Fitiavana

niainaharison ( 23/05/2005 18:50)
tsy izany fa nisy ihany ireo olona noheverina fa tiana tany aloha tany, ka mihevitra fa mahalala tsra ny tena fitiavana....nefa nisy olona vao fantatro izay, ka tena mahalasa ny saiko, fa otran'ny mah... suite
répondu par sasa le 01/06/2005 05:38
rpk ( 23/05/2005 08:34)
mba misy fanontaniana manitikitika ny saiko ity ra mba misy afaka mamaly: ampy iaretana toetran'olona iray ve ny fitiavana eo @ olon-droa?:D... suite
répondu par jentilisa le 27/05/2005 08:36
iharantsoa ( 22/05/2005 09:17)
manoratra aho ry zareo fa tena tsy hitako izay atao, toy izao ny tantara: tany ivelan'i gasikara aho ary nifanena tamin'olona iray mpitsaty tamiko teto net efa ela ihany fa izay no ... suite
répondu par fijo le 04/07/2005 22:49
rpk ( 22/05/2005 08:10)
fa hono wa ry reto...refa tena tia tokoa ve de lasa jamba sy marenina???:-D:-D:-D... suite
répondu par eh le 25/06/2005 10:58
niainaharison ( 20/05/2005 12:52)
na raha adika ami'ny teny frantsay dé hoé le silence tue l'amour....satria hono la presence est une preuve d'amour (tsy aiko tsara ny mandika azy amin'ny teny gasy mba tsy hanova ny tena dikany, mia... suite
répondu par fijo le 21/06/2005 21:27
hasinah ( 20/05/2005 09:21)
Manao azafady aloha amin'ilay anarana tsy miseho fa tsy dia tiako ho fantany loatra ito lohahevitra ito. Fantako hoe mitia be ahy izy ary hananako porofo maro izany,saingy izao : nohon'ny fifanalavir... suite
répondu par pitchou le 24/05/2005 18:13
zefalah ( 19/05/2005 22:54)
ie! ampifalina no anoratana ho anareo mpandalina an'ty fitiavana ty! tsy ho lava resaka aho fa de arosoko avetrany ny zavatra tiako ambara. mba misy fantanina mantsy manitikitika ny loako keliko ty ... suite
répondu par beloakely le 31/07/2017 11:23
niainaharison ( 19/05/2005 14:36)
mbo nanandrana zaho fa tsy tafa...fantatr'ilay ankiray "tsy dé tiako loatra" foana hoé tena misy lona hafa tianao kokoa any...hoy ny namako hoé tsy aiko ny teknikany...tsy izany anefa fa efa toetra... suite
répondu par rrh102 le 29/05/2005 21:13
niainaharison ( 19/05/2005 14:30)
amiko aloha rehefa olona tiako de tsy mampaninona ahy ny milaza aminy ny hafaliako sy ny fahoriako rehetra é...hafa tsy ny lasako..io indray dé tsy tiko mihitsy ny anontaniana amiko, satria tsy mba ... suite
répondu par ttittie le 22/07/2005 14:21
pika ( 19/05/2005 04:37)
misy milaza fa vao maika mamono ny fitiavana hono ny fanaovana mariazy, ahoana ny hevitrareo ny amin'izany:?:... suite
répondu par fijo le 30/05/2005 22:43
niainaharison ( 18/05/2005 21:48)
misy namako izay somary maditraditra lava tongotra...mazava ho azy fa amiko izy no mitantara ny "aventure-ny" noho ny maha mpinamana....namako bé koa anefa i kala sipa tena vadiben'i lery...kanjo mah... suite
répondu par fijo le 19/05/2005 21:28
niainaharison ( 18/05/2005 21:38)
tonga le namako ni-présenter olona tamiko hoé : izy no miaraka amiko...Lasa namako bé koa lé olona satria naman'ny namako bé tsinona...sady ty namako bé ity izaho no famborahany zay mitranga reh... suite
niainaharison ( 17/05/2005 09:02)
tsia...amiko tokony ahasambatra izany hoé fitiavana izany..tsy misy zavatra tsara ankoatra ny hoé mitia...ory izay tsy manam-pitiavana, na tsy manana ho tiavina...matoa ny olona iray mahatsoaro mija... suite
répondu par lilbon le 14/07/2005 04:10
niainaharison ( 17/05/2005 08:57)
zaho anefa mahalala olona iray izay tena fidèle amin'izay hoé olona tiany zany...tsy mi-existe intsony aminy ny hafa ankoatra izay olona tiany. Tena marina...saotra hinoana vé????... suite
répondu par lilbon le 12/07/2005 05:57
niainaharison ( 17/05/2005 08:54)
iza no efa niharany: tonga ra-sipa milaza hoé bevohoka zaho...fa saingy tsy enao no rainy...... suite
répondu par ari.malala le 24/05/2005 06:48
kally ( 13/05/2005 15:17)
Ity njay ary resaka ivelany fotsiny a!tsy misy an-kikôzy hoe fanahy na tôtsa na ôtsan'zany fa tena resaka kata sy hoe bôgôsy sy manja fotsiny.Dia ohatsa hoe lazainareo zany hoe ôtsôtsan'ny aôn... suite
répondu par lilbon le 15/07/2005 04:53
niainaharison ( 12/05/2005 16:00)
nareo ve mbo efa tratran'izany hoé manana namana bé tsy fohy (na lahy na vavy), fa dé mifampitarika etsy sy ero...izay misy ny iray dé misy ny iray...isan'andro isan'andro...manavy mihitsy raha vo... suite
répondu par fijo le 31/05/2005 23:03
ari.malala ( 22/04/2005 10:15)
Ianareo ve efa tratran'ny hoe tia olona iray nefa tsy azonareo an-tsaina akory hoe fa inona ary no antony itiavana an'iny olona iny? ... suite
répondu par ari.malala le 20/05/2005 06:29
mamzelkely ( 22/04/2005 06:43)
fa manonina kay no sarotra amnareo lelà ny miteny hoe: "je t'aime" tena io mitsy fa tsy hoe "tiko enao" an :-w :-w :-w ... suite
répondu par fijo le 21/06/2005 21:28
josi ( 21/04/2005 12:59)
Manontany anareo namana tsy tapaka ato aho rehefa tia ve dia ampifilafilaina ilay olona iray tsy izany manko nitia olona iray aho tato à serasera nisy nahazo ahy tampoka anefa dia tsy afaka nihaona i... suite
répondu par fijo le 30/06/2005 21:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0855