Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i soanja, milahatra araka ny daty
soanja ( 22/01/2009 01:17)
Zany Ka biby!
Dia arabaina indray izany isika fa nitombo ny isan'ny fianakaviamben'i Lemurs. Moa va tsy mampite hanongotsongo ity vao menavava ity! http://www.dailymail.co.uk/news/article-1126126/Pictured-The... tohiny
novalian'i maya ny 31/01/2009 16:09
soanja ( 11/01/2009 19:07)
Boantamo
Ny Boantamo, Misy mahay manamboatra an'io ve eto azafady. Misaotra mialoha. Raha misy tsy mahalala an'io dia sakafo haninkanina vidiana eny amoron-dalana any Diego izy io ary tsy diso aho dia namb... tohiny
soanja ( 19/12/2008 08:37)
Soa fa misy ity serasera ity
Na dia mbola vozake aza ty vatako dia tsy haiko ny tsy haneho ny fisaorana fankatelemena ny Serasera nampitohy ahy tamin'ireo namako marobe izay nihaona sy nandray ahy ary nanome ny mamy indrindra tam... tohiny
novalian'i xxx ny 10/04/2009 15:53
soanja ( 05/11/2008 06:21)
Hatsarana tsy misy toy izany androany!!!!!
Isaorako anao nanohana sy nandray. Ny finoana fa ho iray! Ka hotanteraka ilay faniriana Izay efa ela niafiana. Asa mafy tsy azo an-tsaina Fa ho reherehan'ireo miaina. Tsy ho firenana iray ihan... tohiny
novalian'i tywa68 ny 10/11/2008 07:52
soanja ( 01/10/2008 04:19)
Mpamokatra Menaka Ylang Ylang- Nosy Be sy ny hafa.
Mbarakaly, Misy namana eto ve afaka mampifandray ahy amin'ny mpamokatra na mpivarotra na manao asa mifandray amin'ny EO Ylang Ylang ao Nosy Be. Mpamokatra menaka coco ao Antalaha sy Sambava. Na m... tohiny
novalian'i TTiana ny 21/01/2009 19:24
soanja ( 16/04/2008 16:50)
MASINA- Ny fahamasinana
Betsaka ny resaka teo momba ny hoe nahoana no antsoina hoe Masina ny zavatra, teny, toerana ary hevitra iray. Masina ny zavatra iray dia noho ny fahatsapana avy amin'ny olombelona na Andriamanitra ... tohiny
soanja ( 12/04/2008 21:52)
Mitady slow e!
Tsy haiko ry zareo fa mitady holasa adala aho mihaino an'ity hira ity. :( :( Manina be ny fotoana ny nahasomaravo ahy. Aiza ary izy izay! Tsiahy sisa! Misaotra an'i Rossy nameno ny hatanoranay ... tohiny
novalian'i soanja ny 14/04/2008 06:32
soanja ( 09/04/2008 05:07)
Ilay Fiangonana tsy manan-drindrina.
Tany amboalohany dia tao anaty natiora no nanompoan'ny rehetra ilay andriamaniny. Io no fiangonana voalohany nisy ary natetika naneho ny momba azy tokoa Andriamanitra tamin'izany. Taty afara anefa d... tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2008 22:14
soanja ( 30/03/2008 15:41)
Mitady contact- ny BushProof ao Dago
Hono hoy aho azafady sao mba misy mahalala ny tel na contact email na adiresy azo ifandraisana amin'ity [b]kaompania Bushproof[/b] ity ianareo azafady any Madagasikara? Misaotra mialoha. ... tohiny
novalian'i soanja ny 31/03/2008 20:11
soanja ( 23/03/2008 02:06)
website mpivarotra sakafo Malagasy
Hono hoy aho sao mba misy mahalala websites na toerana azo hanafarana/ hividianana labiera, divay na rhum djamanjar novokarina avy any amintsika azafady. Nijery tao amin'ny au zoma aho fa tsy mahita... tohiny
novalian'i bazylou ny 31/07/2008 22:14
soanja ( 22/03/2008 15:10)
Miaky anao aho ry tovolahy!
Raha mba toy izao avokoa ny tanora dia mivoatra ny firenena : afaka mamoaka ny heviny tokoa ary afaka mamoaka ny antony anohanany izay tohanany! http://www.youtube.com/watch?v=kica8hmSdAM&feature... tohiny
soanja ( 02/03/2008 15:23)
Rambon'omby
Miala any indray ny vahiny. Rambon'omby no misy. Sao mba misy mahalala ny fikarakarana an'io azafady. Efa vita madio tsara sady efa voatetika ilay izy fa le re7 no mba ilaiko hoe inona ny tsara afanga... tohiny
soanja ( 26/02/2008 20:24)
Inona moa no atao hoe Sampy?
Ny Sampy dia avy amin'ny teny hoe "Asampy" no nipoirany. Ny Sampy izany dia zavatra apetraka eo an-tsoroka ary iny no itokisana rehefa misy aleha na misy atao satria iny no Andriamanitra ho azy. ... tohiny
soanja ( 24/02/2008 04:59)
Ny Buddhism
Cutie indro ary, :) BUDDHISM Fampidirana Ny "fahitana" na act of "seeing" dia manana ny toerana tokoa amin'ny tantaran'i Bodisma ka amin'ny alalan'ny sary (visual imagery) no entiny mampita... tohiny
novalian'i cutie ny 12/03/2008 17:16
soanja ( 23/02/2008 15:37)
Inona no ilana ny fandalinana ny baiboly.
Voalaza ao anatin'ny [b]Ohabolana 1:5-6[/b] 5 [b]Aoka ny hendry hihaino ka hitombo saina; Ary aoka ny manam-panahy hahazo fitarihana tsara;[/b] 6 Hahafantarana ohabolana sy fanoharana Ary ny ... tohiny
novalian'i prime ny 28/02/2008 12:41
soanja ( 22/02/2008 04:58)
Iza no vadin'i Kaina? #2
Tsy tadidiko efa nisy namaly ve io azafady sa ahoana? tsy arako tsony manko izay forum efa lasa fa mba te hahalala aho raha mahavaly an'io izay milaza fa feno ny baiboly eny ampelatanany.... tohiny
novalian'i sasasasa ny 09/03/2008 15:45
soanja ( 19/02/2008 08:18)
Ilay voadingana.
Misy an'ity soratra ity izay mitondra zavatra goavana tokoa- dia ny Trinite masina- saingy nisy voadingana ny teo ampovoany. Aiza ary Erasmus hamerina ny zavatra nodinganiny teo ampadikana teny avy ta... tohiny
soanja ( 18/02/2008 23:47)
Fantaro ny momba anao sy Planeta.
Variana dia variana ny momba anao aho Raolombelona. Manaitra ahy ny fijoronao ary manintona ahy ny asanao. Tsinotsinona tokoa aho manoloana ny teo aloha ary adidiko ny mikajy ny hatsaran'izay nome... tohiny
novalian'i soanja ny 19/02/2008 08:31
soanja ( 15/02/2008 14:51)
Thecla na Thecle
Namaky ny tantaran'i Thecla sy ny fifandraisany tamin'i Masindahy Paoly aho dia variana tokoa. Raha mba nampidirina tao anaty baiboly mantsy io tantara voasoratra io dia tena betsaka tokoa ny vehiv... tohiny
novalian'i soanja ny 24/02/2008 22:19
soanja ( 14/02/2008 14:32)
Be my Valentine's!
Hatolotro anao ity satria fety androany ho antsika! (l)(l)(l)(l) nefa efa fantatrao fa tsy ny feo hivoaka ny vavako ny hahafehy azy! http://youtube.com/watch?v=cltyYa-B1tE&feature=related... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.036