Fitiavana

krust ( 20/07/2005 11:52)
ekenareo ve raha ny vadinareo na ny sipanareo manana namana particulier fa tsy commun?.zany hoe ny vavy ny namany lehilahy & vis versa. ... suite
répondu par fijo le 03/08/2005 21:51
zefalah ( 19/07/2005 00:52)
za mpianatra...za misy sipa any hivelany..de za zany miteny hoe raha tena tia ahy marina io sipa io dia miandry zay ahavitako ny fianarako,satria miakina @ fianarako ny fiainanay..sa aona? mba inona ... suite
répondu par fijo le 09/08/2005 20:09
zefalah ( 19/07/2005 00:50)
za mpianatra...za misy sipa any hivelany..de za zany miteny hoe raha tena tia ahy marina io sipa io dia miandry zay ahavitako ny fianarako,satria miakina @ fianarako ny fiainanay..sa aona? mba inona ... suite
répondu par palince le 31/08/2005 07:30
zefalah ( 19/07/2005 00:43)
Manahoana daholo ianareo ry vahoaka malagasy! :D Faly be alo za refa miditra ato.maita ny evitrareo ka ty ary misy zavatra tsy mazava amiko.. ka hitadiavako evitra aminareo. moa ve ny bandy ra tsis... suite
répondu par fijo le 03/08/2005 21:54
rdjr ( 18/07/2005 12:32)
Maninona raha ovaina ny lohatenin'ity lohahevitra ity e? Tsy atao hoe fitiavana, satria ny zavatra rehefa atao dia @ fitiavana avokoa. Diso ve ny tenaka raha milaza hoe malalaka loatra io lohahevitr... suite
répondu par fijo le 21/07/2005 22:07
ralench ( 15/07/2005 06:25)
Melohiko manokana ny olona mampirafy na lahy na vavy satria matoa miaraka @olona dia safidy izay! Inona moa ny tanjona tiana ho tratra raha mifindrafindra olo-tiana? Tsy aleo ve manatsara ny efa mis... suite
répondu par bbn le 08/08/2005 11:37
conny ( 14/07/2005 20:25)
Mahagaga ahy izy io matetika satria misy olona miteny mihintsy fa hoe: tia azy hono ilay sipa nefa ,mbola tsy misy fifamatorana sy fizahan-toetra akaiky akory teo @ izy roa fa andro iray nifano... suite
répondu par texam le 01/09/2005 12:09
jhouhlambout ( 14/07/2005 10:15)
Toa feno resaka fampirafesana ato ka mipetraka automatiquement ilay fanontaniana...... suite
répondu par fijo le 09/08/2005 20:26
ainaheri ( 13/07/2005 08:34)
Mba aona ny fijerinareo an'reny tsy mitady raha2 ho an'ny tenany v lay mpifankatia??... suite
répondu par fijo le 27/07/2005 21:06
rdjr ( 11/07/2005 13:05)
Iza no tena mahery raha ampirafy? Ny lehilahy sa ny Vehivavy????... suite
répondu par fijo le 20/07/2005 22:12
zefalah ( 11/07/2005 02:04)
tia hony izy nefa tsy te hiaraka aminy? aona ko ty? le olona tia nefa tsy te hiaraka ? zany hoe izy zany makatia an'le sipa nefa tsy te iaraka am'le sipa? inona no tokony ataony amin'zany? nefa izy... suite
répondu par fijo le 27/07/2005 21:07
jhouhlambout ( 10/07/2005 09:53)
... sa samy mitahiry ny alahelony ny tsi-1-1 mba tsy hisy gidragidra?... suite
répondu par fijo le 09/08/2005 20:27
zandrikely ( 09/07/2005 09:09)
ahoana n,o mba hevitrareo ... suite
répondu par fijo le 09/08/2005 20:33
rdjr ( 09/07/2005 07:03)
mba afaka mamaritra ny isan'ny mpivady tena mifankatia ve ianao io? mba ampahafirin'ny mpifankatia tena mifankatia moa no tena lasa mpivady?... suite
répondu par fijo le 14/07/2005 21:56
ainaheri ( 08/07/2005 13:25)
Tsy niady tsy nifamono fa noho ny vava tsy zaka no nahatonga andramatoakely nampiditra divorce nefa efa misy zaza iray d tsy tapaka lay fa nifamerina indray t@ ora farany ilay leh no namerina azy!... suite
répondu par fijo le 27/07/2005 21:10
ainaheri ( 08/07/2005 11:57)
Maro ny leh na ny veh no milaza fa za ndray tsy mivaky loha zany raha mampirafy izy ,ka raha tena tonga marina zany ,moa ve voatazony lay teny noteneniny,ary zakany ny onjany???... suite
répondu par lilbon le 05/08/2005 10:30
rdjr ( 06/07/2005 13:02)
ahoana no tena ahafantarana fa tena tia anao ny olona iray e!?. mety miseho amin'ny endriny evelany avokoa ve ireo famantarana ireo?... suite
répondu par fijo le 18/07/2005 22:14
rdjr ( 06/07/2005 13:00)
azo ampiarahana tsara ve ny fitiavana sy ny fianarana? tsy hanelingelina amin'ny fianarana ve ny fidiran'ny fitiavana antsehatra eo amin'ny fiainan'ny zatovo iray?... suite
répondu par fijo le 04/08/2005 22:41
lebaba ( 05/07/2005 01:25)
Matetika ny olona dia mafana be eny am-boalohany de rehefa avy eo miha-mangatsiaka de misy aza ny sasany hono leo,de mitady hafa indray..... De manontany anareo efa manana traik'hefa hoe ahona ny fo... suite
répondu par fijo le 18/07/2005 22:22
fasaly ( 04/07/2005 20:37)
ahoana no ilazanao an'ilay olona hoe "tsy tiko enao"mba tsy handratra azy........ suite
répondu par fijo le 09/08/2005 20:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0864