Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i soanja, milahatra araka ny daty
soanja ( 20/09/2009 13:09)
Ny Fahafatesana
Tsara ve sa ratsy aminao ny fipetraky ny fahafatesana amin'ny fiainantsika olombelona? Omeo ny hevitrao raha sitrakao. Alefaso ny tsimpona fa tsy manahy. ... tohiny
soanja ( 15/09/2009 04:08)
I Marcion sy ny namany hafa
i Marcion, Ity lehilahy ity izany no isany nandamina ny soratra tao amin'ny baiboly ary nianatra manokana momba ireo epistily nosoratan'ny apostoly maromaro taloha'ny nametrahana ny Testamenta Vaovao ... tohiny
soanja ( 09/09/2009 15:00)
09-09-09 andro iray tsy toa zato na arivo
WAOWWWW hafaliana be ny ahy fa androany kay ny 09-09-09! am 9 ora marina aty aminay! Arabaina daholo zany isika rehetra nahatratra ity andro ity. Tsy misy zavatra hoe hinoako akory momba an'io n... tohiny
soanja ( 08/09/2009 22:36)
Inona moa ny faniriantsika Xtianina
Amiko ny faniriantsika Xtianina dia ny hiombona ao amin'ny Tompo ary indrindra hiezaka hampita izany fitiavana feno izay nampitain'i Jesoa Krsity tamintsika ho modely lalandava na ho anao izany na ny ... tohiny
soanja ( 01/09/2009 00:14)
Ny hazo fahalalana ny tsara sy ratsy.
Araka ny voasoratra ao amin'i Genesisy 2- Baiboly 8 Ary Jehovah Andriamanitra nanao saha tao Edena tany atsinanana, ka napetrany tao ralehilahy izay noforoniny. 9 Ary nampanirin'i Jehovah Andria... tohiny
novalian'i soanja ny 12/09/2009 00:15
soanja ( 28/08/2009 22:48)
Ilay anjara: Nosy kely/ gidro/ lehilahy iray/ vehivavy iray
Raha sanatria kosa aloha ka rendrika amin'ny nosy kely iray ny sambo iray ka olona roa no velona tao; lehilahy iray dia vehivavy iray. Mety tsy hisy ahita sy hitady ireo mandritra ny taona maro. Tsy m... tohiny
novalian'i Koditra ny 05/09/2009 13:42
soanja ( 13/08/2009 19:36)
Ilay Andriamanitra resahina matetika eto ve Andriamanitra?
Variana tokoa aho mandinika ny fahazahoantsika an'Andriamanitra. Ilay Andriamanitra dia averimberintsika eto fa masiaka be, hamono, handringana, tsy maintsy hilavo lefona isika aminy, hotsarainy isika... tohiny
novalian'i soanja ny 25/08/2009 13:34
soanja ( 09/08/2009 23:24)
Maputo izay Mampitony
Miarahaba ny vahoaka Malagasy rehetra izany tamin'iny dinika sy fifanarahana vita tany Maputo iny. Enga anie hitondra fanantenana ho an'ny rehetra ny vokatra avy tany, hitondra filaminana sy fitonian... tohiny
novalian'i Hinagasy ny 10/08/2009 03:10
soanja ( 07/08/2009 02:50)
Ny VINTANA ( Finoana Malagasy- Soanja)
[b]Ny maha-Silamo ny Ntaolo Malagasy[/b] Araka ny fikarohana nataon'ireo mpandalina ny tantara dia efa tamin'ny taonjato faha 13 no nitsangana ny moske silamo voalohany tao Madagasikara ary tao a... tohiny
soanja ( 13/07/2009 07:52)
Ny Zanahary (Finoana Malagasy-Soanja)
Fintiniko eto ny fomba fijerin'i Ntaolo ny atao hoe Andriamanitra na Zanahary aminy, raha tohizantsika ny dinika tery ambany. Tsy voatery ho io no tena izy fa io no fanadihadihana nataoko momba ir... tohiny
novalian'i soanja ny 28/07/2009 13:11
soanja ( 07/07/2009 15:17)
Ny Ntaolo sy ny Tontolo- tohin'ny dinik' Itaramasoandro.
Ny NTAOLO sy NY TONTOLO IAINANA REHETRA MISY. (Finoana Malagasy- Soanja) [b]Inona moa no nahatonga ny teny hoe «Ntaolo»? [/b] Ny Ntaolo dia avy amin’ny teny hoe « Ny Tao Aloha», izay olona... tohiny
novalian'i Aminata ny 16/07/2023 19:56
soanja ( 18/06/2009 22:38)
Ny mahagaga momba ny mpino sasany tokoa
Dia ny mahita foana fa ny hafa no ho very ary izy no manana ny fahamarinana sy mahita ny tsy hitan'ny olona. Mahalala antsakany sy andavany io baiboly io. Dia milaza foana izy ireo fa izy ireo no hoa... tohiny
novalian'i Koditra ny 04/07/2009 01:49
soanja ( 16/06/2009 14:24)
Ireny otran-tsinoa ireny ve
misy resaka hafa ao ambadika sa tsia? Nentiko tany amin'ireny mpanotra sinoa (oil massage- acupuncture) malaza mahay sns.. ireny ny vadiko satria tsy nahavita nanotra azy aho fa mba tiako hiova tan... tohiny
soanja ( 10/06/2009 23:09)
Ny fitiavana sy ny firaisana ara-nofo.
Ndao horesahintsika ny fifandraisan'ireo amintsika olombelona ary ny mba hananterahantsika ny fikasan'Andriamanitra raha nomeny ireo fahafahana roa ireo isika, izay tena mifaningotra tokoa ny fahitako... tohiny
soanja ( 10/06/2009 02:38)
Efa nisy nandray bibilava ve ny mpino eto?
Araka ny voalaza ao anaty baiboly, [b]Marka 16:17-18[/b] 17 Ary izao famantarana izao no hanaraka izay mino: hamoaka demonia amin'ny anarako izy; hiteny amin'ny fiteny izay tsy mbola hainy izy; ... tohiny
soanja ( 04/06/2009 06:04)
Fangatahana Visa hivoaka ny tanindrazana
Nisy tokoa izany fotoana izany. Tadidiko ny ahy fa nangovitra hatrany amin'ny fara-tsainaibe. Ho azo ve ilay izy sa tsia? Ny ahy moa izany tamin'izay tonga dia hoe "TSY EKENA!" no azoko fa nivarahonts... tohiny
novalian'i soanja ny 11/06/2009 23:35
soanja ( 01/06/2009 09:46)
Hatraiza ny fetra amin'ny fanoroana hevitra olona?
Mahavarina ahy fa isika olombelona rehefa hanao ny zavatra mahasarika ny fontsika sy ny saintsika dia roboka tokoa matetika tsy ampiheverana na ampiheverana manao izany satria izay no mahaolombelona a... tohiny
novalian'i ni81 ny 04/06/2009 05:46
soanja ( 23/05/2009 12:34)
Fandraisana/ fanofanana mpiasa
Hono hoy aho azafady. Raha amin'izao kirizy isan-karazany mianjady amintsika ao Madagasikara izao dia inona no tokony atao manoloana ny fanampiana ny olona 100 raha hanofana azy ireo hiasa na hianatra... tohiny
novalian'i soanja ny 16/06/2009 04:40
soanja ( 08/05/2009 00:19)
Ny 21 Dec 2012
Araka ny famakafakana ireo faminaniana isan-karazany izay efa nisy, indrindra ny zavatra nitranga izay hita tamin'ireo faminaniana ireo ka nitranga tokoa. Dia nilaza ny mpahita zavatra alohan'ny fotoa... tohiny
novalian'i gasyjean ny 27/06/2009 22:20
soanja ( 28/04/2009 19:48)
Ny antony hitiavana olona iray ka hanambadiana azy.
Betsaka miverimberina eto tokoa io resaka vola sa fitiavana io ary ny mahagaga dia tezitra be tokoa ny ankamaroantsika olombelona raha vao mahalala hoe vola no itiavana ny olona iray fa tsy hoe ny to... tohiny
novalian'i ilalaina ny 21/07/2009 13:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.616