atao ahoana ny ahafantarana fa tena tia tokoa izy, sans passer par les contacts physiques ???

21. afitiavana ( 11/08/2004 10:47)
tena tia tokoa izy raha mahay mandaha ny tenany ho anao (l) . izany hoe manandino ny momba azy fa izay anao no mandeha volohany. izany no tena fitiavana. :-*
22. yonikafopl ( 11/08/2004 11:48)
afitiavana oupssssss :lol:
23. xxx ( 11/08/2004 12:40)
manaja ahy , tsy maneritery ahy hanao :* na :roll: ary patient na patiente :wink:
Nomena
24. xxx ( 11/08/2004 13:26)
marina tokoa izany, misy ol tena vao mifanena tonga dia ny tanana no tonga dia mandendeha any amin'ny toerana saropady, :evil: dia tonga dia mamely tampoka tsy ampoizina
25. booboo ( 11/08/2004 13:50)
nomena
26. besoiiin ( 11/08/2004 14:03)
ny fijeriny.....
ny fihetsiny....
ny fidoboky ny fony....
NY FOFONY....
27. poupounesana ( 11/08/2004 14:04)
mba ahafantaranao hoe tena tia izy na tsia d aza avela hikasi-tanana mihitsy alou!raha maharitra an'zay izy mandritrany fotoana maharitra b (oh hoe volana maromaro) nefa tsy niova mihitsy ny firesany sy ny fihetsiny d tia anao izy zay! f'aza atao ela loatra alou fa sao any ankafa any izy no mitady eh :^) ny condition alou d ny hoe miaraka ianareo an fa tsy mpinamana fotsin! saingy tsisy contact physique! fa ny bisou kosa angamba misy eh
28. lema ( 11/08/2004 14:37)
poupoun:énao ty tsy mba realiste mihintsy aiza kou no misy olona itia ano nefa tsy avelanao ikasikamitovy amin'ny voninkazo tsy tondrahana zany ka ra énao tsy mamela azy iny izy no mahita any ambadika mety mbola itoetra ihany ve lé fitiavana,ny fitiavana sady mila safosafo no mitaky safosafo.fa zany anie tsy miteny hoe tsy maintsy manao e!
29. haingou ( 11/08/2004 15:24)
Ny ahy indray no ahafatarako hoe tena tia ahy izy dia ny masony fa ny maso tsy mba mandainga sy ny fitsikiny. Tsy le terena be ireny an! fa hita hoe avy amin'ny fony . dia ny fanajana indrindraindra ohatra hoe rehefa miresaka dia mifanaja e.
FA le fijery aloha dia tena marika voalohany e.
Fa raha tena hahafantatra hoe tena tia ahy tokoa ve ity ol ity dia ny masony no jereo. fa tonga de kobonao hoe tena tia tokoa ilay ol
30. poupounesana ( 11/08/2004 16:44)
eny eh!mety exagéré bny filazako azy ry lema ah! kanefa ny tiako tenenina anie d tsy manao fille facile eh! @zay efa fantany tsara hoe tia azy le bandy no sady tiany ihany koa zay izy vao miroso @ lalindalina kokoa! manjary tsy hay ntsony anie aveo hoe le oll v no tiana sa le zvt eh! fa rha tsy mahandry kosa nie le bandy zany d ...mazava @naero kos angamba no tena tian'le bandy
31. fijo ( 11/08/2004 23:10)
misy koa anie ilay olona tadiavina dia tsy mety hita foana e.lasa nivory ,lasa nanao touné,nivoaka kely any izy.tsy hay intsony e
32. lema ( 12/08/2004 09:47)
dé manin kou nefa ra mba omen indray-mandeha izy dé ho hita zé tena pasiny e!
33. yonikafopl ( 12/08/2004 14:56)
:evil: :evil:
34. xxx ( 12/08/2004 15:06)
haingou, ampianaro mijery @ maso za
35. fijo ( 12/08/2004 20:27)
za koa ry haigo mba ampianaro mampiasa ny masoko.
36. pitchou ( 14/08/2004 17:04)
fijo> nefa v ny sasany sahirana mafy mihitsy nitady? iza no mahita mety mba nieritreritra anao kou izy tany am-pivoriana, na tany @ tournée na tany am-pivoahana tany!
Tena marina mihitsy io maso io! misy mody mampandripandry maso saingy tsy mitovy @ mason'ny olona tia!
Fa raha oh kosa maika hi-plonzy any @ le zavatrad fitiavan-javatra zany fa tsy fitiavan! angamba koa raha tia le olona d minadry lalandava izay hahavonona ilay tiany izy fa tsy kinga tanana!
37. fijo ( 16/08/2004 20:36)
pitchou>kinga tanana?ih,ih,ihmety mpanao karate ngamba ko.
iza moa no nahita izay tany amin'ny tourné sy fivoriana tany raha niheritreritra ilay olona na tsia?
38. lema ( 17/08/2004 12:27)
haingo:ary raha gila ve le olona dé mbola hita ihany ?
asio lohateny vaovao ndray hoe "ny fomba fijery @ maso"
39. xxx ( 17/08/2004 12:49)
8O 8) aleo asiana solomaso
40. fijo ( 17/08/2004 21:18)
antsoy ramaso e.izy mahay an'io kokoa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4784