Diaspora

Piksou ( 12/04/2007 09:42)
Mba te ahafantatra ny tokony ho dépense pendant 1 mois ho an'ny olona izay mahalala ny fiainana any na mipetraka any Espagne en général. Ny zavatra important no tiko ho fantatra (ny sakafo, ny lo... tohiny
novalian'i Aino ny 15/04/2007 08:11
azzaro ( 10/04/2007 12:59)
Manahoana, Sao mba misy mahafantatra ny N° tél n'ilay hoe ROJO mpandefa entana any Dago (eto Paris no misy azy)? Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i vale ny 13/04/2007 21:39
paris10 ( 09/04/2007 17:13)
fa nankaiza fiffi?:roll::roll:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/04/2007 06:50
Rojo ( 08/04/2007 19:56)
Aiza daolo ny zanak' i Dago301/302. Tsy henoheno, mints... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/04/2007 16:02
Rojo ( 07/04/2007 15:26)
Mba aiza dahola amin' izao ireny ancient lasa aty andafy ireny. toa tsy mba henoheno. Raha any nareo dia mamalia o!8O:o... tohiny
novalian'i xxx ny 14/08/2007 20:01
niryna ( 04/04/2007 16:08)
Manao ahoana daholo isika rehetra.Malahelo anareo aho saingy variana amin'ny fitsangatsanganana aiza ianareo no ho hitako? ahoana ihany ny fotoana eto dago? Sabotsy 14 Avril 2007 no mety ho tsara dia... tohiny
novalian'i tisera ny 13/04/2007 06:21
xxx ( 04/04/2007 14:25)
Misy gasy ve any? ahoana kay ny fiainana any? ... tohiny
kally ( 01/04/2007 09:41)
Reko fa misy brochure tena vita milay mikasika an'i Madagasikara ho an'ny mpikarakara ny fizahan-tany.Tsy tadidiko tsara na Travel directory na travel planner ny anaran'izy io.Iza no mahalala an'io di... tohiny
novalian'i SOBIKA ny 02/04/2007 10:32
paris10 ( 31/03/2007 15:07)
manao aona daolo!mitady trano F3 izahay,F2 no ipetrahanay izao ka mety raha mifanakalo,misaotra betsaka!... tohiny
novalian'i paris10 ny 01/04/2007 13:52
booboo ( 30/03/2007 08:09)
Misaotra mialoha izay afaka hanoro ny tokony hataoko. Nametraka taratasin'i mr booboo tany @ Mairie (Sens-Yonne) zaho teo : original n'ny kopia (lava) nahaterahany @ teny frantsay, misy ny sonia s... tohiny
novalian'i fijo ny 24/05/2007 20:25
maintsokely ( 29/03/2007 10:09)
Manao ahoana daholo, Saika mba hila hevitra amin'ny namana amin'ity situation ity ! Tonga aty izany ny mamanay nampiteraka ny zandriko vavy, ahoana ny hevitra mba hanalavana ny séjour ny satria... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/05/2007 10:54
Piksou ( 28/03/2007 07:38)
Saly a !!! Sô de mba itanareo oe aiza ho aiza kay ny misy ny CONSULAT ESPAGNE eto Antananarivo :idea::idea::idea: @ Zany VILLA MADRID zany fa tsy itako lé toerana Mba mila fanampiana avy @are... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/04/2007 12:39
ds ( 26/03/2007 17:31)
Ry havana malala , " Mba ho iray ihany izy rehetra" Jaona 17: 21 Miala tsiny izahay ray aman-drenin'i Rudy raha manoratra ho anareo ity taratasy ity. Rudy dia zaza enin-taona. Narary izy nandr... tohiny
novalian'i tolona ny 09/04/2007 23:38
salmo1 ( 26/03/2007 02:43)
Izaho efa nanomana ny fiainany le olona anakiray zay; ny trano, ny fiara http://ar.geocities.com/autocarautos/2005-mercedes-benz-slk-front.jpg , ny fahazahoana manohy ny fianarany, ny fahazahoana hipe... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2007 17:27
Ralay ( 23/03/2007 14:24)
Mikasa ny ho any dago aho @ vakansibe zao mba hijery jeux des îles ka mitady trano hofana(Appartement) [b]>Ny tadiavoko dia efitra roa misy 2grands lits,misy douche,rano mafana ary lakozia. >Ny t... tohiny
novalian'i dadie ny 03/05/2007 08:01
meva2 ( 23/03/2007 09:22)
Bonjour daholo, Mila mandefa fanafody, 3 boîtes, haingana any antananarivo aho ka mba mangataka raha misy olona afaka iangaviana mba hitondra ireo na koa mahafantatra hevitra afaka handefasako azy a... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/04/2007 19:47
tovolahy007 ( 23/03/2007 02:16)
Miarahaba ny rehetra! Araky ny nolazain'ny Wanadoo Madagascar androany faha 22 Martsa 2007 dia nisaoran'ny Fitondrana Malagasy ny Ambasadaoro Narisoa Rajaonarivony.Izany hoe tsy Ambasadaoro eto USA i... tohiny
novalian'i Anjoanina ny 14/09/2007 20:13
niryna ( 22/03/2007 15:08)
Manao ahoana daholo ianareo rehetra.Misaotra antsika rehetra aho tamin'ny fiarahana eto amin'ny serasera.Tohizo hatrany fa tsy hanenenanao ny mandany andro ato rehefa mifanaraka ny tianao sy hanampian... tohiny
novalian'i dadie ny 27/03/2007 09:09
bazylou ( 19/03/2007 23:18)
Les secteurs d’activité Pays pauvre oblige, il est peut-être plus rapidement et plus facilement rentable d’investir dans la satisfaction des besoins primaires et d’entrée de gamme : alimen... tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/03/2007 20:50
iriko ( 17/03/2007 00:02)
Vao tonga eto Hawaii izahay, sao dia mba misy Malagasy eto? Misaotra mialoha:D... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/04/2007 20:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0875