Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i soanja, milahatra araka ny daty
soanja
(
10/03/2009 16:46)
Tian'Andriamanitra ve ny hanihany/ mihanihany?
Ny hanihany dia isan'ny fomba hanalana tahotra sy hanalefahana ny fifandraisan'olona roa na maro hilanto sy homora. Hanihany tsy hanambaniana ny hafa anefa na hoe hanapotehana ny hafa na hanisy ratsy ...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 11/03/2009 21:52
soanja
(
09/03/2009 00:45)
Bonbo Gasy- Hazavao hoe ny dikan'io hira io?
Misy an'ity hiran'i Lolo sy ny Tariny ity. Mihaino aho fa tsy azoko ny tiany tenenina. Azafady anie mba azavao zay mba mahalala. Raha teny ratsy dia aza soratana fa ataovy hoe teboteboka sns... miezak...
tohiny
novalian'i soanja ny 01/09/2009 00:53
soanja
(
07/03/2009 21:14)
Maninona ianao no misy?
Araka ny hevitrao inona no nahatonga anao teto an-tany? Teraka ianao satria nahoana? Efa nomanin'Andriamanitra ve ny fisianao? Raha nomaniNy dia satria nahoana? Nahoana no ianao no nateraka fa tsy i R...
tohiny
novalian'i soanja ny 17/03/2009 04:45
soanja
(
06/03/2009 05:18)
Resaka kapoty/ fanabeazana aizana- hatraiza ny fetrany.
Na mbola tsy vita aza ilay resaka Etanizia dia aleo jerena indray ny hevintsika momba ity iraika lahy ity:[b]Ny fimailo[/b]. Ilaintsika ve io sa tsia???
Ekenao ve ny fanabeazana aizana tompoko?
O...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2009 21:31
soanja
(
05/03/2009 00:41)
Sendotra lava
Maninona isika no mora sendotra ka hanangam-bovona lava rehefa mi-forum na amin'ny fiainana andavanandro?
Natao hifanazavana sy ifampianarana ary ahafantarana ny hafa anie ny Forum. Azo atao tsara t...
tohiny
novalian'i soanja ny 13/03/2009 14:57
soanja
(
26/02/2009 02:30)
Alohan'ny hidobohan'ny ampongam-pitiavana?
Manontany tena aho mandinika ny mpianatro, ireo izay 8 taona ka mananika ny faha 11 taona eo aloha no resahiko eto. Inona ary no tsapany alohan'ny hilatsahan'ny varatry ny fitiavan-dehibe ao ampontsi...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 09/03/2009 07:37
soanja
(
23/02/2009 01:06)
Raha hofaty ianao tsy ho ela.....
Inona avy ny tianao atao alohan'ny hitrangan'izany??? Nofinofy?? sy ny hafa maro? Izy Atra nilaza taminao fa tsy handeha ianao hiala eto antany ny vola anananao tokoa amin'io? ...
tohiny
novalian'i belakely ny 03/03/2009 01:33
soanja
(
22/02/2009 19:30)
Ireo karazam-PAHOTANA?
Inona no atao hoe Fahotana? Inona tokoa moa no heverintsika fa Fahotana?
Avy aiza no nipoiran'io ary nahoana io no manjaka eo amin'ny fisainan'ny olombelona ny fisiany? Misaotra ho an'izay handray a...
tohiny
novalian'i coopsal ny 05/03/2009 14:02
soanja
(
21/02/2009 16:02)
Arabaina tongasoa ny vahiny ry Dailynews
Miarahaba an'i Dailynews tongavahiny kely. Mirary soa indrindra ho anareo ary maroroa taiza. Hitombo hatrany anaty fifaliana sy fahendrena ary fahatontosana feno anie ny fara mandimby!
Soanja tsy ...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 22/02/2009 07:49
soanja
(
21/02/2009 00:51)
Boky misy ny Code Noir sy Boky La Rue Case Negre/ film
Azafady indrindra sao mba misy mahita ireto boky ireto mora ianareo any amin'ny boky tonta any Frantsa any na any Eropa. Raha mahita dia mba hilazao aho fa mba te hividy. Tsy te hividy lafo aho izany ...
tohiny
novalian'i soanja ny 23/02/2009 23:09
soanja
(
20/02/2009 05:42)
Zany ka fahitana!
Wowwwww!!! Mitoria ny mahalehibe anao ry Lanitra. Omeo ny momba anao. Alenteho lavidavitra ny masonay hanakatra ny momba anao! Zany ka fahitana!
http://news.yahoo.com/s/afp/20090219/sc_afp/sciencespa...
tohiny
novalian'i soanja ny 22/02/2009 19:08
soanja
(
16/02/2009 03:25)
Eritreritra mandalo
Ombay fanadinoana kely anie ny olana mitranga ara-politika ao Madagasikara sao izay no mba hanampy antsika tsiraidray handinika ny ho avy haharitra sy hanan-danja. Aleo ny tantara sy ny zava-misy no h...
tohiny
novalian'i Belami ny 16/02/2009 09:54
soanja
(
13/02/2009 20:50)
FFKM afaka hitondra ny firenena ve?
Asa fa mba zavatra nandalo tao an-dohako tato hoe;
Efa somary leo an-Ra8 ny olona rehefa dinihina. Tsy manana olona mendrika hitondra eo anefa isika ka vonona handray an-tanana eo no ho eo raha ny...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 14/02/2009 08:56
soanja
(
12/02/2009 08:07)
Pizza
Misy sakafo tsy mba mety tiako fa ity Pizza ity dia tena tsy mety voako mihitsy. Ny mampiferin'aina ahy anefa dia rehefa miara mivoaka izahay mpinamana rehetra dia Pizza foana no tena hanin'izy ireo n...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 08/05/2009 20:45
soanja
(
11/02/2009 23:09)
Ndao jerena akaiky ity fehezan-teny ity
Matio 4:1
1 Ary Jesosy dia nentin'ny Fanahy nankany an-efitra, mba halain'ny devoly fanahy.
Manohy ny resak'i Nyrina atsy ambadika aho momba an'io. [b]Fanahy inona[/b] izany no nitondra an'i J...
tohiny
novalian'i soanja ny 22/02/2009 19:20
soanja
(
10/02/2009 09:50)
Aiza ny lavaka no dia izao no zava-misy?
Ny olantsika?
- Dia ny tsy fahampian'ny fianarana ambony ao Madagasikara momban'ny siansan'ny fiarahamonina sy ny politika hany ka zary mampiasa izay kely hay momban'izany teo am-pitiavana azy sy ...
tohiny
novalian'i leboda ny 10/02/2009 11:28
soanja
(
07/02/2009 15:07)
Vavaka ao anaty savorovoro.
Hitoetra aho ary hivavaka:
"Tompo o, ataovy ho fantsom-pitoniana avy aminao ny tenako, ka izay misy fankahalana dia aoka hitondra fitiavana aho... izay rehetra misy tsy fetezana, dia aoka ho fanah...
tohiny
novalian'i soanja ny 10/02/2009 06:32
soanja
(
06/02/2009 16:37)
Konfesy online
Azafady indrindra fa mba misy zavatra manitikitika ahy mafy momban'ny konfesy. Avantako amin'ny Katolika ny fanontaniako ary azafady tsy hanimbazimba velively ny antony hanintaniako an'io fa mba liana...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 09/02/2009 16:16
soanja
(
24/01/2009 15:30)
Fanakonan-tany avy amin'ny volana/masoandro- Hita ao Mada
Ho antsika tia mibanjina ny lanitra. Hanakona ny tany amin'ny masoandro indray ny volana amin'ny alatsinainy izao. Koa raha mahatsapa hoe maizina tampoka ny andro dia tsy faraandro akory izay fa vaota...
tohiny
novalian'i soanja ny 31/01/2009 07:11
soanja
(
22/01/2009 14:27)
Manankarena VS Mahantra
Afaka fakafakaintsika eto ve nahoana tokoa moa ny manankarena no tsy tafiditra amin'io fanjakan'Andriamanitra resahina io raha toa ka misy manankarena nisasatra mafy izy ary niezaka, nanao ny ainy tsy...
tohiny
novalian'i soanja ny 07/03/2009 12:21
