Fitiavana

Kapistra ( 09/02/2008 08:33)
Izy aloha dia sipa tena mahafatifaty a! ,sady rehefa miresaka dia tena matotra be an! Nanontaniako zany ny taonany e!,dia hoy izy “ 20 taona aho izao”.Tena surprise!('Zaho nihevitra fa 30ans)Izah... tohiny
novalian'i Kapistra ny 19/02/2008 16:26
Aino ( 08/02/2008 12:47)
dia samy ho tratriny ho avy,!! :-*:-*:-*:-*... tohiny
novalian'i bimanoa ny 09/02/2008 06:02
DILAY ( 04/02/2008 20:08)
salut daholo ô!!msôtra ry zareo t@ le torohevitra a!fa ny tena olana anie de ef mba miezaka manadino iany za fa tene tsy met mitsy e.Tena ts napoiziko ho iz mits manko no anao anzany.ef nandefa msg ... tohiny
novalian'i Papoose ny 10/02/2008 08:12
ainaheri ( 03/02/2008 20:36)
Ho atsy ho atsy ny fankalazana ny St Valentin,apetraho eto ny tonokalom-pitiavana,ny aingampanahinao,raha manan-talenta an'izany ianao... tohiny
novalian'i Papoose ny 17/02/2008 19:37
tiaraj ( 03/02/2008 17:05)
Efa mba nosaininao ve hoe inona no karazampitiavana tsy mapijaly? Ilay kobonina k ahatao izay hahafaty azy ve sa ilay zaraina ka maty ho azy rehefa avy niredareda? Sa misy karazany hafa. Valio raha si... tohiny
novalian'i tiaraj ny 08/02/2008 21:04
jozekely ( 31/01/2008 19:50)
Mba misy manitikitika ity ry zareo a! Momba le resaka "voakazon'ny alina" t@ Record sy ny RDJ e!! Tena misy marina ve reny problème vakian'i Benja R. ireny sa izy no mamorona ao de mody vakina @ tar... tohiny
novalian'i chrislyd2 ny 12/03/2008 19:11
DILAY ( 30/01/2008 20:28)
ahona kay no atao ra mis ol miaraka amino ka ts itanao intson iz mandritra ny fotoana maro.Ka rehef antsoinao @ phone iz dia ts mamaly?inona ko no met anton'izany?Kanef enao met oe tena tia az?SVP mba... tohiny
novalian'i melody ny 02/02/2008 18:20
xxx ( 28/01/2008 12:54)
Matetika raha vao lava be lé sujet d kamo isika mamaly, saingy tena mba mangataka hevitra faran'izay tsotra sy amin'ny fo te hanampy tokoa ny tenako raha toa ka vitanareo. Misaotra dieny mialoha. ... tohiny
novalian'i rasol ny 14/04/2008 16:14
xxx ( 27/01/2008 19:33)
hono hoa ry zareo saika mba hanontany za hoe aona ny sipa ray efa miaraka amin 'olona ,tena nifankatia ry zareo an , kay le sipa mbola mifanoratra am ny ex ihany ,aona no mba ... tohiny
novalian'i xxx ny 03/03/2008 15:54
xxx ( 25/01/2008 02:11)
Mitazona ny zanakareo ve ianareo ra bevohoka tsy nifanarahana t@ olona tinareo nefa izy tsy vonona ny hanohy ny fiarahana na inona na inona decision raisinareo?? Tiko ho fantatra fotsiny ny décision... tohiny
novalian'i tashaa ny 15/02/2008 14:29
diamondra27 ( 24/01/2008 11:15)
ahoana ny hevitrareo aminy fampirafesana ps, tato ato tena misimisy le izy an, zany we le olona iray ihany no mitondra ps maromaro :-D:-D tsara ve sa ratsy:-P:-P ny sasany moa dia mampirafy ny ... tohiny
novalian'i xxx ny 18/04/2008 10:56
KAMBANA3 ( 23/01/2008 12:22)
Mba inona koa ny mahazo ahy satria taloha tiako be ilay zaza vavy io , ankehitriny izy peziko nefa vao miara matory aminy aho lasa tsy tiako koa izy , asa misy any zany fa dia gaga zaho @io zavatra io... tohiny
novalian'i xxx ny 31/01/2008 14:18
tahina119 ( 23/01/2008 09:57)
Inona no tokony atao raha tiana ny hampaharitra ny fifankatiavan'olon-droa? Ny zavatra hany mba tiako ambara ny @ fitiavana de zao matoa ny olona roa nifanaiky fa hifankatia amiko dia mifa mifampatok... tohiny
novalian'i fanasina1 ny 03/10/2018 16:13
tahina119 ( 23/01/2008 06:10)
Mba tiako ny mampiditra hevitra ato @ forum raha resaka fitiavana no ambara tsy de hoe mahafantatra betsaka aho akory fa mizara zay mba fahitako azy sy fiatraikan'zany @ zao fiainana zao. Amin'izao f... tohiny
niryna ( 20/01/2008 23:01)
Nisy tranga toy izao tamin'ny taona 1560?? ary tany korea no nitranga ny tantara . Maty ilay vadiny ary bevohoka izy no nilaoazany.Notapahiny ny volony ary nampiarahany taratasy tany am-pasana milaza... tohiny
novalian'i mitia04 ny 28/01/2008 07:09
tsaralaza ( 20/01/2008 21:08)
Tena sahirana hoa zah t@ nanontaniany lay professeur nay tany @ Univrsite hoe fa iza fnona tonga voloany teto Mada? dia nolazaiko hoe kritianina dia nolazainy hoe:inona profona manamarina anzany dia ... tohiny
novalian'i soanja ny 01/02/2008 15:51
peugeot ( 19/01/2008 06:44)
mety misy maha tsara azy tokoa ve ny fampirafesana ao anaty tokatrano?... tohiny
novalian'i tess ny 24/01/2008 18:51
olomboavonjy ( 17/01/2008 12:55)
ho an'izay manambady ianareo ve refa manao lamour @ vadinareo (na lahy io na vavy)de mijery ny tarehiny ve nareo sa mikipy mandrevy??? ... tohiny
novalian'i tess ny 21/01/2008 15:27
xxx ( 15/01/2008 20:49)
hono hoa, ry namana. Ahoana no fomba ahitana sy amantarana namana tena tsotra tsy mandainga raha hitia hianao. Mba manam-paniriana aho mantsy nefa tsy tiako ny ho voafitaka... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 27/02/2008 05:58
vololomanitra91 ( 13/01/2008 07:25)
slt tout le monde!!! Ny ray aman-dreniko tena tsiako mintsy fa isaky ny misy olona miarakamiko de voararany fona izahay! Diso mijery harena be loatra ry zareo, miaigitraingitra! Nefa ny olona miarakam... tohiny
novalian'i niryna ny 20/01/2008 22:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0805