Peut-on vivre sans faire l'amour ?

41. pitchou ( 30/08/2004 14:56)
ary ramatoa? :?: :?: :?:
42. fijo ( 30/08/2004 21:57)
ramatoa jamban kozatra.ih,ih,ih
mimich>le virja ve.ka mba lesona hitako io averiko io ko. :-* :P :-P :-D
43. kabatritra ( 31/08/2004 13:25)
Raha azoko tsara ny tian'i Ramaso lazaina dia hozatra angamba no izy fa tsy kozatra. Sa ahoana ? :-D
44. fijo ( 31/08/2004 20:20)
efa izy aby izany e. :-*
45. pitchou ( 01/09/2004 12:19)
reto tena tttssssssssss :roll:
46. mimich ( 01/09/2004 12:57)
f'ita woa ry pitchou, mbola ho tojon'ny tena hozatra ireo vao mivadi-boamaso eo :roll:
47. fijo ( 01/09/2004 20:08)
mimich sy pitchou>fa ahoana ary izany.nga nareo tsy tia hozakena?
48. kabatritra ( 01/09/2004 20:16)
Hoza-pe sa hoza-tsandry ? :°) Mba lazao ahy ange izay hozatra fantatrao ê ! Inona no tsara indrindra.
49. fijo ( 02/09/2004 18:44)
hoza kibo.io no tsara indrindra. :-D :-D :-D
50. rambofrau ( 07/09/2004 09:03)
Tsara be io eh,indrindra raha tena fitiavana no hanaovana azy,donc ny olona rehetra mifankatia dia tsy afaka miaiana raha tsy manao fitiavana. (l)
51. jhouhlambout ( 07/09/2004 14:25)
:-* ;-)
52. fijo ( 07/09/2004 21:18)
ka e izany izy efa hoe "manao FITIAVANA"porofo be io
53. dily ( 04/04/2005 19:54)
Ny masera angaha manao ny sasany nefa toa velona tsara ry zareo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4523