Fitiavana
rafavoris
(
06/04/2008 17:51)
Salut jiaby ri akama e
fitiavana tafahoatra ve sa fivoaran'ny tanora ankehitriny ?somary gagagaga aho raha mba sendra niresaka tamin'izay akamako roa zay ny iray vehivavy ny iray lehilahy .io resaka...
suite
répondu par mangidy le 20/05/2008 10:19
rajoelina
(
06/04/2008 17:39)
répondu par ftlozy le 23/04/2008 17:41
xxx
(
04/04/2008 10:55)
efa eo amoron fisarahana izahay zao, miady mafy aho satri efa 16 ans niarahana ary 7 ans de mariage. Mbola misy fitiavana kely anao za saingy mafy loatra ny nataonao ry E... tsy mety decidee hanao d...
suite
répondu par Belami le 20/04/2008 20:19
laotsy
(
03/04/2008 19:24)
ny anjara ve sa ny safidy no mitondra ny fiaina rehetra @ntsika?
- raha hiandry ny ajara sao de taraiky be.
- nefa ndray raha ny safidy mety hisy lesoka!
mety marina ve zany eritreritro zany sa.......
suite
répondu par mangidy le 15/04/2008 21:38
Rast
(
27/03/2008 12:36)
Mila za ra misy any.
Efa ela mihintsy zay....
suite
répondu par kiadi le 07/04/2008 20:19
San976
(
25/03/2008 10:59)
Sao de misy azoko iresana nareo ry sipa malagasy
Manirery b za aty ,:(
Afa ihany mantsy ny gasy .
Sambatra ny kofa any antanana manana anareo.
Andefaso hafatra za na de opa aza fatsy maninona
m...
suite
répondu par Papoose le 10/04/2008 02:17
ronaldo09
(
24/03/2008 12:03)
Za mba te hametra-panotaniana hoe ,tena misy olona a l'aise ve raha toa ka efa manan-janaka ny olo-tiany na efa niteraka roa na telo ary ireo zaza tsy zanakao ireo miara-mipetraka aminao ary ianao v...
suite
répondu par menavolo le 21/05/2008 23:13
sitlo
(
21/03/2008 21:19)
répondu par mangidy le 15/04/2008 15:40
ibozymalaza
(
19/03/2008 09:00)
salama daholo
inona no mety hahatonga anizao : 10 volana teo no ho eo izay no niarahana, eaf hitany na ny tranoko na ny mombamomba ny fiainako andavanandro fa raha izay ny any amindry zareo kosa dia ...
suite
répondu par apache le 03/04/2008 13:45
vololomanitra91
(
15/03/2008 08:13)
slt daholy! aona ny valin-teny nareo amin'io?
zay fa mazotoa mamaly e!!!!
a+...
suite
répondu par safidyandrianantenaina0 le 28/05/2016 05:37
pskl
(
14/03/2008 09:42)
Je jouerais du même harmonica
Je verrais le même arbre là-bas
Serais-je heureux sans toi ? Pourquoi pas ?
Rien que d'y penser ça me glace à chaque fois
Si je t'avais pas
Si je t'avais pas
...
suite
répondu par laotsy le 21/04/2008 19:36
rajoelina
(
13/03/2008 10:32)
Misy mitati-bolana aty amiko fa zao...
Hay ve ity pachinot ity ka hiadivindri-zalahy mintsy ato @ serasera ato e. Enjana kou zany ah!!!
Fa anga dia tena tsisy bajo maintsy any am-lisany any, kle...
suite
répondu par Rasiligaoma le 22/03/2008 05:05
mazolazola
(
11/03/2008 10:29)
mazolazola no hiantsoko ny tenako izaho dia mitady vady eo amin, ny 40 ans na 45 ans maximum frantsay ary monina ao frantsa fa tsy mifidy toerana ary manana anton' asa tsara.merci...
suite
répondu par maryse13 le 31/05/2008 00:55
peugeot
(
11/03/2008 07:50)
eny ary :aleo ary samy manoratra ny PS eto isika ze celibataire ,de tsy maninona fa i [b]tess[/b] no efa atao presidente sa aona hoy ianareo .de samia ary manoratra ny PS any e ,de reglement oe tsy ma...
suite
répondu par wallace le 21/05/2008 16:05
Antsatnk
(
10/03/2008 14:03)
Naka namana vaovao aho taty aoriana.Tonga tao antrano tampoka anefa ilay tsy hita efa ela.Iza ary no ho tanana le taloha sa lay efa tao an-trano?...
suite
répondu par xxx le 12/03/2008 13:55
diamondra27
(
07/03/2008 15:05)
nijery film za wa de nisy an'zao : on fait une pause pour faire le point
zany ve tsy midika hoe: ndeha hisaraka sa mety tafaray ihany le olona avy eo
tana misy réel ve zany?
...
suite
répondu par dziana le 09/05/2008 08:43
endrika01
(
07/03/2008 08:28)
Maro be ny vehivavy nohon\'ny lehilahy,dia izany ve no mahatonga ireo lehilahy ireo hampirafy?Handao ny tokan-trano ka lasa mamorona ankany vaovao?Na koa tsy voatery handao ny tokan-trano....
suite
répondu par tsiambaratelo le 05/04/2008 21:20
niryna
(
05/03/2008 18:06)
Ny fiainantsika rehetra dia manandaja avokoa,mety mieritreritra isika hoe tsy misy mpitia,tsarovy fa raha tsy mitia ny tenantsika isika dia tsy afaka ny ho tia olona.Tsy afaka ny hanova ny toetr'olona...
suite
répondu par niryna le 12/03/2008 03:19
arivel
(
05/03/2008 12:28)
Ahoana ny atao ry zareo fa refa avy nifamaly mafy (faran'izay mafy) zahay roa d tsy nisy nifampiantso intsony efa ho 4 andro izao. Za malahelo azy saingy matahotra ny foko sao ho valiany teny maharary...
suite
répondu par tsiafoi1 le 11/03/2008 14:21
xxx
(
04/03/2008 06:24)
nisy olona anakiray efa ho faty dia ny anakiray marary mila fo vaovao, dia vao maty lé ray dé nafindra tamin'ilay anakiray ny fony ,dia rehefa ela ny ela dia ny olontiany ilay maty no lasa tian'ilay...
suite
répondu par yonikafopl le 07/03/2008 06:48
