fille au bord du désespoir!
1. xxx
(
28/01/2008 12:54)
Matetika raha vao lava be lé sujet d kamo isika mamaly, saingy tena mba mangataka hevitra faran'izay tsotra sy amin'ny fo te hanampy tokoa ny tenako raha toa ka vitanareo. Misaotra dieny mialoha.
Ilay tantara efa niainan'ny ankamaroan'ny vehivavy rehetra ny tena marina e, mety efa ho mankaleo aza fa d tsy zakako izy ankehitriny ka malahelo aho milaza aminareo hoe ianareo sisa no hianteherako fa ra ny safidiko manokana dia miala ity tany ity.
Vehivavy 22 taona aho, tsy niaina normal ra azo lazaina fa niaina tanaty fahoriana lava, ady teo amin'ny ray aman-dreny, fahantrana, ady teo amin'ny mpiray tampo...
ny namana no niantsapazako, tsy nana firy aho ka dia notiaviko fatratra ery, amiko izany faly ny foko manome fitiavana na tsy mety aza ny ataoko tsindraindray.Ny resaka fitiavana d nanintona be ahy tokoa ka rehefa nataoko ny fandinihana d noho ilay fitadiavako hafanana avy amin'olona hafa(chaleur humaine), non corporelle bien sur , no nibahana tao an-tsaiko.
tsy nisy manko fitiavana hitako tamin'ny RAD-ko fa korontan-dava ny ao an-trano. Fahoriana no niainako.
nanomboka nitia ary aho teo amin'ny faha 19taonako, fa voadona, ny antony angamba mazava hoe nampirafesiny aho nefa izy no nanomezako ny zava-tsarobidiko. Tsy izy namitaka anefa no nipitrapitra nampalahelo fa mbola izaho no nandohalika teo anatrehany.
very aho, nanomboka naditra aho ary notohizako nandritra ny 2 taona izany. Nisy ihany ny lehilahy tiako tao anatiny fa maro koa ireo tsy norarahiko fa nampiasaiko iray volana, roa ... d avelako any.
nahita olona faran'izay tiako anankiroa aho farany teo. Fa samy nampirafy sy nampijaly ahy avokoa, tsy hitako intsony izay atao, hoe mbola tokony hiaraka aman'olona ve aho, nefa aho efa kivy tanteraka!
ilay iray farany zany tena tiako be mintsy fa lazainy ho tsy mety intsony ny aminay, ny hanadino anazy anefa tsy vitako, efa ho 3 volana izay no nanandramako fa tsy mety e! d omaly izy hitako fa tena mbola midoboka ny foko.
Ny fanampiana angatahiko dia hoe inona ry reto no tokony ho fisainako a, very tanteraka aho, mila fitiavana aho nefa tsapako fa ireo tiako tsy ho tia ahy mintsy. D ilay irayfarany io ve tena tsy mety intsony mintsy sa misy afaka miteny hoe ahoana ny fomba hilazan aminy hoe mbola tiako izy.
Ny faniriako d ny hanao izay ahasambatra anazy tanteraka, za tsy olona be sitra-po fa ze tian'ny olon-tiako d ataoko avokoa, manome mihoatra aza vitako saingy tsy tiany foana aho fa olon-kafa foana no iriany.
Andriamanitra anie hitahy izay afaka mamaly ahy amin'ny fo madio izay heviny, fara izaho manokana tsy afaka fa olombelona ihany. Fa hisaorako eram-po eran-tsaina ihany anefa.
tsy mananihany aho ry reto fa efa 3 izay no tentative de suicide-ko fa tsy mety maty foana d vao may za mijaly.

novalian'i rasol ny 14/04/2008 16:14
2. bimanoa
(
28/01/2008 13:19)
1- aza mamono tena izany f' aleo maty ho azy,:wink:
2- ny vehivavy angamba tsy d tsara mampiseho fitiavana b loatra, f' aleo mba mampitamby, sady misy suspens izy @iny, :wink:
3- occupeo @ zvt hafa ny eritreritra f' aza d mieritreritra fitiavana b loatra, ataovy mahampy fotsiny ny eritreritra oe ilay 1 tsy mba mandao na miova fa tia anao foana d ilay Ray ao ambony ao !
4- le 1 farany mbola tinao nefa milaza fa tsy mety intsony ny aminareo, adinoy e, ny fiainana mitohy ! courage !

3. booboo
(
28/01/2008 13:21)
Mianara mitia ny tenanao dia mianara mankafy ny pitsopitson'ny fiainana an-davan'andro.
Rehefa tianao ny tenanao vao afaka hizara fitiavana ianao. Rehefa falifaly ianao vao afaka hizara fifaliana kounkou. Fa raha "vide" ny ao anatinao dia zay kounkou no zarainao @ hafa (na @ io oul maha-potika beeee anao io aza).
Matoa mbola tsy maty nefa efa-in-3 "namono tena" dia anatinao lalina any (mety tsy tsapanao) tsy te ho faty fa mbola te hiaina.
Farany, nomena safidy aby ny kill eto ambonin'ny tany zay mbola tsy gli @ fomba hitondrany ny fiainany. @ ity ndray mitoraka ity misafidiana ny tsy ho "victime" intsony (victime-n'ny tsy fitiavan'ny rad e, victime-n'ny tsy fitiavan'i xxx e, victime-n'ny fahantrana e, victime n'ny tsy fahaizana mamono tena e, victime-n'ny tsy haiko aby...)

4. ari.malala
(
28/01/2008 14:23)
miombon-kevitra @ bimanoa amle we aza mamono tena.
Momba ilay hoe inona no atao, makà aloha recul e, misy mahatsara azy iany koa ny solitude, d eo ianao mandinika ny fiainanao. Izay olona mampirafy izany tsy mendrika anao, tsy mendrika akory ny ranomasonao. Ary ilay ianao miteny hoe nanomboka naditra, inona le ditra? sao d mampirafy lelà sns? d manahoana nefa ny fahitan'ny olona niaraka taminao anao? saod mbola le image n'ilay naditra iany? refa miteny izy hoe aoka izay, de aoka izay zany, aza mi insiste tsony satria raha hanaiky aza izy d manjary par pitié sisa fa tsy par amour tsony, nefa dangereux be izay amour par pitié zay. Manaiky aho hoe mbola midoboka ny fonao sns, fa ezaho e, ataovy antsaina we tsy misy mafy tsy laitry ny zoto, de vitan'ny hafa ts maints vitako.
Izay fa maheereza.

5. ikaretsaka
(
28/01/2008 14:53)
miombon-kevitra @ ari...
mba asiana marche arierre sy frein hijerena ny lalana sy ny kalitaon'ny zavatra vita fa aiza no de marche avant sy accelerateur foana

6. nandrianina1
(
28/01/2008 15:56)
1-Tena ilaina ky io maka recul io ary mbola amafisiko ihany a! ny mety aza miova rivotra mintsy njy de any misaina
2-aza mbola mieritreritra ny itia olo-kafa akory alou fa mangala herin-tsaina tsara ihatrehan-jy ny hoavin-jy mbola vulnerable b mantsy njy zao de mety hanaonao fona
3-fantaro tsra ze tedavin-njy eo @fiainana fa tsy zany we ze tian'i anina de tiko. manana ny maha njy an-jy fa tsy very mintsy njy ra manana an-zany
de aza kivikivy fona zany an!Mahereza

7. Veloo
(
28/01/2008 16:08)
Mianara mitia ny tenanao dia mianara mankafy ny pitsopitson'ny fiainana an-davan'andro.
Rehefa tianao ny tenanao vao afaka hizara fitiavana ianao. Rehefa falifaly ianao vao afaka hizara fifaliana kounkou. Fa raha "vide" ny ao anatinao dia zay kounkou no zarainao @ hafa (na @ io oul maha-potika beeee anao io aza).
marina daholo ireo lazain'ny namanao rehetra ireo fa io lazain'i booboo io no zavatra itako tsara. Nefa kosa ny zavatra voalohany ataonao dia omeo an'i Jesosy ny fonao manontolo, mivava, miresa aminy fa ho itanao ny fihovana rehefa manakaiky an'i Jesosy. Izy tia anao mandrakariva na aiza na aiza aleanao. Ary ataoko fa pivavaka ianao satria :
Andriamanitra anie hitahy izay afaka mamaly ahy amin'ny fo madio izay heviny
fara izaho manokana tsy afaka fa olombelona ihany.
Mianara mahatoky an'i Jesosy fa aza kivy izany. Samy manana ny sedran'ny fiainana daholo isika ka mahereza ary atanjao ny sainao, ny finoanao an'i Jesosy.
Ary matoa ianao mbola tsy maty na dia efa natao in-telo aza dia misy dikany daholo anie ireny, mbola manana plana tsra ho anao Andriamanitra. Matokia azy
Mivavaka ho anao izahay rehetra.
8. lohabe
(
28/01/2008 16:26)
Arahaba,
Hoy ny olona hoe makà recul, ... Ny anton'izay dia dia io saina io dia jambena indraindray. Rehefa niezaka ny hamaha olana nandritra ny fotoana ela be izy, ka tsy voavahany, dia io famoizam-po io foana no asesiny avy eo.
Noho izany, mialà sasatra tsara. Mikarakarà vatana. Ataovy matanjaka tsara ny vantana fa ho hitanao fa manana ny maha-izy anao ianao.
Dia manaova koa zavatra mora atao mba hampakatra ny morale-nao. Na zavatra efa hainao aza dia ataovy indray fa mila mampiseho ny maha-ianao anao ianao.
Dia "Aza matahotra fa momba anao aho" hoy Andriamanitra.

9. soanja
(
29/01/2008 01:06)
xxx:
Matetika raha vao lava be lé sujet d kamo isika mamaly, saingy tena mba mangataka hevitra faran'izay tsotra sy amin'ny fo te hanampy tokoa ny tenako raha toa ka vitanareo. Misaotra dieny mialoha.
Ilay tantara efa niainan'ny ankamaroan'ny vehivavy rehetra ny tena marina e, mety efa ho mankaleo aza fa d tsy zakako izy ankehitriny ka malahelo aho milaza aminareo hoe ianareo sisa no hianteherako fa ra ny safidiko manokana dia miala ity tany ity.
Vehivavy 22 taona aho, tsy niaina normal ra azo lazaina fa niaina tanaty fahoriana lava, ady teo amin'ny ray aman-dreny, fahantrana, ady teo amin'ny mpiray tampo...
ny namana no niantsapazako, tsy nana firy aho ka dia notiaviko fatratra ery, amiko izany faly ny foko manome fitiavana na tsy mety aza ny ataoko tsindraindray.Ny resaka fitiavana d nanintona be ahy tokoa ka rehefa nataoko ny fandinihana d noho ilay fitadiavako hafanana avy amin'olona hafa(chaleur humaine), non corporelle bien sur , no nibahana tao an-tsaiko.
tsy nisy manko fitiavana hitako tamin'ny RAD-ko fa korontan-dava ny ao an-trano. Fahoriana no niainako.
nanomboka nitia ary aho teo amin'ny faha 19taonako, fa voadona, ny antony angamba mazava hoe nampirafesiny aho nefa izy no nanomezako ny zava-tsarobidiko. Tsy izy namitaka anefa no nipitrapitra nampalahelo fa mbola izaho no nandohalika teo anatrehany.
very aho, nanomboka naditra aho ary notohizako nandritra ny 2 taona izany. Nisy ihany ny lehilahy tiako tao anatiny fa maro koa ireo tsy norarahiko fa nampiasaiko iray volana, roa ... d avelako any.
nahita olona faran'izay tiako anankiroa aho farany teo. Fa samy nampirafy sy nampijaly ahy avokoa, tsy hitako intsony izay atao, hoe mbola tokony hiaraka aman'olona ve aho, nefa aho efa kivy tanteraka!
ilay iray farany zany tena tiako be mintsy fa lazainy ho tsy mety intsony ny aminay, ny hanadino anazy anefa tsy vitako, efa ho 3 volana izay no nanandramako fa tsy mety e! d omaly izy hitako fa tena mbola midoboka ny foko.
Ny fanampiana angatahiko dia hoe inona ry reto no tokony ho fisainako a, very tanteraka aho, mila fitiavana aho nefa tsapako fa ireo tiako tsy ho tia ahy mintsy. D ilay irayfarany io ve tena tsy mety intsony mintsy sa misy afaka miteny hoe ahoana ny fomba hilazan aminy hoe mbola tiako izy.
Ny faniriako d ny hanao izay ahasambatra anazy tanteraka, za tsy olona be sitra-po fa ze tian'ny olon-tiako d ataoko avokoa, manome mihoatra aza vitako saingy tsy tiany foana aho fa olon-kafa foana no iriany.
Andriamanitra anie hitahy izay afaka mamaly ahy amin'ny fo madio izay heviny, fara izaho manokana tsy afaka fa olombelona ihany. Fa hisaorako eram-po eran-tsaina ihany anefa.
tsy mananihany aho ry reto fa efa 3 izay no tentative de suicide-ko fa tsy mety maty foana d vao may za mijaly.
Ny depression dia aretina mety azo voajanahary amin'ny olombelona iray ary mety koa vokatry ny tsy fahatanjahan-tsaina,fahalemen'ny vatana satria be loatra ny otrikaina tsy ampy : ara-tsakafo, na avy amin'ny natiora. Izay mitarika fahitana ny manodidina na ny fiarahamonina ho olana tsy zaka lanjaina.
Ireto avy ny azoko hanampiana raha ara-pahasalamana:
- Midina mankany ambanivohitra ary mitsangatsangana maka aina sy maka rivo-baovao any anaty natiora mahafinaritra. Fohy rivotra madio ny aina anananao ary tadidio fa betsaka ny tsy manana izany rivotra madio izany sy sahirana vao mahatafiditra izany rivotra madio izany ao anaty vatana.
- Raha azo atao dia manaova zaridaina tsara na mambolea ananana na zava-maniry tianao hisy hifandraisana aminao. Tiavo io, koloy io.
- Sakafo: Mihinana trondron-dranomasina in-telo isankerinandro raha possible ary aza hadino manena ny fihinana siramamy sy ny zavatra be taviny loatra sy ny vokatra avy amin'ny rononon'omby. Mihinana Multivitamins izay ao anaty voankazo sy legioma isan-karazany.
- Manaova spaoro isa-maraina toy ny lomano, hazakazaka na zavatra mampifantoka amin'izay miasa ny saina ary matanjaka ny vatana.
- Ovao indray ny famindra sy ny fijery: hoe raha feno sasaka ny kaopy dia ny antsasany feno isaory an'Andriamanitra ary ny antsasany tsy feno ivavaho ary hinoa fa hanome Azy Andriamanitra. Stay positive mijery ny fiainana. 22 taona, zany taona tsara izany. Mbola handrobona sy hamokatra ary hanome fofona manitra mamerovero ny manodidina anao. Raiso ho hatsarana izany. Betsaka ny antitra mbola te ho tanora, ianao tena ao anaty firoboroboana sy fitomboana tanteraka. Tiavo ny mahaIzy anao ary ankafizo ny zavatra tsapan'ny vatanao fa tsara rehetra. Mahaiza mandanjalanja anefa.
Raha toa ka mateti-pitranga ny fampirafesana ao Madagasikara na n'aiza n'aiza dia omano ny saina fa mpampirafy zany ry zalahy. Nanaiky izany ny razantsika taloha ary tsy nahita olana tamin'izany. Amboaro ny saina raha te hitia azy ireo anao. Betsaka ny nahazo tokatrano ary betsaka ny niroborobo. Matoa isika vonona hiditra amin'izy ireo de efa omano ny saina hoe tsy manahy fa raha hampirafy izy de zah koa hanao izay mahatsara ahy na hoe ekeko fa tiako izy na hampirafy aza sns sns... Vonona aho hiresaka hanatsara ny fiarahanay. Tsy misy lafatra eto an-tany sns....
Raha tsy mety izay dia todio indray ny fiarahana karazany hafa izay mbola betsaka azo dinihina sy ahitana fahasambarana.
Tsy voatery lehilahy foana akory ny fiainana fa betsaka ny fiainana miodina tsy misy lehilahy raha toa ka manelingelina anao ny momba azy ireo.
Aza hadino lalandava ny mametraka ny fiainana amin'Andriamanitra nanome azy sy Izy mitsimbina lalandava. Soraty mangina ny fanirianao. Apetraho aminy ny fanomezana izany raha sitrapony.
Mahaiza mifidy ny lalan-kizorana fa any aminao ny familiana, ny frein ary ny vitesse! Bonne chance!
10. rastafarai
(
29/01/2008 02:07)
Ny mamono tena aloha araky ny voalazan'ny namana etsy ambony tsy de vahaolana fa maka aloha aina angamba tsy misy fitiavana mihitsy!Azo atao ngeh ny miaina tsy misy olon-tiana na de mandritra ny fotoana voafetra aza e! Mianara mitsy miverina 0 fa tokony tsy de ho sarotra zany aminao satria ny experiences koa efa misy t@ ze efa niainana,tsy enao irery no misedra olana tahaka izany ka enao v d ho ambakan'ny olona! Ze hampisongadina anao aloha atao: asa,fianarana,fiainana,fitondran-tena,adidy... ze maha-olona anao fa vo 22 taona enao nad efa nisedra zavatra maro aza ary mbola manana fotoana lava de lava ra we resaka fitadiavana olon-tiana no tena olana.Mivavaha mafy fa Andriamanitra dia mihaino anao lalandava na hendry ianao na maditra,na mahantra ianao na manakarena!
Manana faharetana koa @ fiainana fa misy fotoanany ny zavatra rehetra!

11. mitia04
(
29/01/2008 08:01)
Miombo-kevitra amin'ireo izay miteny etsy ambony a fa ny tiko tsindriana kely fotsiny d zao: Mahagaga anà hoe efa in-telo enao nanao tentative de suicide d mbola mieritreritra ny hamono tena iany, teneniko anao fa za indray mandé nanao tentative, tsy maty mou zany matoa za eto, fa tena misaotra an'ilay Nahary fa mbola tsy maty satria nahoana? Matimaty foana enao ra manao an'izany, tsy misy olona manana regret aminao zany fa ny tenanao sady very (satria voararan'ny baiboly ary tsy azahoana famelan-keloka mandrakizay ny famonoan-tena)no enao iany no toa matiantoka.Very enao eto an-tany ary dia mbola ho very ko zany eo anatrehan'Andriamanitra. Raha mpino ianao dia mino a fa voarainao ny hafatra.Mahereza!
12. meva2
(
29/01/2008 09:08)
Bjr xxx,
Nisy fotoana aho niaina ny sasany amin\'ireo zavatra nolalovanao ireo, izany hoe olontiana tena tiana kanefa dia maditra. Tena nahatsiaro nijaly mihitsy aho ary koa nihevitra aho fa noho izaho no nahatonga ny tantarako ho toy izay, nihevitra hoe faute-ko daholo no nahatonga ilay izy.
Nony nijery ny manodidina ahy aho ary nahita ireo olonkafa miaraka, mifankatia, tsy misy korontana, dia lasa ny eritreritro ary nivoady mafy aho hoe: INDRAY andro aho tsy maintsy ho sambatra koa ary ho sendran\'ilay olona tia ahy sy tiako.
Amin\'izao fotoana izao dia tena tanteraka tokoa ilay izy.
Ny tiako tenenina anao dia izao:
Mitomania, mikikiaza, miazakazà, amin\'iny fotoana hitanao fa mavesatra be iny KANEFA asio fetrany, hiha-tony ianao avy eo ary EO ianao no hitraka hanohy ny fiainana izay TADIDIO fa mbola ho lava ho anao.
Ataovy mby ao an-tsaina fa ianao koa dia manana QUALITES izay vitsy mpanana, satria ianao dia be fitiavana, tsy mety ritra, ny olona izaranao azy no mety tsy mendrika ny handray azy.
IMPORTANT:Eritrereto ny tenanao, manàna fitiavantena kely hoe ny zava dehibe indrindra amiko dia IZAHO.
Raha misy loza mahazo anao ange, tsy ireny olona ireny mihitsy no halahelo sy hanampy anao e! ianao no mijaly fa izy manohy ny fiainany.
Dia ho avelanao hanimba ny fiainanao, ny fonao, ny vatanao ve izany??? Est ce que ça vaut le coup????
Omeo fitiavana ny tenanao, ny asa na fianaranao, raha manana fotoana kely, manantona ireny associations ireny oh hoe mikarakara ankizy na olon-dehibe, fampivoarana ny talenta, ny haitanana.... betsaka, ary mino aho fa hahita iray na roa ianao, non seulement hahafantaranao olona vaovao ary koa hahitanao fa misy ilàna anao eto an-tany.
Rehefa milamina ny sainao dia ho hitanao fa ho tonga hoazy ilay olontiana ary ho mety hafa kokoa ny ho fandraisanao ilay ataonao hoe fitiavana @ izay fotoana izay.
Tsy fantatro ianao ary ianao koa tsy mahafantatra ahy kanefa mitrotro anao ambavaka aho, saino ny tenin\'ny namana rehetra eto.
Matoa ianao misy mamaly dia satria te hifandray sy hanohana anao ny namana. Tsy irery ianao.
Aza misalasala manoratra amiko na andro na alina raha tianao fa vonona ny hamaly anao aho.
Ary farany: be ireo te-hiaina fa tsy afaka, be ireo namoy havana tsy afa-nanoatra, mbola be ireo miady amin\'ny fahafatesana na lehibe io na zazakely:
BATS-TOI RIEN QUE POUR EUX

13. xxx
(
30/01/2008 05:41)
Slt! izaho indray aloha dia lehilahy e!, azoko tsara ny tianao lazaina, fa zao voalohany indrindra aloha dia aza manary toky izany! tsy mety ny mamono tena ary tsy tokony atao mihitsy izany!? faharoa mba zavatra hafa indray eritreretina e! mety oe sarotra izany kanefa andramo fa na dia lehibe aza ny fitiavana, telo izy no mitoetra e!...
Fahatelo dia ity afaka miserasera foana isika ato @'ny serasera ary vonona ny hifampizara ny soa sy ny mahafinaritra @nao izahay!
"anderx@netcourrier.com"

14. xxx
(
30/01/2008 08:04)
Miarahaba anareo namana rehetra aho ary manatitra fisaorana be dia be ho anareo rehetra namaly ahy.
fankaherezana sy fanoroan-kevitra bdb no natolotrareo, misy azoko hisainana avokoa saingy ny hery hanombohako azy no tsy hitako hoe aiza no tovozina.
Eny mangataka ami'nny Tompo foana aho mba omeny courage fa mila tsy ho zakako intsony ny fiainako.
Ankehitriny anefa aho midera Azy fa misy ianareo, olona tsy mifankahafantatra isika fa ho fanampiana d tsy nihambahamba ianareo mandany fotoana manoro ahy.
hevitra bdb no azoko, hitarihako ny fiainako handeha amin'ny lalana hafa, fa ny hery sisa no tadiaviko.
Misaotra Tompoko,
Andriamanitra mpamaly vavaka anie homba anareo sy ny fiainanareo rehetra.

15. naughtyboy
(
31/01/2008 13:33)
efa b ny voalaza ary matoa nihaino sahady na de mafy azy zany rehetra zany de efa Hery lehibe sahady izay anombohana fijery hafa @ fiainana,za de anisany le mino fa ra misy ny fiakarana de misy ko ny valiny fidinana aorina ka ny angatahahiko aminao fotsiny de mahareta kely fa efa ao @ lalana tsara ianao na de mafy aza ny fitsapana,mahereza..
16. xxx
(
31/01/2008 15:15)
Efa betsaka ny torohevitry ny namana. Dia aza mitady zavatra na hery magique be hoe hanombohanao, na hampiova haingana be ny fiainanao fa raiso mora e. Raha toa ahy dia mandendeha an-tongotra dia efa mampiova zavatra betsaka. Vao maraina ny andro dia mandeha tongotra kely ; rehefa aty ampiasana no mitambesatra ny alahelo dia ilaozana kely aloha ny asa dia mandeha maka rivotra kely mandeha antongotra indray. Hira no ataoko ao an-tsaiko rehefa mandeha aho.
Aza maika "haditra", na "hamono tena", fa omeo fotoana ny tenanao. Only time can heal a broken heart :-*

18. nikopol
(
31/01/2008 16:25)
xxx an raha hamono tena marina ianao dia mba hiangaviako aza atao amin'ny fotoana maha be mpandeha amin'ny metro fa manjary manahirana be ilay fifamoivozana.
ankoatr'izay dia samy ho faty daholo ihany akia fa inn moa ny mahamaika an. Ny volana tsara hahafatesana hono dia ny volana adalo.

19. mignone
(
01/02/2008 08:09)
hahahaha nikopol ,mandaginina rehefa tratra ny olona mamono tena iny nefa andé ikandra , tara adiny 2 au moins ...ny metro
xxxx , aza maika ny andé raha mbola tsy antsoina ianao .