ny fahitako ny fihetsik'i Bush iny dia hoe: rehefa tsy nanaiky ny veto tao amin'ny Nations Unies ianareo, ary tsy nanaiky ny resaka momba ny jeux olympiques, dia ireto izahay miseho ampahibemaso fa momba an'i Afrika.
14. penina ( 22/02/2008 04:33)
Iangaviana i Che Guevara mba hitsangana amin'ny maty. :-D
15. cutie ( 22/02/2008 04:58)
http://www.youtube.com/watch?v=SRDk5cmpUOM
andramo ndra we io rakapy
16. rakapy ( 22/02/2008 05:21)
Yap! this one goes pretty goodo^o Yes we will never stop fighting for PEACE!
How many times must human walk down before they call em a human? how many many years must some people exist before they can look the sky? And how many ears must Mr bush has before he can hear the people cry?
The answer is blowing in the wind.
Penina> Ka efa nahita piece de rechange ho an'i Che hono ny Argentin fa hovelomina indray i lery.Toa atao motera V8 turbo mihintsy hono. Ka ho hita eo indray izay ataony=))=))=))=))=))
17. badboy ( 22/02/2008 18:41)
Ahoana no heritreritry isika Afrikan @ visitin'i Bush tany A


Ny gasy tsy afrikana fa ao anatin'ny kontinanta afrikana!:idea::idea:

Inona no mba fandinihinareo sy heritreritrareo momba ny fitsidihana nataon'i Bush tany Afrika iny


De diniho koa hoe fa maninona no LIBERIA fa tsy firenenan hafa!:idea::idea:
18. rakapy ( 23/02/2008 02:18)
badboy> Ny gasy tsy Afrikan?=))=))=))=))=))fa ao anatin'ny kontinanta=))=))=))=))=))=))=))=))=))Toa hoatran'ny milaza amiko ianao fa ny Ivoirien sy ny Sud Af koa tsy Afrikana fa anatin'ny kontinanta.
19. badboy ( 23/02/2008 10:08)
Refa miteny an'i Dago ny journaliste étrangers d'ozy oe : "madagascar, une île au large du continent africain"!:arrow::arrow: Refa miteny ny algérien sy ny marocain.... ry zareo d'ozy njay hoe "les magrebhins"!!8)8)

Ao resahako otran'ny miresaka @ mpianatra mianatra géographie en 6 ème : Otran'ny hoe île de la reunion, na seychelle zao frantsay, fa tsy africain, nefa ao anatin'ny continent africain!:idea::idea::idea:
20. rakapy ( 23/02/2008 17:34)
Alors qu'un Gasy comme toi crois encore aux journalistes etrangers(Francais,je pense)? come on dude! Ils ont encore la mentalite pour diviser et partager l'Afrique.Et toi en tant qu'Africain tu les laisse faire? Alors tu classe les Malagasy comme quoi? des europeans? des asiatiques? ou des americains?
Tu peux leurs dire (aux journalistes etrangers) que les Africains considerent l'England comme une ile au large du continent European mais les Anglais ne sont pas des Europeans!=))=))=))=))
Ils faut que tu met ca dans ton cervel qu'ils font tous ca pour nous diviser, alors c'est plus facile pour eux de reigner partous en Afrique.
Alors tu est fier quand un Francais t'applle MAL GACHE!
Tu n'est pas Africain parceque tu a vecu sur une ile au large de l'Afrique=))=))=))Aoka letsy ra bad
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1451