Fitiavana
badboy
(
18/07/2008 10:58)
Tsy haiko hoe iza ilay mpanoratra fa dia ity no nomeny:
[b]Vie de couple
Sept conseils pour faire rimer amour et toujours
Disputes, infidélité, routine... la vie à deux n'est pas un long fleuv...
suite
répondu par papounette le 28/07/2008 11:51
nyeja
(
17/07/2008 09:29)
Andriamanitra ô ,
Fantatry ny saiko,
kanefa dia antenaiko
Satria ny foko dia hitolona
Amin’ ilay olon-tiako ...izay efa vadin’olona .
Fantatry ny saiko
Ary efa diso haiko
‘re...
suite
répondu par xxx le 23/07/2008 18:24
endrika01
(
12/07/2008 05:42)
Raha araka ny vaovao androany ao @Gazetiko ao.Dia tena tsy mendrika mintsy amiko ,ny zava-bitan izy mivady ireto.Izay tranga niseho tany Vohémar tany.Aiza ve de izy mivady izao mintsy no niray tetika...
suite
répondu par tiff le 04/10/2008 12:01
xxx
(
11/07/2008 07:29)
Mirahaba antsika rehetra
Izaho de manana olana ka mba tiako ho vahana eto ilay izy
Izaho dia tovovavy mddn ny 30 taona niaraka t@olona zandriko heritaona , nanomboka ny taona 2000 no niaraka teny f...
suite
répondu par xxx le 30/08/2008 08:44
ni81
(
11/07/2008 06:29)
Rehefa misy vehivavy tsy manambady, nefa efa somary dila ny fotoana hanamabadiany dia nolazain'ny fiaraha-monina fa hoe lany zara :roll: . Ny sasany anefa mety ho safidiny no tsy nanambadiany satria e...
suite
répondu par Endrika3 le 27/04/2017 11:09
orona
(
10/07/2008 07:15)
isika gasy ve no diso mitana fomban-drazana loatra sa ahoana?? Tokony mba omena alalana hivady ny lhl refa mifankatia --- Tsisy idiran'ny afa mitsy ny fiainatokatranony --- koa nahoana no rarana tsy i...
suite
répondu par namana2008 le 29/07/2008 12:18
badboy
(
03/07/2008 15:41)
Rehefa tsy tanika tsony ve ilay kôfa de atsipin'ilay sipa satria tsy hanao raha tsony???? :^) :^) :^) :^) :^) ...
suite
répondu par yonikafopl le 12/07/2008 19:54
rastafarai
(
01/07/2008 11:28)
Refa saro-piario énao d lazain'ny olona fa tsy manana fahatokisana,tsy saro-piaro énao lazainy tsy miraharaha...Tsy azoko intsony we inn ny tena marina @ ty fitiavana ty ry reto :roll: ...
suite
répondu par niry2007 le 17/07/2008 12:27
Belami
(
01/07/2008 08:29)
" Le coeur d'une femme est un océan de secret "
marina ve zany ry zavavy isany ??? :wink: ...
suite
répondu par jobamilay le 01/08/2008 01:16
badboy
(
28/06/2008 09:55)
Rehefa ambony kidoro (na antoerankafa) ny mpifankatia dia mamoaka feo : "plus fort, c bon, plus vite, encore ....". Tsy tafa ilay kozy ve raha avadika @ teny gasy ka atao hoe "ataovy mafy, tena tsara...
suite
répondu par cartina le 14/07/2010 16:54
minoulavitra
(
26/06/2008 10:52)
Ho anareo efa ela nihetezana ka lava volo, mba omeo sosonkevitra hibanjinana anlé oé Fitiavana mandrakizay @ samy mpivady. Mampalahelo manko lé mahita ireto mpivady "voatery" mandroso mangataka fis...
suite
répondu par brado le 08/07/2008 12:49
lazounet
(
25/06/2008 09:31)
[quote]1. Mpandefa : sakaizakely [ Valio ] 05-06-2008 14:38:51
Lohateny : Re : Mots d'amour
misy mahay manavesatra ny dikany na tsy miteny aza ?[/quote]
Mila miteny ihany fa amafisina fotsiny ...
suite
répondu par brado le 08/07/2008 12:37
laotsy
(
23/06/2008 22:37)
Mino za fa mba efa mpazo ny rht zany e!
ny tiko lazaina de zao oe : ny tina matetika tsy tia, nefa ny hafa tsy eritreretina nefa tia. D aôn ny eritreritry ny maro @zany kay!...
suite
répondu par laotsy le 17/07/2008 21:37
diamondra27
(
23/06/2008 22:32)
répondu par RATOVOARY le 10/07/2008 08:03
rebeccaF
(
21/06/2008 12:03)
Tsoriko aloha fa izaho dia momba ny fampiasana ny kapoty raha mpivady no mampiasa azy. Izany hoe ao an-tokan-trano.
Tsy izay anefa no tiako hitondrana ny ady hevitra fa izao:
- Fitiavana ve no m...
suite
répondu par ari.malala le 03/07/2008 06:58
naritsimba
(
19/06/2008 10:37)
Miarahaba antsika namana rehetra!
Ity dinika soratako eto ity dia nodinihana avy amin'ny fombam-panambadiana Malagasy, fomban'ny fanambadiana ao @ Testamenta Taloha ary ny fanambadiana Kristiana. Aso...
suite
répondu par naritsimba le 01/07/2008 05:18
xxx
(
19/06/2008 07:58)
Miarahaba anareo rehetra!!
Voaresaka teto foana ny hoe SIPAKELY miaraka amina LEHILAHY LEHIBE!!
Fa ahoana kosa mba evitrareo raha toa ka ilay lehilahy zandrin'ilay vehivavy dimy taona. Tokony hampio...
suite
répondu par xxx le 21/07/2008 23:58
Belami
(
17/06/2008 21:18)
Mety hivadika obsession ve ny fiarahana virtoaly :?: :?: :?: ...
suite
répondu par xxx le 21/08/2008 11:57
rakapy
(
17/06/2008 03:32)
Ahoana indray no mba fahitanareo ireny sipa kely mbola tena tanora ireny nefa miaraka @ rangahy efa zokiny lavitra be. Ilay sipa kely @ io rehefa mihiditra fivarotana dia manangona izay akanjo izay t...
suite
répondu par ari.malala le 23/06/2008 10:31
badboy
(
16/06/2008 09:17)
Misy fiantraikany ve ny fanambarana hoe tiako ianao? (l) ...
suite
répondu par kiadi le 17/06/2008 16:42
