Fitiavana
jhouhlambout
(
23/08/2004 16:41)
Iza no manankevitra? :?: ...
suite
répondu par dily le 04/04/2005 19:54
fiaritiana
(
22/08/2004 12:03)
tsy vahaolana ny famonona tena raha sendra ny sarotra e...
suite
répondu par fijo le 01/09/2004 20:10
xxx
(
21/08/2004 14:07)
nisy sipa izay zany niaraka tamiko efa ho roa taona mahery izay, tena tiako tokou io olona io, vao haingana anefa dia nisy nanolana izy ary bevohoka 3 volana, ka vaky ny lohako amin'izay tokony ataoko...
suite
répondu par fijo le 07/09/2004 21:21
hery
(
20/08/2004 17:32)
Niresaka tamin'ny namako iray efa manambady aho dia sendra niteny taminy hoe misy zavatra na hevitra aminao tsy fantatry ny vadinao... fa nandà mafy izy. Raha mifankatia hono dia tokony secret zany m...
suite
répondu par fijo le 09/11/2004 21:44
ludo
(
19/08/2004 08:23)
Matetika faheno amintsika zanak'olombelona sasany ny we za leh 25 ans mitady veh entre
20à25ans d ny veh ndray izy 30ans mitady leh
31à40ans fa in no antony moa ve ny taona no
mitondr'azy sa fiti...
suite
répondu par yonikafopl le 23/08/2004 23:34
nikopol
(
18/08/2004 07:26)
Tsy maninona ve raha miaraka ny bandy fohikely sy sipa lavabe rehefa misy ny fitiavana? :lol:
Mety haharitra ve?...
suite
répondu par fijo le 02/11/2004 23:32
lema
(
17/08/2004 13:00)
iza kay no tokony itantana ny vola ao ary ahona no fomba itantanana azy....
suite
répondu par fijo le 24/08/2004 19:31
xxx
(
17/08/2004 09:29)
ny tia hono tsy filaza
indrindra indrindra amin'olon-tiana
fa mandrary aretim-po
ka hanahirana tokoa
...
suite
répondu par fijo le 18/08/2004 21:07
xxx
(
17/08/2004 07:25)
Ilay olona tiako tsy tia ahy, nefa ilay olona tian'ilay olona tiako tsy tia azy.
Ilay olona tia ahy milaza fa mijaly hono izy nohon’ny fitiavany ahy be loatra, tsy fantany manko fa mijaly aho noh...
suite
répondu par bichette le 27/08/2004 06:21
jhouhlambout
(
13/08/2004 00:33)
Moa ve misy ny fitiavana tena maharitra(eternel)?
Satria mantsy toa ohatran'ny resaka firaisana ara-nofo ihany no mampitazona azy? Hm?...
suite
répondu par jhouhlambout le 23/12/2004 20:08
xxx
(
12/08/2004 09:41)
ho antsika namana rehetra
taona maromaro zay no niaraka izaho sy ny olona miaraka amiko.
de lasa nianatra aty ampita aho , nisy olona niaraka tamiko fa 1 mois fotsiny taty.
niansto ahy ilay miaraka...
suite
répondu par fijo le 26/08/2004 21:32
fyjl
(
11/08/2004 05:55)
Izaho tsy dia manaiky loatra io fitenenana io raha toa ka tsy nisy an-keriny tao satria samy manana ny sainy sy ny fo ny tsirairay ka nifanaiky an-tsitrapo :^) :-* ...
suite
répondu par mimich le 03/09/2004 08:05
xxx
(
03/08/2004 08:55)
atao ahoana ny ahafantarana fa tena tia tokoa izy, sans passer par les contacts physiques???
Raha @ alalan'ny fiteny, ahoana??
Raha fihetsika kosa, toy ny inona??
.... :idea: ...
suite
répondu par rabemananjara16 le 04/02/2016 06:31
rvoulah
(
01/08/2004 22:43)
inona kay no fomba ataonareo mba ampisehonareo fa tena tianareo ny olona miaraka aminareo? ...
suite
répondu par fijo le 17/08/2004 21:20
lema
(
30/07/2004 19:28)
misy olona mahafinaritra be mihintsy ao @ groupe-na namana mahay miaina miramirana lalandava mahafinaritra tanteraka ny toetrany dé roboka énao iaraka aminy,fa rehefa miaraka aminy kosa dé ny mifan...
suite
répondu par fijo le 16/08/2004 20:52
lema
(
30/07/2004 19:23)
misy ny fifankatiavana ary misy kou ny fisarahana aorian\'ny fisarahana anefa dia matetika lasa mpifahavalo ny olon-droa ka inn ary no evitra mba ampilay ny fisarahana.
misy olona
-tonga dé mitsot...
suite
répondu par fijo le 16/08/2004 20:53
xxx
(
30/07/2004 17:52)
Fa maninona hoa ianareo bandy no tsy mba taraiky amin\'ny sipa ratsy tarehy ? F\'angaha rehefa manja ilay sipa dia manja hatrany anatin\'ny kilaotiny koa, ary rehefaratsy ilay sipa dia ratsy koa ny an...
suite
répondu par rahan le 30/11/2004 14:51
besoiiin
(
25/07/2004 06:57)
mahagaga ry zalahy fa mafy matanjaka sy mahery hono ny lehilahy! kanefa indrisy fa toa diso izany eo anatrehn'ny fitiavana! maninona no tsy mahatanty mihintsy ny lehilahy rehefa miodina ny vadiny na n...
suite
répondu par fijo le 17/08/2004 21:22
kinaoly
(
24/07/2004 09:43)
La Folie décida d'inviter ses amis pour prendre un café chez elle.
Tous les invités y allèrent. Après le café, la Folie proposa :
- On joue à cache-cache ?
- Cache-cache ? C'est quoi, ça...
suite
répondu par fijo le 16/08/2004 21:10
lema
(
21/07/2004 19:22)
matetika dia mifanaratsy sy mifaneso ny vhv sy ny lhl ato @ forum fa androny kosa dé samy hiteny hiafanatsara tsika, ny lhl miteny ny zavatra tsara hitany ao @ vhv ary ny vhv kosa miteny ny zvt tsara...
suite
répondu par fijo le 12/08/2004 20:31
