Diaspora

adidy ( 16/03/2007 12:54)
RNS
Iza indray no handeha RNS:lol::lol:... tohiny
novalian'i sipagasy ny 16/03/2007 14:43
Piksou ( 15/03/2007 14:57)
Saly daôlo a !!! Mba mangataka infos momba ny fangalana visa makany ESPAGNE, ny taratasy ilaina, ny frais de dossiers sy ny tariny ny tenanay. Ra possible oe misy gasy mipetraka any mba afaka han... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/03/2007 21:09
ratonga ( 14/03/2007 09:16)
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=1157&ART=22569... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/03/2007 07:47
niryna ( 13/03/2007 04:32)
Efa nisy resaka an'io teo aloha fa sao mba misy hirika vaovao indray.Raha hiantso any Dago.Misy mandeha ilay 33 fa 32 misy olana foana indraindray.Aty Amerika no mba tiako asiana teny io ary mety misy... tohiny
novalian'i niryna ny 15/03/2007 04:14
Stretch ( 10/03/2007 19:42)
nahita THB am canette en pack de 24 a tsy tato antrano fa tany am ol, nony tonga tato antrano a saiky hi komandy tsy hitako lay site nisy azy mba miangavy ra misy mahita io site io misaotra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/03/2007 06:36
rakotoline ( 06/03/2007 17:44)
:roll:salama daolo e,tonga indray ary ny fanontanina indrindra amin'ireo am-pita sy an-tanim-pandrosoana,moa vé hilaina ny tantsaha na ny tambanivohitra hoy ianareo sa dia tsara daolo ny vahoaka rah... tohiny
novalian'i soanja ny 15/03/2007 01:15
mbaliana ( 04/03/2007 09:21)
Marina ve fa tsy maintsy mody any Dago daholo ny gasy aty ivelany manamboatra an'io pasipaoro io dia hatramin'ny faran'ny taona 2008 no anaovana azy? ... tohiny
novalian'i Ratoa ny 15/05/2007 15:29
niryna ( 04/03/2007 06:23)
Maro ny malagasy no mivahiny sy mitady ravinahitra any ivelan'ny dago. Manao ahoana ny fombafomban'ny olona any aminareo raha oharina ny ao dago? Ny fiainana andavan'andro, ny fiakanjon'ny olona,ny ... tohiny
novalian'i dadie ny 27/03/2007 16:00
bazylou ( 03/03/2007 01:35)
''S'il vous vient un jour l'idee de voir votre fils ou fille devenir president(e) de la republique de Madagascar preparez-vous pour un test ADN ,car votre enfant doit etre de pere et de mere malagasy ... tohiny
novalian'i niryna ny 07/03/2007 06:10
Bakobako2 ( 02/03/2007 18:46)
Miarahaba antsika rehetra. Mipetraka efa naharitraritra ihany teto SUISSE izahay. Misy milaza ny ankizy fa afaka mahazo visa permanent hivezivezena amin'ireo pays EU ny gasy eto. Permis B no hipe... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/03/2007 07:48
voromailala ( 28/02/2007 12:25)
Noraiketiko antsary mihetsika izany ny sary Annecy sy Evian indrindra fa ny Lac. Ny tanjona moa izany dia hoe ireo toerana mahaliana any antanindrazana no hatao [url=http://asasary.blogspot.com/]oha... tohiny
novalian'i niryna ny 03/03/2007 06:45
Rafotsy ( 28/02/2007 11:30)
Salut daholo ! Tsy fantako na eto no tokony hamoako ity ! Zah dia naharay Sms nilaza hoe : votre n° a été tiré au sort et vous avez gagné 1 pack vidéo ou 3000€ ! Veuillez appeler le n°....p... tohiny
novalian'i tolona ny 09/04/2007 23:51
zamanoro ( 26/02/2007 05:39)
SAlama daholo, Mba handeha any London aho amin'ny faran'ny volana Mars. Ka manontany hoe mba misy Gasy azo antonina ve any? Tsy hiantranoana akory, fa mba ifaneraserana fotisny. Zamanoro, manorolahy... tohiny
bazylou ( 24/02/2007 20:07)
Conférence sur le MAP à Paris Le Directeur des Affaires Economiques de la Présidence de la République de Madagascar, Monsieur Ivohasina RAZAFIMAEFA, en présence de Monsieur l’Ambassadeur de... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/02/2007 19:07
niryna ( 23/02/2007 16:36)
Mamerina fisaorana feno amin'ny foko tanteraka aho ho an'ireo namana rehetra eto amin'ny serasera nisaotra ahy noho ny fanampiako sy fanomezako toro-hevitra.Tsy misy avy amiko ireny fa fitaovan'Atra f... tohiny
novalian'i linarako2 ny 09/03/2007 10:11
niryna ( 23/02/2007 04:43)
Asa ianareo raha mba efa nahita na nahalala ny zavatra niseho ny firenena ipetrahanay.Raha efa nahita moa dia tsy maninona ny mijery ity etraketraky ny tany ity.Raha ohatra kosa moa tsy mbola nahita d... tohiny
novalian'i linarako2 ny 09/03/2007 10:09
niryna ( 22/02/2007 06:20)
Asa ianareo raha mahatsapa ity fa na samy mipetraka toerana iray ohatra France na Amerika na Italy sns dia misy fomba ahafantaran'ny olona hoe avy atsy an'anona ity olona miresaka ity.Kanefa toerana i... tohiny
novalian'i dadie ny 27/03/2007 16:05
adidy ( 16/02/2007 12:56)
@ maha-mpinamana antsika eto sy @ maha-malagasy!! Misy tanora vavy 20 taona mpianatra tao Strasbourg nantsoin'ny ray hody any aminy: dia Rtokely: ANDRIAMORA ROJO, tampoka ny fahoriana ary tsy nanana ... tohiny
novalian'i booboo ny 08/03/2007 17:53
niryna ( 15/02/2007 06:33)
Saika mandalo amin'ny fiainana io,toa mitady hatrany kanefa tsy mety mihonona.Asa raha mba mitovy izany koa ny ankizy hitanareo fa tsy misy izay tsy hananany ny zaza aty aminay kanefa toa hita fa mbol... tohiny
novalian'i niryna ny 23/02/2007 00:56
niryna ( 14/02/2007 17:55)
Mety misy hitovizany ny fankalazana io andro io ary mety tsy mitovy ihany koa. Ny aty aminay,mifampiantso ny fianakaviana mifampiarahaba.Manao volabe ny mpivarotra voninkazo rose mena ary mifanalotra... tohiny
novalian'i niryna ny 24/02/2007 05:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3739