Fitiavana

miaous ( 03/02/2005 13:21)
Raha te hahalala kokoa ny fitiavna sy ny tontolony dia mandehana @ seminera vonjeo ny fianakaviana ao Ambanidia izao @ 6-19 février ao @ FJKM Miandrarivo. Tongava maro ary ê... suite
répondu par zananikely le 10/08/2005 14:30
vegas ( 02/02/2005 18:00)
Ra tiana ve ny vady dia tsy tokony ampanaovina nininona?... suite
répondu par fijo le 24/02/2005 22:40
felampaiso ( 27/01/2005 10:52)
Eto am-piandohana dia tsy resaka fanavakavana no tiana hatao eto ,fa resaka niseho teny am-pilaharambary izay nataon\'ireo olona voatanisa eo ambony ireo: nafana dia ady hevitray fa ny antsika mpinama... suite
répondu par felicia le 12/04/2005 02:04
mandinika ( 26/01/2005 23:32)
Maninona kay ianareo lehilahy ato @ serasera raha vao mba sympa aminareo le sipa dia ny mikoty avy hatrany no ataonareo na tsy mbola hitanareo akory aza ny sariny. Tsy ny lehilahy rehetra ato akory an... suite
répondu par xxx le 14/05/2005 14:57
xxx ( 22/01/2005 05:11)
fa maninona kay ny lehilahy no tia mmpirafy... suite
répondu par zandrikely le 24/05/2005 14:05
hashinah ( 19/01/2005 07:04)
inona kay no mahatonga ny olona iray : te haneho fitiavana izy nefa menatra avy eo? izany oe tsy miavona an fa saro-kenetra .... suite
répondu par stephane197 le 19/04/2005 17:20
tolotra ( 16/01/2005 16:49)
fa maninona hoa ny olona mitovy fitiavana ,mitovy heritreritra,mitovy fiainana,no tsy mety tafaraka mihitsy,lahy sy vavy io an!...... suite
répondu par fijo le 18/04/2005 23:09
sherillalove ( 08/01/2005 14:39)
(l) Ny fitiavana dia mino ny zavatra rhtra,manantena ny zavatra rehetra.Azo atao ve ny midina @ toerana ambany indrindra mba hitazonana ny olontiana sa aleo miova olontiana hafa?... suite
répondu par fijo le 02/02/2005 23:37
jhouhlambout ( 07/01/2005 14:23)
Si un homme n\'embrasse pas une femme au premier rendez-vous, c\'est un gentleman. Au second, c\'est qu\'il est gay.... suite
répondu par fijo le 18/04/2005 23:10
maditra ( 05/01/2005 03:59)
Ataonareo ahoana ny mifandray amin\'olona tianareo nefa tsy tia anareo? fitiavana tena fitiavan\'olon-droa no lazaiko eto mazava loatra! ... suite
répondu par baojijy le 15/05/2005 07:34
sechat ( 30/12/2004 10:41)
Fa maninona ny lehilahy tsy maintsy mikoty foana vao mahita vevavy na de efa manana sipa na vady aza ? :* ... suite
répondu par fijo le 18/04/2005 23:16
jhouhlambout ( 24/12/2004 09:28)
Nareo ve mino ny: coup de foudre, zany hoe tonga dia babo tanteraka ianao vao mahita ilay olona!? ... suite
répondu par fijo le 18/04/2005 23:19
tolotra ( 22/12/2004 10:47)
otsaotsan-zay zany ilay fitiava e! d anjaranao no manohy azy. oh: otsaotsany milay b, d otsaotsan-zay e!... suite
répondu par fijo le 22/02/2005 23:09
pseudo ( 18/12/2004 19:22)
:?: inna tokoa re ee??? aah koboko! tonga de meo ny tena aza manadino rangah a! De inna avy ary le aza manadino ô!?... suite
répondu par fijo le 13/05/2005 04:37
pseudo ( 17/12/2004 01:34)
Angamba eny hoy aho! nefa koa toa tsia fa mety ho fitaovana mahomby koa ny vola sy ny filàna ara-nofo eo @ fitiavana!!! ... suite
répondu par fijo le 01/02/2005 22:39
poupounesana ( 15/12/2004 17:03)
tatsy ambadika aho nahita resaka hira (ne kit pas sy le an\'i eamon) eto ary milazà zé hira tena hitanareo hoe milay ny tonony nenà le \"géant de papier\" iny raha mbo hotran\'iny daolo mantsy... suite
répondu par fijo le 13/05/2005 04:44
vegas ( 12/12/2004 20:37)
Hono oa ry vevavy namana isany, ra misy bandy mikôty anareo, de netiny tany antranony nareo, de avy eo nefa itanareo fa feno kapôty ny tirroire-ny sy ny pôsin\'akanjony. Misy dikany lehibe aminareo... suite
répondu par fijo le 22/12/2004 22:48
lema ( 11/12/2004 11:37)
misy marina ve ny fitiavana marina? amiko alou dé tsy misy,fa ny olona rehetra toa solafaka kely daholo,misy ny miteny ,misy koa anefa ny tsy mivaky,fa samy efa nampirafy kely daholo,na nitsiriritra... suite
répondu par fijo le 24/02/2005 22:55
nikopol ( 09/12/2004 11:09)
Misy bandy tsy mahatanty mintsy refa lôzan\'ny sipa, fa ahoana ny mahatonga izany ? ny ahy ateriko eny ambaravarana dia teneniko we miverena refa malalaka ! ... suite
répondu par fijo le 05/04/2005 22:34
xxx ( 08/12/2004 11:43)
t@ za niainga tany dago zany dé tena mbola matotra be ny anay e!5 mois teo zay no nialako tany,izy manoratra foana hoe hiandry ahy na firy taona no hijanonako aty ,za nef zao efa leo!manontany izy @ ... suite
répondu par fijo le 21/02/2005 23:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0866