Peut-on vivre sans faire l'amour ?

1. jhouhlambout ( 23/08/2004 16:41)
Iza no manankevitra? :?:
novalian'i dily ny 04/04/2005 19:54
2. nyna ( 23/08/2004 17:17)
çà existe !!! j'ai déjà entendu parler des vieilles filles!!
3. kokoa ( 23/08/2004 17:34)
mety ho possible ihany angamba nefa kely de kely ny %
4. fijo ( 23/08/2004 20:02)
raha za manokana aloha dia TSIA ny valiny,ary tsy azo idivirana io valiny io.
5. lema ( 23/08/2004 20:31)
tsia l'amour c l'amour,il n'y pas d'amour sans faire l'amour
6. besoiiin ( 23/08/2004 20:35)
:lol: :lol: :lol: L'amour C l'amour ! IL n'y a pas d'amour sans tsaokalentika! ary ialahy isany ireo ange ka tsisy tonga teto raha tsy ny tsaokalentika e! vive l'amour et le tsaokal'entika aussi!
7. besoiiin ( 23/08/2004 21:00)
marina tsy azo iadiankevitra ny voalazan'i Fijo eo ambony! nisaina ange Andriamanitra nanao an'io e! raha tsy misy ny tsaokalentika dia ho lany taranaka ny olombelona....!
8. voninkazokely ( 23/08/2004 21:17)
Ary ry Masera sy ny frera ary ny môpera ????? :/
9. jhouhlambout ( 23/08/2004 23:19)
Miaina @ karazana fitiavana hafa :/
10. yonikafopl ( 23/08/2004 23:28)
Za ndray anefa afaka milaza aminareo fa azo atao tsara ny miaina @ fitiavana tsy misy firaisana. Na nisy firaisana teo aloha dia nijanona tsy nieritreritra izany intsony, na mbola tsy nanao firaisana mihintsy. Na vieille fille na vieille dame na jeune fille na jeune dame de ca existe fa ny % no kely ozy kokoa zay.
11. tsiperifery ( 24/08/2004 07:04)
Voninkazokely> Ireo voalazanao ireo miaina ho an'ny hafa fa tsy miaina ho an'ny tenany. Naman'ny tsy miaina ihany izany amiko
Yonikafopl> Ianao ihany de efa nahatsapa fa kely ny % n'oul afaka miaina @ izany.

Fehiny: raha tsy mbola tao mihintsy dia mety possible saingy vitsy an'isa izany . Raha vao tafaroboka indray mande monja dia tsy afa-miaina "sans" intsony raha mbola maharaka ny ara-batana !
12. chipie1 ( 24/08/2004 07:16)
ekena
13. yonikafopl ( 24/08/2004 13:19)
tsiperifery ka isy ihany ange ny dikan'izany e!!!!
na efa tafaroboka aza wa mety io sans io.
14. chipie1 ( 24/08/2004 17:17)
yonika> ny saina iany ngamba no mitondra anio refa tafaroboka e
15. besoiiin ( 24/08/2004 17:53)
tena tsy voabaikon'ny saina io kouuuu! ohatra ny systeme reflexe mantsy izy io kou! tsy azon'ny saina baikoina ilay faniriana mipololotra avy ao anaty! indrindra fa misy ny fifampikasohan'ny vatana sy ny rora! tena miaiky anareo aho raha efa tonga @zay stade izay ka tsy tafaroboka @ tena lalina!
16. fijo ( 24/08/2004 19:25)
ny frera sy masera ary ny toupiny dia olona mpanao akilentika.izany hoe manao miafina.efa maro ny afera manaporofo izany izao.
ilaina io ary vao nanamarika izao ny manampahaizana fa ny fitsaohanalentika dia maha salama sy miaro amin'ny aretina sasany.cardiaka,aretinandoha,tension.vao hitako omaly tamina boky siantifika io.ka tsy mety intsony izany ilay fikan'ny sipa hoe mbola marary ny lohako,rehefa kamo.
17. yonikafopl ( 24/08/2004 20:09)
chipie1 izay mihintsy
besoiiin ianareo lhl no tsy mahatanty izany mihintsy , ny anareo resin'ilay besoin ny saina tokony hibaiko. Fa na dia hifanoroka sy hifanafosafo eo aza wa ka rehefa we tsy hanao izay de tsy manao izay. indrindra fa rehefa voafitak'ilay voalohany dia mitandrina @ ilay faharoa.
18. donemaskit ( 24/08/2004 20:44)
:lol: io ndray possible foana rehefa izay no tena tadiavina !
19. idealy ( 25/08/2004 06:21)
c'est possible nefa à quoi bon
20. hashinah ( 25/08/2004 08:59)
faire vl'amour le eo ambony fandina ve lo io e!!
Afaka tsara mihintsy ka.
Io anie r'ireto ny eritreritra ihany no mitondra io e!!!!!! fa tsy devoir akory io amiko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.307