atao ahoana ny ahafantarana fa tena tia tokoa izy, sans passer par les contacts physiques ???

41. latifa ( 18/08/2004 08:45)
xxxxx> contact physique inona moa ily tianao hambara? sexoaly oroka kely
raha ny fahitako azy aloha dia misy fihetsika ahafataranao azy eh. eo amin'ny masony indrindraindrindra. tandremo nefa voafitaka fa ny maso koa mamitaka ihany indraindray
42. fijo ( 18/08/2004 21:12)
koa resaka maso indray izao ko.tsy ialahy ve no mahay tsara an'izany.
43. pitchou ( 20/08/2004 15:28)
ie! mba anjaranao indray ny mampianatra anay ny mikasika ny maso kosa ramaso an! tsy maninona fa apetraho ato otran'ny nanaovako ny lesona ny momba izay e!
ary ramaso v aloha efa manao fanazaran-tena araka ilay natoro tsara? ho hitanay eny @ masonao eny ange fa ataovy e!
44. fijo ( 24/08/2004 19:40)
miandry lesona izany isika e
45. pitchou ( 29/08/2004 11:30)
ary aiza ihany ramaso? inn ary 'ty! :arrow:
46. fijo ( 30/08/2004 22:12)
mety jamba dia tsy hitany intsony ity hafatra ity.ih,ih,ih
47. stephane197 ( 13/05/2005 16:57)
Tsy azoko le izy mbola vao mikoty ve izy sa efa miaraka ianareo? fa raha efa miaraka ianareo dia tsy mety misaraka aminao izy na roahanao aza.Andramo roahana izy ê! dia ho hitanao eo ny tohiny, fa ny olona tena tia tsy maintsy mitalaho sy manamboatra ny sainao eo foana fa raha tsy izany an ! tsy andany andro sy fotoana aminao eo izy na dia 1 segondra aza rehefa tsy tia.
48. rabemananjara16 ( 04/02/2016 06:31)
f iz l xxxd
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1723