tandremo diaspora!!

21. ds ( 05/03/2007 12:19)
niryna:

(...)Misy olona miteraka ao amin'ny firenena iray dia tonga dia mahazo ny zo-pirenena ilay zaza.Na komoriana aza no teraka eto amin-tsika dia mizaka ny zo-pirenena malagasy ilay zaza.

jus sanguinis (droit du sang) no mifehy ny zom-pirenena malagasy. Izany hoe karazan'ny mandova ny zom-pirenen'ny raiamandreniny ny zanaka.
Io resahinao io jus soli (droit du sol) toy ny tao Frantsa taloha.
Na izany aza zon'ny tsirairay ny mangataka ho malagasy fa tsy mandeha ho azy akory.
22. mbaliana ( 05/03/2007 20:30)
afaka maka nationalité rehefa milamina ny documents e.. fa tsy io no problème fa hoe tsy manana zò ny hitondra firenena ny olona tsy gasy ray sy reny ary na dia hoe olona tia be sy mpanao soa an'i Madagascar sy ny malagasy aza...:?:?
23. niryna ( 07/03/2007 06:10)
ds:

niryna:

(...)Misy olona miteraka ao amin'ny firenena iray dia tonga dia mahazo ny zo-pirenena ilay zaza.Na komoriana aza no teraka eto amin-tsika dia mizaka ny zo-pirenena malagasy ilay zaza.

jus sanguinis (droit du sang) no mifehy ny zom-pirenena malagasy. Izany hoe karazan'ny mandova ny zom-pirenen'ny raiamandreniny ny zanaka.
Io resahinao io jus soli (droit du sol) toy ny tao Frantsa taloha.
Na izany aza zon'ny tsirairay ny mangataka ho malagasy fa tsy mandeha ho azy akory.




Raha teraka aty ivelany ny ankizy dia tonga dia mahazo ilay nationalite ilay firenena,rehefa tonga ny fotoana ka ampy taona izy dia afaka hakana ny karampanondro malagasy ihany koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1887