Peut-on vivre sans faire l'amour ?

21. tsiperifery ( 25/08/2004 09:10)
Tokony ampiana kely angamba ilay lohateny hoe:

"Combien de temps " peut-on vivre sans faire l'amour !!! ( vivre dans le sens hoe maharitra tsy manan no tiana holazaina eto )
22. poupounesana ( 25/08/2004 11:28)
raha mbola tsy nandalo t@le izy mihitys d possible fa rah efa nanandrana kosa sarotra ihany!io ange hono rehefa tsy ampy mety miakatra any@loha eh (tsy zà no niteny an'zany fa oll iray zay sady toa mpianatra dokotera) ka zay angamba no mety mampitapy ny oll tsy ampy "amour physique"
23. ludo ( 25/08/2004 12:01)
pouponesana> tsy marina zany we miakatra any @ loha zany ny tsy fanaovana firaisana !!
24. tsiperifery ( 25/08/2004 15:41)
poupounesana > hihihihi ! Inona no miakatra any @ loha :lol: :lol: :lol: .
Mba tiako ho hita ny endrik'izany mpianatra dokotera efa niharan'izany ! hihihi Inondation be izany sa ahoana e !!!!! :lol:
25. fijo ( 25/08/2004 19:50)
tena ilaina io fa tsy zavatra ratsy akory.ny mandanjalanaja azy fotsiny no atao.
26. jhouhlambout ( 26/08/2004 01:40)
Sady toa manalava ny andro iainana hono
27. sariaka91 ( 26/08/2004 07:40)
Mandrampaha ve mahazo mitendry gitara ?
28. jhouhlambout ( 26/08/2004 11:48)
29. fijo ( 26/08/2004 21:21)
raha mbola hafaka dia ataovy fa tena maha lava andro hiainana io.
30. mimich ( 27/08/2004 10:17)
fijo> hihihi , aiza le hoe virja atao litania isan'andro eto e!!! hehehe , tratra!!!!!!!!!!! ^^ ^^ :evil:
31. felana6 ( 27/08/2004 10:25)
(l)je pense que l'on interprête mal le mot amour et le mot sexe. l'amour est dieu et le sexe est le plaisir
32. pitchou ( 27/08/2004 11:44)
betsaka ny tombontsoa azo @ fanaovana firaisana hoy ny mpandinika sy mpandalina, nefa aoka tsy hihoatra izay zakan'ny tena ka tsy sanatria ho tapaka lalandrà eo amperin'asa!
Ho an'izay nilaza hoe raha tsy mbola d possible> matoa ange nanomboka d tao ilay filàna e! ary rehefa tao ilay filana ngah moa nandry ny saina sy ny tena ary ny fanahy raha tsy afa-po? hihihi!
fa zà indray miteny hoe possible raha toa ka tsy afa-manoatra, ohatra hoe lasa any @ le "île deserte" ary ambadika ary! sa ... hanita-kevitra?
Ny fandisoam-panantenana mety hahafaty ilay filana, d izany v moa hahafaty?
33. fiaritiana ( 27/08/2004 21:19)
raha nataon andriamanitra ireo appareil genital ireo atao inona :?: misy dikany ny zavatra rehetra matoa nataony sa ahoana :?: (ahah)
34. jhouhlambout ( 28/08/2004 16:24)
Ka matoa misy dia ampiasaina zany!
35. sariaka91 ( 28/08/2004 21:13)
Fa inn aloha no tena mahatonga ilay fanontaniana ry jhoul a ?
36. kabatritra ( 28/08/2004 21:58)
Raha azoko tsara dia mipetraka amin'ireo afaka (capable) manao tsaokalentika ny fanontanian'i jhouhlambout. Voahataka avy hatrany ary ireo tanora tsy matoy, ireo mpitondra tena ara-pivavahana sasantsasany, ireo anti-dahy sy anti-bavy, ireo marary maty hozatra sns. Misy tokoa ireo afaka miaina tsy mila manao tsaokalentika saingy vitsy toy ireo leom-boananana tsy te hisedra zava-boribory. Sarotra anefa ny hifehy tena raha sendra ny mena mafilopilotra. Ny saka ve hoy ianao hiondan-kena ?
37. pitchou ( 29/08/2004 11:29)
raha misy trondro v eo hijery ze hena ny saka ohatra? :lol:
38. jhouhlambout ( 29/08/2004 11:39)
sariaka91> Mba ahafantarana raha azo atao ny miaina sady mandà ny instinct naturel efa ao amintsika isika. Sady io zavatra io anie réflexe é toy: ny misakafo, matory, .....

->Ka raha ohatra hoe té hatory mafy be ny VATANO dia ho SAKANANAO ve? :?:
39. zandryrija ( 29/08/2004 12:21)
rehefa misy ny fitadiavanao olona ho tiavina
na koa maniry mba ho tiana de mihetsika daholo ny filàna rehetra
ary amiko rehefa tsy hanome de misaraka
40. kabatritra ( 30/08/2004 13:38)
Ka tsy hita izy ity lehiretsy fa :
Ny saka jamban'ny trondro,
Ny alika jamban'ny taolana,
Rangahy jamban'ny FO !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1468