Fitiavana
ronaldo09
(
09/11/2007 12:48)
O ry andriambavilanitra a!Fidio zay tianareo :Bandy mpiloka ve sa bady midaroka vady sa bandy saro-piaro sa bandy mamolava sa bandy tsy andalovana sa bandy tsy mpampidi-bola an-trano ?
Zao anakir...
tohiny
novalian'i yah ny 13/11/2007 04:17
soanja
(
09/11/2007 04:27)
Betsaka amin'ny namako lehilahy no manontany hoe ahoana ny fomba fitazomana ny fifandraisan'ny mpifankatia hisy filirony sy tselatselatra.
Ny valiny rea dia ny fampiasana ny angolam-pitiavana sy ny...
tohiny
novalian'i bonbongasy ny 15/11/2007 18:21
reve
(
07/11/2007 17:19)
mba misy zavatra manitikitika ahy hoa ty ry zareo a!
teny tsy mety ary tsy mateza ve ny fifankatiavana ra tsy entina hatrany amin'ny mariazy ? de misokatra ny ady hevitra e!...
tohiny
novalian'i tsikih ny 10/01/2008 01:20
bioubiou
(
07/11/2007 12:15)
film efa nandeha ve?
tafaresaka tam finday zay sy lé ranamana d potika be tam feoany à!nataoko zay nifaneraserana taminy,d nitohy ny resaka d tafaray ny tia sy ny manina,izy nefa nilaza tamiko fa e...
tohiny
novalian'i bonbongasy ny 14/11/2007 20:05
bioubiou
(
07/11/2007 12:13)
film efa nandeha ve?
tafaresaka tam finday zay sy lé ranamana d potika be tam feoany à!nataoko zay nifaneraserana taminy,d nitohy ny resaka d tafaray ny tia sy ny manina,izy nefa nilaza tamiko fa e...
tohiny
novalian'i bioubiou ny 13/12/2007 04:51
mirabela
(
06/11/2007 19:36)
slt doly
mbo mila phrase ry reto fa mis ol zay ef 1ans mahery no nafatarako azy, zany hoe mpiara miasa refa week end, d kivy zah fa zao iz nilaza ny tany ampony hatrizay.tena 8O8O8O8O8O b zah, iz ma...
tohiny
novalian'i mirabela ny 10/11/2007 17:37
keyoann
(
04/11/2007 21:11)
Hono ho aho ry zalahy manakana anareo tsy hitia sipa ve ny fahafantaranareo hoe mahay noho ianareo le sipa?...
tohiny
novalian'i sylvoalias ny 07/12/2007 13:13
endrika01
(
04/11/2007 16:10)
Lasa lavitra ny saina,afo tokoa angamba io Fitiavana io.Mba toroy hevitra aho ry zareo fa tena ,halazo ny afo atsy ho atsy.Nareo zay efa nandalo tamin'izany.Misy namana maromaro milaza fa tia ahy,tsy ...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/01/2008 14:37
salmo1
(
02/11/2007 12:17)
Ianareo zay manana olo-tiana, enao zay manana romantika...
Samia nareo mba milaza zay ao aneritreritrareo avy, Ohatra:
''le temps me parait si long sans toi(l)''
''t kiero mi amor(l)volviendo a...
tohiny
novalian'i reve ny 14/11/2007 11:02
salmo1
(
31/10/2007 09:29)
Misy olona zay, tsy fantatrareo oe iza. Vao miresaka izy de tantarainy daholo izay nataony omaly, sy ny mbola hataony hatramin'ny rampitso. Rehefa vitany sy voatantarany daholo izay tiany hambara rehe...
tohiny
novalian'i slym ny 08/11/2007 14:14
xxx
(
26/10/2007 15:34)
olona roa no mifampiresaka de miresaka tsotra tsy misy resam-pitia.
kanjo tonga ilay olona iray ary nanambara azy roa.
ary ianareo mifankatia!!!
sady mananiany manao hoe ( rahoviana ny raharaha)
d...
tohiny
novalian'i Aino ny 05/11/2007 10:07
xxx
(
26/10/2007 09:20)
Rehefa ny zavatra hono no misy teny hoe "LOATRA" dia ratsy zay.Ohatra voky loatra...sns.Ka aminareo ary ilaina ihany ve ny mi"oriente"-ny fitiavana misy eo amin'ny mpifakatia mba tsy ho tonga amin'iza...
tohiny
novalian'i slym ny 08/11/2007 14:20
todisoa2
(
25/10/2007 13:20)
ty mis tantara iray. Tna nisy fa ts vazivazy.
3 volana lasa izay no nisy fitiava-nitsiry t@ tovovavy iray. Ny tena mampme d lay izy toa ts tena fanta-kvt. Araky ny tantarain'ny manodidina aza dia to...
tohiny
novalian'i todisoa2 ny 26/11/2007 11:43
salmo1
(
22/10/2007 23:34)
Manana sipakely vao2, vaza-kely, blonde, manga maso... vao volana haingana kely teo no nalalako azy.
Efa nihaona izahay tamin'izany. Izy moa miteny fa izaho rery ihany no mba miresaka matetika ao am...
tohiny
novalian'i tsaramaso ny 30/10/2007 08:50
xxx
(
22/10/2007 09:34)
Slt daholo!
Niaraka tamin'ny sipa 17 ans zah ny mai 2006 ary herinandro niarahana dia nilaza tamiko izy fa efa mitia olon-kafa fa aleo minamana saingy tonga dia tsy nasiko sira izy. Ankehitriny nifam...
tohiny
novalian'i Katsumi ny 25/12/2007 20:04
salmo1
(
22/10/2007 08:01)
Asa izy ity ra lamaody ndray na fahazarana.
Inn no tena antony mahatonga any sipa be fanontaniana? ra sendra manana confiance haingana, de mametraka fanontaniana fôna oe: [b]manana sipa ve elahy[/...
tohiny
novalian'i bonbongasy ny 14/11/2007 19:43
Kwasi
(
21/10/2007 13:31)
Efa mba ela ihany ny niainanako sy nifaneraserako t@ vhv fa mbola tsy nahatsapa hoe voan'izany coups de foudre izany aho le.:)
Misy milaza amiko hoe mbola tsy tena tia hono aho raha tsy mbola azon'iz...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 07/11/2007 13:20
nikopol
(
19/10/2007 11:28)
Efa ho herin-taona mahery izay no nivadianay nefa hatramizao dia tsy mety mitoe-jaza mihintsy ilay vadiko. Mba miezaka ihany aho na andro na alina fa dia tsy misy vokany mihintsy.
Izy aloha dia az...
tohiny
novalian'i melody ny 26/10/2007 22:02
ramoul
(
18/10/2007 21:50)
Faly miarahaba anareo tompoko.Tsy ho lava resaka zah fa tonga dia iditra amin'ny votoantony.
Efa ela ihany izay niarahanay izay ary maro ihany izay fifamalina nataonay zay,fa ty farany ity vao tsy hi...
tohiny
novalian'i ramoul ny 27/10/2007 14:01
Aino
(
16/10/2007 16:49)
misy olona mahaleo ahy hoa ry zareo aty.
izy milaza fa tia ahy ary efa hatrany amboalohany aho nilaza azy fa tsy ho tanteraka ny faniriny ny hiarahanay, dia tsy tiako nefa ny hitoriny fitiavana isan-...
tohiny
novalian'i fanaina ny 26/10/2007 17:00
