Diaspora
besa1
(
19/06/2007 06:12)
Miarahaba antsika zanak'Isotry Fitiavana rehetra
Mahafaly ny mampita vaovao amintsika fa ao anatin'ny fankalazana ny faha 140 taonan'ny fiangonana tanteraka isika izao ary ny tsangambato moa dia ny f...
suite
répondu par besa1 le 21/06/2007 05:39
kally
(
18/06/2007 07:41)
Dia tapaka ny hevitr'i Ségo ka dia nodakàny hiala ny trano i François Hollande.Nasainy nangoron'entana sy hiaina ny fiainany any ivelany....
suite
répondu par Fiffi le 25/06/2007 19:20
bazylou
(
16/06/2007 23:45)
soratna ao amin'ny guiness des records izay mahavita be indrindra.
Behoririka. 23 vazaha "ramassés" par la Police !
15-06-2007 / 08:44
Les contrôles des étrangers se poursuivent un peu partout ...
suite
répondu par xxx le 20/06/2007 06:39
xxx
(
16/06/2007 16:47)
Mba saika hanontany aho azafady , mila visa ve raha te handeha ho any Egypte isika gasy? raha mila, misy mba afaka manoro ve hoe inona sy inona avy no tokony hatao?
Misaotra mialoha...
suite
répondu par diamondra27 le 17/06/2007 07:53
andry44
(
13/06/2007 08:12)
Efa nisy nandefa moto nakany Dago?Ahoana ny fomba azo antoka kay raha handefa moto mody any ?...
suite
répondu par mionona87 le 28/06/2007 17:02
bazylou
(
13/06/2007 00:27)
Tête à tête avec Didier Ratsiraka
L’ancien président de la République Zafy Albert est à Paris depuis quelques jours. Bien qu’il s’agit d’une visite purement privée, elle a été mis...
suite
répondu par Fiffi le 13/06/2007 19:21
xxx
(
12/06/2007 20:34)
eto frantsa ny tenako , fa gaga aho fa matetika mahita fiara misy numero @ ny autocollant,betsaka no efa hitako misy hoe "64" .
fanontaniana mba valio hoe izay mahalala , misy dikany ve io ?????...
suite
répondu par xxx le 14/06/2007 17:59
Fiffi
(
12/06/2007 09:46)
Ndao ry zareo ho any Dago kely fa zah aloha tena manina mafy an ! de :
-1- http://www.wat.tv/playlist/487300/video/487297/Nicomad-Clip-Madagascar-La-Reine.html
-2-
http://www.linternaute.com/vi...
suite
répondu par Ratoa le 01/08/2007 17:08
maintsokely
(
11/06/2007 21:15)
manao ahoana daholo,
Sao dia efa nisy nandefa colis tamin'ny société Walexport ianareo ? (dégroupage maritime ?) dia inona avy no natao, ahoana no fandraisana azy any dago ?
Ohatran'ny intéress...
suite
répondu par maintsokely le 18/06/2007 14:26
xxx
(
10/06/2007 13:14)
manao aona daol an!
za zany naika anontany hoe ahona no atao,inn ny démarches administratives tokony atao ra anD hody any dago définitif,ny tna malagasy ihany fa tsis paps,hihihi!
...
suite
répondu par dombolo le 03/07/2007 06:35
bazylou
(
09/06/2007 00:43)
misy an'izany lalan vaovao izany koa ao madagasikara hoe ny vato rehetra milanja 5g mahery dia tsy maintsy omena ny depite hatolotra ny firenena e!!
Dinnnnnnnn, ka inona no hitadiavana vatosoa raha...
suite
répondu par Fiffi le 11/06/2007 19:11
nikopol
(
08/06/2007 10:11)
Ho an'ny namana izay mipetraka eto amin'ny Paris 12 na 11 dia mba tohano ny kandidan-tsika ... amin'izao érlection législativa zao
http://kandidatur.over-blog.com/article-5733254.html
...
suite
répondu par meva2 le 12/06/2007 06:13
mandrak
(
29/05/2007 17:26)
mba efa kobonareo ve fa FAF LARAGE ony d' origine malgache (lé mihira any générique français any Prison Break)
http://fr.wikipedia.org/wiki/Faf_Larage...
suite
répondu par Fiffi le 07/06/2007 19:00
mazavaloha
(
26/05/2007 00:21)
toa izao frantsa sy eropa izao ihany no mizaozao eto.
nefa ny frantsa dia fahavalontsika ary fahavalo anisan' ny nanao ratsy be dia be tany antanindrazana....
suite
répondu par cutie le 08/06/2007 23:22
salmo1
(
23/05/2007 21:20)
ohatra voalohany i [u]bazylou[/u].
Tamin'ny izaho tany France renivohitra, hitako tsara fanahy be ny Frantsay rehetra, miezaka daholo nifandray tamiko @ teny Espaniol... ary ny Frantsay koa dia nit...
suite
répondu par Cherry le 19/08/2007 14:21
Oully
(
21/05/2007 10:14)
Toa messagerie foana ny portable fa angahe tsy manao an'io intsony ianao ? mba henoy fa misy message nalefa ko any, ary mba mangataka fanampiana @ ireo izay mahalala azy raha azo atao !! Merci d'avan...
suite
répondu par Fiffi le 28/05/2007 09:09
girity
(
21/05/2007 09:37)
azafady reolona fa vendrana ny tena. Zao aho vao teto hatrizay. Manambady vazaha aho, manana taratasy aradalana, manana doc de circulation ny zanako. Nividy billet andehanana any amintsika aho, efa na...
suite
répondu par Ratoa le 29/05/2007 12:08
kally
(
21/05/2007 07:21)
http://www.dailymotion.com:80/related/3168818/video/x1wne8_loreillette-de-segolene-au-debat/1...
suite
répondu par Fiffi le 28/05/2007 09:11
bazylou
(
18/05/2007 22:55)
CECILIA SARKOZY::,, Efa nandalovandra zaka martin in-piry dia avy eo notsiponin'i SArkozy!!izany ve no mba taratry ny 1ere famille de France e!!, tsss tena mampalahelo, tsy aleo i Segolene , concubi...
suite
répondu par Fiffi le 10/06/2007 12:25
Fiffi
(
18/05/2007 18:55)
PARIS, 18 mai (XINHUA) -- La présidence française a annoncé vendredi la composition du nouveau gouvernement dirigé par le Premier ministre François Fillon:
-M. Alain Juppé, ministre ...
suite
répondu par Fiffi le 21/05/2007 11:02
