tandremo diaspora!!

1. bazylou ( 03/03/2007 01:35)
''S'il vous vient un jour l'idee de voir votre fils ou fille devenir president(e) de la republique de Madagascar preparez-vous pour un test ADN ,car votre enfant doit etre de pere et de mere malagasy 100%.
Pas de place pour les metis et autres batards!

article 46 du projet : «Tout candidat aux fonctions de président de la République doit être de nationalité malagasy d’origine par le père et la mère, …»

La question est de savoir si le candidat à la présidence de la République est à 100% malgache, devra-t-il alors passer par un test d’ADN pour prouver que c’est bien du sang malgache qui coule dans ses veines. Car du moment que l’un de ses parents n’est pas malgache, sa candidature risque d’être rejetée pour cette fonction.''

PAS DE PLACE POUR LES METISSES

novalian'i niryna ny 07/03/2007 06:10
2. Lalah ( 03/03/2007 04:43)
Ka bazy ve mieritreritra oe mitombina io? resabe io
3. fijo ( 03/03/2007 05:41)
za kosa aloha dia tia ary mankasitraka io andiny io e.ny gasy ihany no aoka hitondra ny gasy fa tsy mila akbara sy omanaly.
4. niryna ( 03/03/2007 06:41)
fijo:

za kosa aloha dia tia ary mankasitraka io andiny io e.ny gasy ihany no aoka hitondra ny gasy fa tsy mila akbara sy omanaly.

Inona izany ry fijo?

5. sakaizakely ( 03/03/2007 09:54)
lalàna vaovaondRa8 indray io fa misy any ho any adversa karana na sinoa matoa izy manao an'io. Koa tsy dia ho lany mandrampahafaty ve lery am'zany ? Iza kosa no mba gasy afaka hisolo azy eo manko ?
6. tywa68 ( 03/03/2007 10:17)
inona no tohin'ilay ... @ art46 ry bazylou ?
7. kally ( 03/03/2007 12:00)
Aleo marina tokoa ny samy gasy ihany fa raha tonga eo marina ry Mohammed dia asa fotsiny.
8. Rafotsy ( 03/03/2007 12:27)
Zah koa aloha dia mankasitraka hoe : aleo ny gasy ihany no hitondra ny gasy !
9. ds ( 03/03/2007 14:40)
And. 46 - Izay olona milatsaka ho fidina ho Filohan'ny Repoblika dia tsy maintsy mizaka ny zom-pirenena malagasy avy amin'ny ray sy ny reny niteraka (...)

Tsy ampy ny hoe gasy fotsiny fa tsy maintsy gasy ray sy reny ihany koa izany vao afaka milatsaka. Izay no olana, fa rariny tokoa raha gasy ihany no afaka milatsaka. Inona anefa no atao hoe gasy ?
Raha tsy fantatra mazava ny ray niteraka, dia azo ahiahiana araka ny lalàna ny maha gasy ny zanany na dia mitovy endrika sy volonkoditra amina gasy aza.
Izay olona teraka tsy fantatra ray rehetra izany (kamboty ohatra), dia tsy afaka mirotsaka...:-).
Mampanontany tena ihany ny tanjona tian'ny mpanao lalàna tratrarina.
10. tywa68 ( 03/03/2007 15:13)
enga anie ka tsy ilay enveloppe fotsiny no jerena fa ny anatiny koa !

Gasy 100% fa notaizàna taiza, nianatra taiza sns ...
gasy ka manja e !
11. atmos ( 03/03/2007 16:10)
ny gasy koa ange ka be protocole e, jereo any frantsa, dia mino ve nareo fa 100% frantsay i Nicolas Sarkozy?
12. Fiffi ( 03/03/2007 17:01)
fa tsy normale ve ozy nareo raha gasy 100% no ho filoha eh ?
13. Ralay ( 03/03/2007 17:22)
Tsy normale zany amiko fa rehefa manana nationalité malagasy dia afaka mirotsaka ho filoha daholo fa manjary racisme be izany.
14. Fiffi ( 03/03/2007 17:48)
heu...na sinoa , na karana , na hafa manana nationalité ve ? de possible ve ozy ndry ry Ralay hoe misy sinoa hitonda ny firenana malagasy ?
15. Ralay ( 03/03/2007 19:41)
Zany no atao hoe demokrasia ry Fiffi, matoa izy nomena nationalité malagasy dia manana ny zo tanteraka toy ny gasy rehetra. Jereo fotsiny i Sarkozy inona ny origine-ny.
16. Fiffi ( 03/03/2007 20:54)
de zay zany koh !
heu....raha zany moa no tian'ny frantsay hatao ahoana ? fa zay zany no hevitra tapakin'ny lalana gasy ka atao ahoana ?
17. sakaizakely ( 04/03/2007 08:20)
ieeeeeeeee !

de tokony gasy mbamin\'ny fanampinanarana koa
18. mbaliana ( 04/03/2007 09:16)
za aloha ohatry ny mahita fa tsy dia tena mety le lalàna e... na dia eo aza hoe fitiavana ny gasy .. araka ny tenin'i ralay... raha tany dago foana izy no nipetraka ny culture-ny gasy ecc..
fa anga kosa le mpanolotra sy ny mpiara-miasa amin'io president metisy io dia hanaonao foana hoe tsy ny tombo-tsoan'ny dago no tena katsahin'i lery...ny ahy aloha ny tena tsy tiako dia le pouvoir 100% le president hanao zay danin'ny kibony.
Ndraindray koa ange le gasy ranoray ireny no mandoto rano e...tsy mitady ny ho an'ny be sy ny maro fa ho an'ny tenany ihany...:{:{
19. Ralay ( 04/03/2007 14:13)
Regression totale mintsy zany amiko fa efa 21e siecle anie zao de mbola izany ve ny toetsaina.Firy anefa ny conseiller-Dra8 no étranger ka manin raha tsy atao gasy ray sy reny daholo koa :lol:
20. niryna ( 04/03/2007 23:54)
Asa ihany izay hiafarany,ny resaka hanampiana moa mety tsy ho tonga any amin'izay mametraka io lalana io.Misy olona miteraka ao amin'ny firenena iray dia tonga dia mahazo ny zo-pirenena ilay zaza.Na komoriana aza no teraka eto amin-tsika dia mizaka ny zo-pirenena malagasy ilay zaza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.237