atao ahoana ny ahafantarana fa tena tia tokoa izy, sans passer par les contacts physiques ???
1. xxx
(
03/08/2004 08:55)
atao ahoana ny ahafantarana fa tena tia tokoa izy, sans passer par les contacts physiques???
Raha @ alalan'ny fiteny, ahoana??
Raha fihetsika kosa, toy ny inona??
.... :idea:
Raha @ alalan'ny fiteny, ahoana??
Raha fihetsika kosa, toy ny inona??
.... :idea:
novalian'i rabemananjara16 ny 04/02/2016 06:31
3. nananie
(
04/08/2004 08:35)
:-D xxxxx marina 'ty!
Io arakarak'ilay olona ihany io.Misy ol efa potika be mintsy fa tsy fantatra . Misy ndray ny fijeriny no mamadika ny ao am-pony. :wink: . Misy tonga de sahy miteny mintsy. :-D
Io arakarak'ilay olona ihany io.Misy ol efa potika be mintsy fa tsy fantatra . Misy ndray ny fijeriny no mamadika ny ao am-pony. :wink: . Misy tonga de sahy miteny mintsy. :-D
4. nikopol
(
04/08/2004 09:16)
Ny ahy ny hahafantarako hoe tia ahy lay vehivavy raha tsisy kontact fizika dia zay manome volabe ihany. :lol:
6. pilokely
(
04/08/2004 12:59)
Amiko indray de ny olona mazoto mifandray @ tena ohatra manoratra, miantso...na tsy haiko e :!:
7. amix
(
04/08/2004 13:09)
angamba mety r'hefa mitovy ny fironana, na @alalan'ny fijery 8O ; ny maso hono tsy mandainga :roll: ;@ko aloha tsy maintsy misy kontakt fizik na hoela na ho haingana, izany koa anefa mety tsy hidika ho tena fitiavana... :?
8. lema
(
06/08/2004 09:11)
eo @ ilay krak-krak boum boum ihany no tena mivoaka ny sentimaka rehetra dé tonga dé ho fantatrao
9. pitchou
(
06/08/2004 10:13)
matetika ny olona rehefa tena tia d manao izay ifanenany @ le olona tiany foana! nefa koa betsaka rehefa tia dia miseho ho indifférent rehefa eo lay tiany
11. sipagasy
(
07/08/2004 15:25)
hihihih ra lema dia ahoana izany ireny @ film ireny, na ny mpivaro-tena nohon'ny tsy fidiny satria misy izany le manao krak-krak boum-boum dia tena mpifankatia daholo?? an an an tsy any kosa ngambany é!,
Amiko rehefa mifanara-po & saina izay vao ny vatana, eo no ahalàlana fa tia ilay olona, marina koa ilay hoe ilay matetika miantso anao, tsy manadino anao, na ilay mody mandraiki-maharary rehefa tsy mahita anao elaela iny.

12. pitchou
(
07/08/2004 17:21)
sipagasy> tsy mody mandraiky marary fa tena tsy mahateli-kanina mihitsy ko!
13. lema
(
07/08/2004 18:13)
zany ary izy efa hoe film kou!
fa afa mihintsy anie le tena miantsoantso ny anaranao reny eo @ krak krak boum boum e!
fa ny makorel kosa alou mamaky gazety no ataony eo ampanaovana e!
fa afa mihintsy anie le tena miantsoantso ny anaranao reny eo @ krak krak boum boum e!
fa ny makorel kosa alou mamaky gazety no ataony eo ampanaovana e!
15. lema
(
07/08/2004 18:17)
zay ndray enao ry neny fa anomboka
ny namako anie ni mitantara anizany e!
ny namako anie ni mitantara anizany e!
17. pitchou
(
08/08/2004 12:35)
eny tokou wa! efa nilaozan-drizareo namaky gazety ngah enao?d mba nolazainy anao v nefa ny vaovao tao? :°)
19. nikopol
(
09/08/2004 07:23)
Hafatra ho an'i xxxxx (07/08/2004) :
Antsindrarany sa ambongadiny?
raha mila fanazavana be be kokoa dia handefaso hafatra za. :lol:
Antsindrarany sa ambongadiny?
raha mila fanazavana be be kokoa dia handefaso hafatra za. :lol: