fille au bord du désespoir!

21. rariri ( 01/02/2008 08:52)
lava loatra ilay sujet.
22. kelly13 ( 01/02/2008 08:58)
rariri>fintinko v ry malalaka? :-D
23. menvasoua ( 01/02/2008 10:54)
marina daholy ny voalazan\' ny rehetra eo ambony ireo,fa ny hanampiako azy de ny hoe fitiavana no fanafody ny fitiavana , na hoe fitiavana no mahasitrana ny fitiavana , Andriamanitra ilay fitiavana mahasitrana ny fitiavanao .
andramo atolory azy ny fitiavanao de ho tsampanao fa hanomboka ao aminao izany fiadanam-po izany, ary ankino aminy ny ho avinao de mino azy fa izy no andray antanana ny fiainanao , de ho tonga amin\' izay tena fanirianao ianao ary ahatsiaro sambatra eo @ fiainanao satria homeny olona tianao sy tinao enao satria vady hendry no avy @ i Jehovah.
de mangataha hery @ Andriamanitra ho entina miatrika ny fiainana sy ny ho avy fa izy no tompony hery sy tompony fanapahana an\' izao tontolo izao .
24. rivoS ( 03/02/2008 13:22)
ry vehivavy, vehivavy hoy aho fa tsy zazavavy tsony satria hitako fa efa tena nolalovan'ny fiainana.Tsotra ny tohevitro anao.Fombam-piainana izany.@izay ianao any aoriana any afaka miteny sy mananatra izay ho zanakao. Fantaro fa eo amin'ny fiainana dia tsy izay olona tianao akory no ho tafaraka aminao na ho vadinao, fa izay anjaranao. Na anao inona eo ianao na anao inona dia tsy maintsy ho izay foana no ho farany.Ary ten marina ity fa andramo: mivavaha fa ho hitanao fa tsy ho ampy 1 volana akory dia hivaly ny vavakao.
Mazotoa e. Tsy vaha olana ny famonoan-tena fa signe de lachete.:wink::wink:
25. ravaomariakely ( 26/02/2008 19:33)
Tsy haritro ity sujet iray ty satria somary efa nandalo teo @ zany nanjo anao zany ko ny tenako, ary fantatro fa mijaly ianao ry tena aretina tokoa lay dépression sady manimba.
Misy fahamarinany daholo ny zvt voalazan'ny mpisera eto. Enjana tokoa ny manjo anao ary ny ahy aza mety mbola mafy kokoa, ataovy ao antsaina fa mbola misy mijaly kokoa noho ianao any kanefa ny olombelona tsy maintsy solafaka ary miezaka ho tafarina foana ( ce qui ne nous tue pas nous rend plus fort ) ary ny ahy zay no nataoko tao antsaiko voalohany.

- Voalohany aloha d fantatro fa mafy ny mitia olona tsy tia kanefa rhf tsy mety izy d aza forsena fa hitanao rehefa maka recul ianao d hitanao fa misy maha tsara azy ny nisarahana satria nisy zvt tsy nety tao zany, ny fitiavana koa tsy azo forsena ka aleo andeha ilay olontiana rhf tsy tia fa manjary lasa ianao ndray no ampinjaliany eo

- marina fa ilaina ny fitiavana eo @ fiainana fa indraindray koa aleo tsy misy sy maka fotoana aloha mandinintena hoe inna ny mety sy tsy mety teo @ fiarahana, ny ahy manokana zao d efa amantaonany za no tsy niaraka t@ olona kanefa hitako fa mety amiko aloha zany zao. Aza maimaika koa hoe misy mikoty d hiaraka @ iny satria hoe misy mpitia zany, kanefa diniho tsara aloha hoe mety aminao ve iny olona iny

- manarak'izay d manaova zay zvt mahafinaritra anao, fialamboly sy ny karazany; zavadehibe koa ny mikarakara vatana manao zay mahametimety ny toebatanao( andramo ange fa manambony moral io, ataovy plaisir lay izy fa tsy antery )

- mangala rivotra any @ toerankafa raha manana moyen ary miresaha @ olona zay olanao ( andramo ao @ tsaty serasera sady anonyme ianao no malalaka ny hevitra)

- ataovy ambony foana koa ny moral ary zavadehibe teneniko aza mi-s'isoler hoy ny fitenin'ny vazaha azy
fa voa maika io mahapidéprime; asivo lien social foana na d mande miangona aza ilaina lay mahita olona

- aza d atao ao antsaina loatra lay hoe hitady fitiavana fa ny asa koa atao tsara eny fa na fantatro aza fa mafy zany tsy misy fitiavana zany

- farany na d ao aza lay hoe manao vengeance ny mampirafy d tsy vahaolana aleo izy anao rhf anao fa resaho hoe inona ny olana eo aminareo, satria vao maika mampitombo olana ndray zany fampirafesana zany satria mety tsy fantatrao tsony avy eo hoe iza ndray no tianao @ izy roalahy.

Dia aza kivy fa mahereza ianao raha teo mbola tanora, mbola zvt be d be no hiainana za aza mbola antitra noho ianao mbola tsy kivy.
Farany kely fotsiny : l'humour m'a bcp aidé dans ma guérison et il faut savoir rire de soi-même et positiver ses défauts
26. tsiafoi1 ( 27/02/2008 05:48)
1-Eto an-tany feno fitaka, ary ny olombelona koa torak'izany, satria misy hery roa mifanandrina hatrany eo aminy, de ny Tsara sy ny Ratsy.

2-Noho izany mba hanovozanao hery hiatrehana izany ady izany sy hampandresena ny Tsara, ka tsy hahavoafitaka ny fo sy ny saina intsony, de MITODIHA @'ANDRIAMANITRA, @'ny fo tsotra sy feno fanetren-tena lalina. Ataovy @'ny fo izao vavaka izao :"Andriamanitra o, manomboka izao tantano ny fiainako3

3-Tsarovy fa vehivavy ianao, any aminao ny fanalahidin'ny fitiavana. Tohizo hatrany ny fikolokolona ny beauté physique aloa, ny beauté intérieur tsy azo atao ambanin-javatra (sincèrité, gentillesse, douceur, sexy)
27. xxx ( 27/02/2008 07:58)
mitady fanampiana ianao de tamy aho .tsy vahaolana ny famonoantena fa hakanosana .raha mbola olombelona ianao tsy maintsy misedra ny mafy ary tadidio tsara fa tsy dia mety loatra ny mi insiste rehefa milaza ilay olona fa tsy mety intsony ny hiarahanareo ny mijanona no mety ianao vhvv izy lhl ianao ho lany fotoana eo fotsiny nefa izy efa tsy misaina anao intsony ary fadio ny manao sorona ny tena @ resaka fitiavana fa sao d hanimba ny ho avy manontolo. mety aminao koa ny somary tsy dia manantena valiny sy vokany raha miaraka amin'ny olona iray fa zary lasa tebiteby sy aretimpo ho anao izany fa ny anjara d tsy miolana fa tsy maintsy ho avy fa tsy izay tianao no ho tanteraka fa manantena mandrakariva ny anjaranao avy amin'Atra dia mahereza mivavaka baye
28. libys ( 10/04/2008 18:50)
aza mamono tena fa miandrasa izay anjara. mivavaha dia aza zatra mizara entana @ lehilahy izay milaza fa tianao. lehilahy ity mikôzy ity; courage leitsy zandry e. :wink:
29. rasol ( 14/04/2008 16:14)
tsy solution zany mamono tena zany na tena vodona be mitsy ary eo @ fiainana aleo mitraka foana ra azo atao r'ise ah ary aza dia tia milalao fitiavana sy de midegadegany @ io fa sao simba eo MAHEREZA RY ZANDRY KELY AH!
Bandy aho manoratra @nao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.39